Tripy

21. sytl ( 25/04/2008 13:02)
bida! sao de hi bidabida @ zany ny tongotra !
22. Belami ( 25/04/2008 17:58)
sytl : fa reny sakafo ireny tokoa raha hohanina betsaka mety mahavoa ny goty hono?
23. Ratoa ( 20/05/2008 09:50)
ny vorivori-kena dia mila votsorana tahaka ny lelan'omby na ny vavan'akoho fa raha tsy izany dia maimbo sy mihinana maloto.
Loto iny mainty iny fa tsy lokony!!!!
Mampagontraha rano dia atobahy aminy rehefa voasasa tsara iny izy dia koseho amin'ny antsy lehibe hiendaka iny maintiminaty iny.
24. pseudo38 ( 29/07/2008 17:32)
Ny tripe leitsy an, na any Dago aza dia voatry daholo ny olona ùanao mitovy. OMC. Marina fa ny tripe mainty no tena tsara, saingy aiza ankehitriny no ahitana izany ?
Ny zavatra tena reviko leitsy : abokabokena sy trano-jana-kisoa ary vavony kena miaraka @ ny sakamalaho. C'est génial.
Ce que je n'ai pas eu l'occasion de manger c'est le "sokrila" et les "boules de taureau".
Les testicules de mouton, frites avec de l'ail ? Le foie gras ne tient pas la route quant à parler des tripes.
Et juste la queue de boeuf nature ?
Bon appetit mon gars
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5878