Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ANARIM, milahatra araka ny daty
ANARIM
(
15/03/2011 11:22)
firarian-tsoa ho an'i zoky sipagasy sy 'datou ravatorano
bonanif milay b laisany d bibiz mamy b doly!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/06/2011 12:54
ANARIM
(
21/02/2011 11:19)
rahoviana no hamboly hazo ny serasera dago???
sa ....???...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 26/05/2011 06:35
ANARIM
(
29/01/2010 10:03)
bory ny karaman'ny mpiasam-panjakana
d inona izao no ataon'ireo mpiasam-panjakana rehefa bory manodidina ny 60.000 Ar ka hatramin'ny 200.000 Ar tsirairay avy tao ny karaman'izy ireo??? (resaka rubrik 508)
raha hatramin'ny voalohany ne...
tohiny
novalian'i diloo ny 02/02/2010 00:36
ANARIM
(
29/01/2010 09:21)
bonannif Angie
tsoda be bonannif malalako d bisou koa andry kely arabaina vita batemy! mirary soa be dia be! tvtb AMM...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/01/2010 21:27
ANARIM
(
25/01/2010 11:39)
miongotra be ny voloko, ho sola zà atsy ho atsy ...
inona no tokony ataoko??? efa manify volo de nature izahay telo vavy zanak'i dada sy neny!!! tamin'ny nampinono ny zanako mianadahy aho toa tsy mba niongotra volo izany, nefa izany no henoko hoe mampi...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/02/2010 00:32
ANARIM
(
20/01/2010 08:40)
safidy sekoly
Mianadahy ny zanakay!!!Feno 9 taona ny desambra 2009 teo i Mirana, vavy kely, ary ho feno 3 taona amin'ny aogositra 2010 izao i Miranto, lahy kely.
Efa dodona ery i Miranto hoe hianatra amin'ny septa...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 27/01/2010 08:26
ANARIM
(
19/01/2010 08:40)
solonanarana ao amin'ny sary rehetra
bjr daholo!
tsy haiko na ny ordi ampiasaiko no manondrana na ahoana fa teo amin'ny pejy voalohany ihany no nisoratra teo anilan'ny sary rehetra ny solonanaran'ilay eo amin'ny sary, dia nony pejy mana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:51
ANARIM
(
19/01/2010 07:55)
misy hevitry ny fo tsy takatry ny saina ...
le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas ..... hatramin'izay dia matetika resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavana...
androany aho nanapa-...
tohiny
novalian'i navigo ny 15/02/2010 12:30
ANARIM
(
17/12/2009 06:16)
mahatsiaro, mirary soa, manoroka mamy an'i Angie
Dia tena faly, tena faly, tena faly fa tonga soa ny boay kely, sady nizotra tsara daholo ny lafiny rehetra!!!
Manoroka mamy dia mirary soa anareo telo mianaka.
tvtb mia Angie....
tohiny
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 06:15
ANARIM
(
16/09/2008 11:06)
lasa i Rado (Georges Andriamanantena)
eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho......
tohiny
novalian'i mangidy ny 07/11/2008 13:37
ANARIM
(
16/05/2008 14:06)
bonne occasion
sao dia misy radiateur sy silencieux bonôkaz miady am 205 motera kely le talou b reny fa tena ilaina!!!...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 22/05/2008 22:55
ANARIM
(
01/08/2007 09:33)
karajia serasera na resaka mivantana
miarahaba!
betsaka amintsika mpandalo ato amin'ny dinika ihany angamba ny mba mpiresaka mivantana ao amin'ny efitranon'ny karajia #serasera
mampalahelo ny zavanisy voatsikaritro tato ho ato fa dia m...
tohiny
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:50
ANARIM
(
12/09/2006 06:39)
moa misy marina va?
tiako raha misy afaka manambara eto fa efa nahita, niaina, na nitrangana zavatra hafahafa (azon'ody hoy ny fitenintsika mahazatra azy) ka afaka izara amiko ny mety fitrangany, ny vokany, ny fomba naha...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:09
