Tripy
1. bida
(
04/04/2008 21:00)
Ny tripy le mbola maintimainty ireny hono matsiro kokoa noho izy efa voadio fotsifotsy. Ahoana ny fandraisanareo anizany ?
novalian'i pseudo38 ny 29/07/2008 17:32
2. lapino
(
04/04/2008 22:07)
ie, ampiarahina amin'ny vandrobory lena 8)
azo sasana madio tsara foana izy na tsy fotsifotsy aza, fa tsy loto nge ilay maintimainty iny e. Iny mihitsy aza no tena manome an'ilay tsiro maha vorivorin-kena azy.
azo sasana madio tsara foana izy na tsy fotsifotsy aza, fa tsy loto nge ilay maintimainty iny e. Iny mihitsy aza no tena manome an'ilay tsiro maha vorivorin-kena azy.
4. milaibe
(
05/04/2008 08:41)
Le tripe maintimainty matsiro kokoa amiko mahery fofona fa refa asiana episy ao tsara
5. melody
(
05/04/2008 12:38)
izaho efa nanandrana tripy efa voadio fotsifotsy ireny fa tena natsiro satria nasian'ilay namako henakisoa ilay izy sy epices angamba fa tena tsy nisy fofona no tena natsiro tokoa, ka ny ampitsoniny zah nande tany @ restô dia mbola ni-komandy tripy indray, façon vaza, tena ratsy tokoa sady namofona, no be rano be, nefa mba nisy karoty sy ovy ilay izy.... yak!!!!
7. ainaheri
(
05/04/2008 17:52)
tripy misy ranony zany kosa ve tsy mahamonamonaina klé??
Le tripy fotsy na mainty ;tena lokony iny ka,tsy we akory ny fanadiovana azy no mampiova azy,fa samy manan ny lokon'ny tsinainy lol
Le tripy fotsy na mainty ;tena lokony iny ka,tsy we akory ny fanadiovana azy no mampiova azy,fa samy manan ny lokon'ny tsinainy lol
8. pissoa
(
05/04/2008 19:03)
Za tsy tia na mainty na fotsy ny lokony fa ohatra'ny hitako be ilay marokoroko dia mampatahotra mihoron-koditra (aaarrrrggghhhh).
9. yonikafopl
(
05/04/2008 21:18)
tena maha te hihinana tripy sy henakisoa ,asiana sakamalao hummmmm miam miam beeeee :miam: :miam: :miam:
10. ainaheri
(
06/04/2008 07:35)
yoanika>> ritina @ sakamalao hummm,manome tsirony no mamono ilay fofona ....saika lena mbakan'ny clavier-ko klé lol
11. yonikafopl
(
06/04/2008 09:03)
hihihihihihih, atao laoka androany, de asiana lasary voatabia hummmmmmmmmmmmmmm :miam: :miam: :miam: :miam:
12. ainaheri
(
06/04/2008 09:46)
Ny mahandro azy tantara ..fa refa masaka lery tena mampikoka vilany mitriny lol
13. melody
(
06/04/2008 16:07)
ainaheri: izany tokoa ve? dia ahona ary no fomba fandrahouna azy izany mba afahako mikasoka vilany izany? io ritina @ sakamalao i fotsiny ve sa misy r7 hafa? :miam:
fa ilay andro vaza kosa aloha tsy lasa e :-P
fa ilay andro vaza kosa aloha tsy lasa e :-P
14. ikaretsaka
(
07/04/2008 03:07)
aleoko kosa tripy toy izay akoho raha zavatra kifotsifotsy hena le
15. ramangididy
(
07/04/2008 08:59)
ikaretsaka:
aleoko kosa tripy toy izay akoho raha zavatra kifotsifotsy hena le
Salut daolo e!
Tena marina mitsy ny kozin'ikaretsaka, sady ny tripi anie mbola mora e! 12 000 fmg ny kilao! Ny ahy koa aloha dia tena mba tsy matiko lolo io tripy io e, fa eo @ fanasana azy no tena drama fa mandany rano be, satria raha ratsy sasa io, tena misy ohatran'ny ravitoto mitsy; izahay efa voa, indrindra @ ireny atao hoe "lamban'ikala adala ireny", satria misy takona ilay @ ilay feuille maromaro ireny. Mora andrahoina koa anie io e, tsy voatery hoe asiana henakisoa, fa izao no mba toro hevitro :
rehefa malemilemy iny ilay tripy, dia asio karaoy voatetika boribory manifinify, dia asiana tongolo gasy kely, tsy adino ny voatabia, farany dia nymenaka no atao eo @ an-tsasaky ny fahefany eo. Andramo fa tena zavatra e!
bon appétit daolo e!
18. ramangididy
(
09/04/2008 09:07)
ikaretsaka:
ary ahoana ny fika fanasana azy ary e
Tsotra iany ka!
Ny rano fotsiny no atao be dia be fa raha ny @ lay lamban'ikala adala aloha dia tsa raha tetehina vaventiventy ilay izy, dia mora ny mi-feuilleter azy, fa raha tsy izany dia hihinana tainomby mihitsy! Izaho izao ho'aho efa tratra, nefa izaho ihany aza no nanasa azy an, fa nataoko bolongany be ilay izy t@ ny nosasako, ka nisy tsy azo tsara angamba! sady ny tena scène dia efa tranche iray avy sisa ny anay 3 mianak vao hitan'ilay zanako ilay izy, dia hoy izy hoe "Dada â! toa misy ravitoto ilay izy?" Fa tonga dia nesoriko teny an-tanany sady hoy aho hoe aoka izay fa sao dia marary eo, dia nariako daholo ilay ambiny kely! Loza e! Ha!ha!ha!
19. mangidy
(
09/04/2008 16:02)
Humm tripy asiana henankisoa matavy de atao be sakamalaho, hain'ilay namako izay tsara ny mahandro azy, fa manampy vary mihintsy nefa tsy de miery mihinana, de asiana lasary concombre ampiarahina @ sakay kely!!!! hum de tsy misy feo heno intsony eo ambony latabatra hi hi !!! mazotoa homana dhl :-D :-D