Liste des messages
Liste des messages, inserés par bida, par ordre de date
bida
(
14/04/2008 19:41)
VARY
Efa misy fepetra ve azo ampiharina mivantana ho any firenena malagasy raha tojo ny crise momba ny vary toy ny mahazo ny firenena hafa (Inde, Haïti, ...) ???...
suite
répondu par soanja le 24/09/2009 03:13
bida
(
14/04/2008 19:39)
VARY VARY VARY
Hiaraha-manaraka ny vaovao eran-tany momba ny crise na vary, inona no hitranga raha tena midona @ Madagascar io crise io satria na hisy aza hiakatra be ny vidiny. Inona ny soso-kevitra azo hamahana na...
suite
répondu par mandrindra le 16/04/2008 18:19
bida
(
14/04/2008 19:18)
Lubrifiant @ préservatif
Misy vehivavy vitsivitsy @ faritra vitsivitsy any dago mampiasa ilay lubrifiant @ kapôty iny hosorana @ volo fa hoe mahatsara volo ilay izy, mandrovitra kapôty maromaro amin'izay fotoana izay vao ma...
suite
répondu par ari.malala le 22/04/2008 11:36
bida
(
07/04/2008 21:22)
Natao hotohizana ity tononkira ity
Vata vy nidiny gadànà
no nanangonany fananana...
suite
répondu par mmmhh le 08/04/2008 12:20
bida
(
04/04/2008 21:00)
Tripy
Ny tripy le mbola maintimainty ireny hono matsiro kokoa noho izy efa voadio fotsifotsy. Ahoana ny fandraisanareo anizany ?...
suite
répondu par pseudo38 le 29/07/2008 17:32
bida
(
17/03/2008 22:48)
Tsy mety misokatra ny Windows
Mila hevitra kely :
Inona ny antony mahatonga ny ordi, velonina dia tsy mety misokatra ny windows fa juste le page voalohany iny fotsiny, ilay mampiseho ny marque nilay ordi fotsiny no misorara tsy m...
suite
répondu par khoto le 23/03/2008 15:42
bida
(
16/03/2008 23:45)
lasopy sokrila
mba mila hevitra aminareo, ahoana ny fikarakarana lasopy sokrila satria spécialité gasy io no fiheverako azy...
suite
répondu par pseudo38 le 14/06/2008 15:39
bida
(
15/03/2008 22:56)
Tselatra
"Tselatra" misy antony ve ny tsy hisiany Concert Tselatra mihitsy aty France ? Efa elaela ihany manko raha tsy diso ny fahalalako no nisy izany taty...
suite
répondu par bida le 22/03/2008 22:03
bida
(
15/03/2008 22:12)
Bononoka
Mahafantatra bononoka ve ianareo, tsara ny tsirony fa somary misy fofona kely. Iza no tia, ary mety misy karazanjavatra hafa ve azo hafangaro aminy hahatsara azy sy hanome fofona manintona kokoa?...
suite
répondu par nyainarindra le 07/05/2009 16:23
bida
(
11/03/2006 22:12)
Eric_Tselatra
Mety ahazoana adresse ny Eric ve eto na mail.
Ary lery ve tena lasa mpino tsara mihitsy sa hira fotsiny e???...
suite
répondu par PAQTE le 18/04/2006 05:39
