fako

1. tess ( 21/03/2008 15:53)
fa naninona no nalefa any amin'ny fako ilay dinika n'i razamble miresadresaka ny RNS sy ny toetrandro????? nalefany tao amin'ny fiavavahana sy finoana kay??????? hitako eto mantsy fa izaho no nanoratra farany de hitako any amin'ny fako ??????:roll:
novalian'i tess ny 24/03/2008 17:10
2. mbaliana ( 21/03/2008 16:03)
fa aiza no mahita ny fako ry tess:idea:???
3. tess ( 21/03/2008 16:20)
:-D io ndray lay fanontaniana????efa nisy resaka an'io aky ao ambanimbany ao an!
4. mbaliana ( 21/03/2008 16:35)
ka tsy hitako akia... raha mahita ve za dia hanontany an-jy...:lol:
5. tess ( 21/03/2008 16:37)
ka efa nisy dinika ao ambany ao misy resaka io fako io ho aho e! mahagaga misy mahita misy tsy mahita! tsy hoe mahita afaka mijery fako akory fa mahita manangasanga hoe io misy rubrik fako....;
ohatra i tess zao tsy mahita fa i fasaly mahita:wink:
6. kiadi ( 21/03/2008 16:43)
zah ko tsy mahita! in zany resaka fako zany! aiza ny paka fako fa manimba tontolo iainana zany fako miangona zany!!
7. mbaliana ( 21/03/2008 16:55)
i tess zany no tokony haka fako any fa izy no mahita koa. kay i fasaly lol
8. tess ( 21/03/2008 16:55)
fa angaha moa afaka mitsindroka izany any! mitanintanina fotsiny hono:?
9. mbaliana ( 21/03/2008 16:57)
efa mahazo ny fofony .. :-D:-D:-D
10. tess ( 21/03/2008 16:58)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47558a5f1cdb3
11. kelly13 ( 21/03/2008 17:00)
za kou mahita daba-pako fa tsy manana gants entina hitsindrohana ny ao anatiny :-D
12. tess ( 21/03/2008 17:17)
:-D:-D:-D:-D
13. mbaliana ( 21/03/2008 17:17)
za tsy mahita daba-pako-...tsy afaka manary fako :-D:-D:-D
14. tess ( 21/03/2008 17:39)
inona tokotrany reh no mahatonga izany e!
anotanio aloha i ari.malala fa taloha koa izy otrandry tsy mahita dabapako ry mbalina zao izy afaka mitanintanina fako hono:-D:-D:-D:-D gaga fotsiny aho! sa mandeha par tour lay izy:-D:-D:-D:-D:-D
15. mbaliana ( 21/03/2008 18:21)
hhahaahaaa ilay par tour koa no tena loza...aleo fa ariako any aminareo ny fakoko eto dia mba arianareo rehefa manary ny anareo ianareo e =))=))
16. kiadi ( 21/03/2008 18:21)
fa aiza kay zany fa tsy hitako zany fitôrapako zany eh?
17. mbaliana ( 21/03/2008 18:23)
angamba tsy mandoa tax dia tsy manana daba-pako :-D:-D
18. tess ( 21/03/2008 18:30)
:-D:-D:-D:-D amby eto akaiky eto de mahita e!

any am dinika manokana reh lay izy ry kiadi an! fa tsy haiko na mahita refa manokatra io na tsia hihihihi
19. mbaliana ( 21/03/2008 18:34)
tess resak'olondehibe ve akia
20. tess ( 21/03/2008 18:51)
non tsy resaka olondehibe ihany no hita any amin'ny dinika manokana ka! ohatra hoe anay hatrany bira koa izao ao anaty dinika manokana tsy hitan'ny rehetra afa tsy ny mpikambana, fa toa mandeha par tour ihany no mahita io ny fahitako azy knou!8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.463