Joyeux anniversaire ANARIM

1. ftma ( 13/04/2008 04:58)
Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-*
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 13:57
2. rinahmada ( 13/04/2008 05:44)
joyeuse anniv aky ndry a,torak'izany iany koa reo namana zay tsy voatonona eto ,biz be nareo avy aty amiko
3. tslem ( 13/04/2008 07:30)
zoaezaniversera,zoaezaniversera,zoaezaniversera ANARiiiiIM,zoaezaniverseera

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG][IMG]http://www.maxi-gif.com/gif-anime/fetes-anniversaire/fetes-anniversaire-cadeaux-anniversaire-00009.gif[/IMG]
4. tsiambaratelo ( 13/04/2008 10:14)
tslem:

zoaezaniversera,zoaezaniversera,zoaezaniversera ANARiiiiIM,zoaezaniverseera

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG][IMG]http://www.maxi-gif.com/gif-anime/fetes-anniversaire/fetes-anniversaire-cadeaux-anniversaire-00009.gif[/IMG]



zay tsy manana kisarisary!joyeuse annif de ho tratry ny 2 herintaona1
5. tsiambaratelo ( 13/04/2008 10:15)
ho tratrin'ny @ herintaona ndray!
6. sipagasy ( 13/04/2008 14:21)
bibizz be injiko e!!! dia aza hadinoina ny !mofo(-mamiko) ann hihihihi

bizz e!
7. tess ( 13/04/2008 15:52)
BONNANNIF zany ary aky ry ANARIM an! bzoux be! :-*
8. Aino ( 13/04/2008 18:48)
Mirana tokoa aho mahare izany de bonne anniversaire anky ANARIM malala ( fanaina) :-*:-*:-*
9. Angie ( 13/04/2008 21:59)
Bon annif malalako tiako be tsy foiko njinja, dia mirary soa akia dia refaveo tohizana atsy lay bisous be

jtm mandrakizay mou o

mmmmoooouuuuuaaaaahhh
10. ANARIM ( 14/04/2008 12:14)
misaotra re! misaotra betsaka, dia ny Tompo anie hahatanteraka hatrany izay fikasana tsara rehetra ananan'ny tsirairay avy, arak'izay fantany fa mahamety izany avy.
oroka mamy :-*
11. ANARIM ( 14/04/2008 12:16)
ftma:

Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-*


oui oui oui kely sisa kely sisa d calin b réel njiko razobako tsy foiko
:-*
12. ANARIM ( 14/04/2008 12:20)
Angie:

Bon annif malalako tiako be tsy foiko njinja, dia mirary soa akia dia refaveo tohizana atsy lay bisous be

jtm mandrakizay mou o

mmmmoooouuuuuaaaaahhh



Angie malalako, rehefa eo ianao, mazava ny aizimpito manaloka ny foko, rehefa eo ianao, tsapako fa feno ny tontoloko sy ny rehetraretrako... dia misaotra ry tiako... mankasitraka ny tamin'izay rehetra efa natolotrao ho ahy ihany koa... Ny Tompo hamaly fitia... izaho koa, efa tia anao, ho tia anao, mandrakizay... :-* :*
13. ANARIM ( 14/04/2008 12:25)
hahahahaha ze miteny oe so d lasa adala eo zà d tsy omeko gatô!!!! fa tena tiako Angie oa e!
14. sakaizakely ( 14/04/2008 13:45)
mafinaritsa beeeeeu le deklarasio damour nareo :P

ANARIM
15. ANARIM ( 15/04/2008 05:26)


bonaniversera zà!!! faly ery fa katra mi!!!
16. mangidy ( 15/04/2008 15:16)
Hummm Joyeux anniversaire anarim selie de mon (l) ,
Itonjako raozy manitra be se raalina :} :}
Andriamanitry ny fiadanana anie iaradia aminao eo @ andronao rehetra
Bisous Mamy Njy!
17. mbaliana ( 15/04/2008 19:12)
anarim> mila tsiny fa tara e fa dia mirary izay mahasoa anjy rehetra :-* :-* :-* :-*
18. ANARIM ( 16/04/2008 06:59)
hummmmmmm manimanitsa raozy!!!
19. glou ( 18/04/2008 14:32)
joyeux anniversaire koa na dia tara ary aho de tsy maninona ehhh
tsy kaopy mihintsy aho we gateaux :lol:
bisous mamy be ehhhhhhhhhhhhh :-*
tsatsa antitsa :lol:
20. ANARIM ( 21/04/2008 05:45)
glou eishyyy na bizou aza tsy mba natao ahy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1727