Tsy mety misokatra ny Windows

1. bida ( 17/03/2008 22:48)
Mila hevitra kely :
Inona ny antony mahatonga ny ordi, velonina dia tsy mety misokatra ny windows fa juste le page voalohany iny fotsiny, ilay mampiseho ny marque nilay ordi fotsiny no misorara tsy mety miova (ohatra hoe Acer, na Dell ...) ela be eo. Dia mpihana tsy mety maty le ordi raha tsy vonoina ny alimentation courant.
Dia inona no azo atao mba ahafahana minokatra ny windows?
novalian'i khoto ny 23/03/2008 15:42
2. agoago ( 18/03/2008 12:04)
Ny anay koa manana io problème io mihintsy androany
3. xxx ( 18/03/2008 13:44)
mila jerena ny reglage bios,na sokafy fa sao dia tsy mipetraka tsara ny disc dur ( lé nap io lazaiko io) dia tsy hitany,alana dia tsofy fa mety misy vovoka, dia averina apetraka, diovy matetika ny pc fa feno vovoka ao anatiny ao rehefa ela ny ela.
4. tslem ( 18/03/2008 14:07)
ary sao d efa antitra be kosa lé izy d mila soloina e! :°)
5. penina ( 18/03/2008 15:56)
Na ilay disque dure no simba, na ny systeme d'exploitation no tsy installe tsara, na ny bios no tsy mahita hoe aiza no haleha voaloha.

Peo amin'ny cd bootable dia ho hita eo hoe hitany ve iny.
6. khoto ( 20/03/2008 16:42)
Bjr;
Hatraty io aretina PC io!ary tsy iray fa 2 be zao!Virus fahalalako azy io satria avy ni sufr aho dia nampiasa Cle t@ zay dia nametaka azy t@ ireo PC ireo!
Ampitso voa ny iray (OS Windows 98), taorian'iny voa koa ny iray (Win XP) hatr@ zao hitadiavana hevitra sao mba misy efa nahita?Efa noreparena t@ CD WinXP ilay farany fa tsy tafa!Tsy tiako re installer na satria manana logiciels tsy misy CD efa ao anatiny ahoo izay ho very!
Ampio azafady
Misaotra betsaka
7. ds ( 21/03/2008 13:14)
khoto:

Bjr;
Hatraty io aretina PC io!ary tsy iray fa 2 be zao!Virus fahalalako azy io satria avy ni sufr aho dia nampiasa Cle t@ zay dia nametaka azy t@ ireo PC ireo!
Ampitso voa ny iray (OS Windows 98), taorian'iny voa koa ny iray (Win XP) hatr@ zao hitadiavana hevitra sao mba misy efa nahita?Efa noreparena t@ CD WinXP ilay farany fa tsy tafa!Tsy tiako re installer na satria manana logiciels tsy misy CD efa ao anatiny ahoo izay ho very!
Ampio azafady
Misaotra betsaka


Ilay izy ve misokatra ny XP dia avy eo mikatona ho azy (session connexion/deconnexion). Omeo fanazavana misimisy fa mbo vokansy androany :)
8. khoto ( 22/03/2008 06:31)
Bjr;
Misaotra bs a!
Midémarre ny bios, midémarre koa ny WinXP (i e misy ilay page de démarrage misy soratra : m page mainty miarak@ sigle Micros Win Pro . avy eo tonga eo @ miditra session hanokatra Bureau @ zay dia mikatso tsy misy afatsy Fond d'écran Bureau tsy misy n'in nin" aloha t@ voalohany de "Patienter svp" taty aoriana!Vonoina @ bouton On Off vao maty fa tsy mahita clavier sy souris!
Izay ilay izy fa manantena fanampiana!CD 3 @ Win XP no niezahana ni réparer na azy fa tsy miova!aloha hatr@ anio!
Misaotra mialoha.Mazotoa nmn rehetra tratry ny pska ny kristiana e!
9. ds ( 22/03/2008 08:43)
Andramo alefa mode sans échec :
Alohan'ilay bip maneno iny, dia tsindrio ahafanao mifidy ny fomba hisokafan'ny XP. Raha mitovy ihany ny vokatra (tsy tafiditra), dia mety voa angamba ny userinit ao amin'ny base de régistre. Raha io marina dia henjana ny manarina azy. Mila manana CD bootable Linux vao afaka manarina azy raha tena tsy tafiditra XP intsony.
Ireto ambany ireto no mila jerena.
Démarrer/Exécuter/Regedit
HKEY_LOCAL_MACHINE\SOFTWARE\Microsoft\Windows NT\CurrentVersion\Winlogon
Nom : Userinit
Type : REG_SZ
Données : C:\WINDOWS\system32\userinit.exe
10. khoto ( 23/03/2008 15:42)
Bjr ds sn namana rhtr;
Noezahako no reparer na t@ CD WIN XP pro le izy fa tsy nety aloha dia nandramana natao mode sans echec fa tsy mahita clavier souris koa refa avy eo!
Tahaka ny ho mety io registre io mihitsy no voa fa nampanamboariko olona ilay izy farany fa tsy andriko!Dia natao slave t@ PC angamba ilay izy dia reparer na le registre satria toa outil d'administration no ampiasain dry zareo mireparer azy ao:
Misaotra btsk e!Bonne fête!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4527