Liste des messages
Liste des messages, inserés par khoto, par ordre de date
khoto
(
11/08/2010 08:39)
RD28 6cyl tsy turbo: perte compression
Salut;
Mba mila devis aho @io moteur io: RD28 6cyl (perte compression- tsy turbo) sy mety maty coussinets (mikikiaka be t@farany nidemarena azy.pompe inject mbola mety tsara (rotative), culasse koa ts...
suite
répondu par sylvaine le 26/10/2010 06:57
khoto
(
16/11/2009 16:40)
mitady hôtely mora fa azo antoka St Denis na Gillot
Salama aby tompoko!
Handalo herinandro (tonga 25/11)ao la réunion aho ka mba mitady hôtely mora manodidina ny 20euros /andro tsy lavitry ny aéroport gillot azfd!
Hanao réservation aho rampitso...
suite
khoto
(
26/10/2007 01:00)
Fibre de carbone eto Dago?
Bonjour daholo ;
Misy [u]mpanodina[/u]na [u]manamboatra[/u] (artisanale na industruel) [b]fibre de carbone ve eto Mada[/b] @izao?Mba omeo adresy sy coordonnées (tél sy email)sy ny zavatra ataony (o...
suite
répondu par rrand le 14/11/2007 15:46
khoto
(
16/07/2007 11:24)
Misy aty Italie ve ireto ry M.Hery sy nynamana aty?
M. Hery a:
Mba miangavy raha azonareo hatao ny hanamarinana ho ahy ireto adresy ireto :
[b]REGISTRATION COMMITTEE(OFFICE 1)
Vaile Lucina 1454
Rome-Italy
E-mail : registrationitaly@yahoo.it
At...
suite
répondu par khoto le 17/07/2007 04:35
khoto
(
13/07/2007 11:07)
Misy aty Canada Quebec Ve ity:"Quebec Asssociation"
Bonjour NMN RHTR indrindra ny aty Canada Quebec;
Ho anareo namana eto Canada Quebec: mba miangavy aho raha afaka manamarina ho ahy ny fisian'ity Association Quebequoise ity izay manana site web "www....
suite
répondu par khoto le 16/07/2007 11:27
khoto
(
18/07/2006 17:35)
Mitady travail de vacances
Salama daholo ny namana rehetra!
Vacances izahay izao.Mba mùila torolanlana avy @ namana tsara sitrapo: aiza no mety misy asa azo hatao eto france sn manodidina (italie, allemagne) izay tsy dia ilan...
suite
répondu par miangalyandria le 09/08/2006 20:40
