Fibre de carbone eto Dago?

1. khoto ( 26/10/2007 01:00)
Bonjour daholo ;
Misy mpanodinana manamboatra (artisanale na industruel) fibre de carbone ve eto Mada @izao?Mba omeo adresy sy coordonnées (tél sy email)sy ny zavatra ataony (oh:cadre bicyclette?sns)
Misy mpanamboatra (artisanale na industruel) transformateur élevateur miarak@ régulateur de tension mba misy qualité koa ve eto Mada @izao?Mba omeo adresy sy coordonnées (tél sy email)sy ny zavatra ataony (oh:cadre bicyclette?sns)
Misaotra betsaka antsika mamaly.:D
novalian'i rrand ny 14/11/2007 15:46
2. rrand ( 14/11/2007 15:46)
Bonjour,
Manao pièces-na bisikileta na pieces madinika (sur commande)en carbone ny société Fraise esty Ankorondrano. Tsy activité officielle izy io raha ny fahafantarako azy fa toa ataon'ilay PDG hobby fotsiny ihany. Ny adiresy dia jereo sur le net fa tsy sarotra.

Dia mazotoa
RANDRIAN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.114