RD28 6cyl tsy turbo: perte compression

1. khoto ( 11/08/2010 08:39)
Salut;
Mba mila devis aho @io moteur io: RD28 6cyl (perte compression- tsy turbo) sy mety maty coussinets (mikikiaka be t@farany nidemarena azy.pompe inject mbola mety tsara (rotative), culasse koa tsara.Efa natao moterat@2007 tao@ AMI ambohimanarina.Ohatrinona raha miantoka pièces ianao , na izaho no mitady.Hafiriana no havitanao azy io?Mba ilaiko @ty semaine ty ny valiny raha azo atao.Misaotra mialoha ho anao sy izay afaka manampy.omeo coord tél si possible.Aiza le garage nareo fa io motera io à Tamatave.
Omeo coord tél.na garages mahavita tsra any koaraha misy e (rafidisaona ohatra?).

Omeo soson-kevitra @ hoe mividy moteur bonne occa sa manamboatra eto Dago: inona ny hi garantisser na ny kilométriques (
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 06:57
2. sylvaine ( 26/10/2010 06:57)
mila mécanicien zany khoto!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2493