misy hevitry ny fo tsy takatry ny saina ...
1. ANARIM
(
19/01/2010 07:55)
le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas ..... hatramin'izay dia matetika resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavana...
androany aho nanapa-kevitra tsy hanaraka ambokony intsony ilay lazain'ny foko fa mba ihaino izay lazain'ny feon'ny fieritreretako....
dia ho hitako eo ihany raha ho vitako na tsia...
androany aho nanapa-kevitra tsy hanaraka ambokony intsony ilay lazain'ny foko fa mba ihaino izay lazain'ny feon'ny fieritreretako....
dia ho hitako eo ihany raha ho vitako na tsia...
novalian'i navigo ny 15/02/2010 12:30
2. bounasan
(
19/01/2010 14:06)
ts tokon hatokisan loatr ny fo loatr satria ny fo de mamitak mihoatr nohon'ny zavatr retra; adal zay matok ny fony hoy ny baiboly.Kanef @ maha ts lavorary ny olombelona dia mirona ny hatoky ny fony ny tsirairay amintsika.
t@ za niarak t@ sipako voaloan de ny foko foan matetik no nohenoiko t@ zay retra nataoko teo am sehatry ny fiarahanay: afa-tsy ny hoe ts nanaik n hanao firasaina taminy ah.Fa t@ zay de voamaf ah sady tena nijaly mafy tokoa: ande atao oe tokon hisarak aminy ah androan rah nihaino ny saiko: nefa de nibaha toeran loatr ny fo ka afak 3mois ah vô nahavita nisarak taminy tanteraka ! t@ zay kou ny tenako mbola nianatra nitia.mba maneho ny heviny ian ny saina fa ts raraina fa de ny fo ian !! :(
nanombok teo ah de nanapa-kevitr fa ts hanao tsinotsinona ny hevitr ny saina eo am sehatry ny fitiavan na iza na iza no olona hiaraka amiko @ oav
nisy vokany tsara le izy taty aorina nefa nisy vokany rats kely ian:
1-somary mb nahay nandray fanapaha-kevitra hentitr sady feno fahendren de ts azon'ny lelahy entina @ ze tiny atao fa manao ny lohako manokana ah !!
2-saingy lasa nibaha-toerana ndray le izy de lasa ts avelako miteny firy tsony ny foko !! sady lasa ts matoky ny olona miaraka amiko ah : saro piaro beu !! ts mora mino ze lazainy amiko fa mila preuves fiables fôna !! za oa ts te hofanan-dalitra!! fa trop beu !!
:arrow: ka famintinana angamba ho anao ry ANARIM (mirana ngamba io) de aza atao trop loatra ny zavatra atao fa asio equilibre ian sao manahirana !! com en toutes choses, l'abus est dangereux !!

3. Mirananirina
(
19/01/2010 14:14)
resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavanaary neveriko hoe ny saina no mibaiko ny fo.Raha ny fahatsapako ny ahy dia izay ao antsaiko ihany no ao ampoko.raha mieritreritra ilay olona tiako aho dia marary koa ny ao am-poko.
4. 3188
(
19/01/2010 17:11)
ka ny fo sy saina tsy hifandray mihintsy e!ny fo ry bounasan any ambany dia ny saina any ambony a! =)) =)) =)) =)) =))
5. ANARIM
(
20/01/2010 06:50)
bounasan : justement mba hampisy ilay equilibre io fanapahankevitra io fa dia hatreto aloha dia vita ihany (mais ça fait mal) ... je fais des efforts!!!
Mirananirina : samy hafa be ireo ka, matetika misy conflit mihitsy, ny fo jamban'ny fitiavana, fa ny saina ampahiratin'ny fahatsapana ny hoe izao no mety sy ny tokony atao
bref longue histoire
Mirananirina : samy hafa be ireo ka, matetika misy conflit mihitsy, ny fo jamban'ny fitiavana, fa ny saina ampahiratin'ny fahatsapana ny hoe izao no mety sy ny tokony atao
bref longue histoire
6. Mirananirina
(
20/01/2010 08:41)
Mirananirina : samy hafa be ireo ka, matetika misy conflit mihitsy, ny fo jamban'ny fitiavana, fa ny saina ampahiratin'ny fahatsapana ny hoe izao no mety sy ny tokony ataoeny e,ekeko izany fa ny ahy mihitsy no izay ao antsaiko dia ao ampoko daholo...izay mihitsy angamba no mahabe fo ahy :) dia mora marary :cry: :cry:
8. Mirananirina
(
21/01/2010 08:53)
ka tsy te harary tsony aho eeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!fa narary naninona aloha anarim eh,mba tantarao !
9. arialy
(
23/01/2010 09:15)
refa atao di-doha ny fo resin'ny saina foana aloha é, question de temps io !!
nefa aloha samy manana ny toe-tsainy sy ny fony !!
matetika anie ny fo mitady ny impossible é, ny saina anefa tsy manaiky !!
bref, mila maharesy ny fo ny saina , vita foana io refa tsy maitsy é
nefa aloha samy manana ny toe-tsainy sy ny fony !!
matetika anie ny fo mitady ny impossible é, ny saina anefa tsy manaiky !!
bref, mila maharesy ny fo ny saina , vita foana io refa tsy maitsy é
10. ANARIM
(
26/01/2010 08:56)
mitady tsy ho vitako izy zany rankizy an!!!!! tsssssss nefa vao jour J+20 izay raha be ndrindra
11. xxx
(
31/01/2010 14:25)
ANARIM:
mitady tsy ho vitako izy zany rankizy an!!!!! tsssssss nefa vao jour J+20 izay raha be ndrindra
mba tantarao kosa moa ny nahazo an'i anarim dia mba hezahintsika ho vahàna eto raha azo atao e!raha izany vao 20j zany angé ka mbola tena frais eh!
:roll: :roll:
13. navigo
(
02/02/2010 09:27)
Vita fona io anarim a, mais c dur fotsiny , bon courage fa efa nolalovako io , aza miovaova hevitra fa sinon toi tsy tafavôka
15. soanja
(
06/02/2010 14:04)
ANARIM:
loza e! tsy vitako!!!!!
Zavatra isan'ny manampy ny vehivavy handinika ny fiainany ka hanamorana izay tsapan'ny fo ary ny eritreritry ny saina hifandanja dia ny fanaovana journal na diary na rakim-piainana isanandro. Io dia isan'ny hahafahanao manoratra avy eo mijery hoe taiza ho aiza aho tamin'ny fotoana toy izao ary ahoana ny zavanitranga tao anatiko sy ivelany. Inona no mety hiseho rahampitso sy taona iray afaran'io sns sns ny nofinao, ny vetsoventso aza dia tokony ho voalaza ao.
Ny tiako ambara dia ataovy toy ny dian-tana ny fiatrika ny fiainana todihana ny taloha ary alaina mora ny ho avy. Ny androany kosa dia fikiro tsara mba tsy hianjera.
Mazotoa mifilozofia ny fiainana!
17. xxx
(
10/02/2010 23:04)
asa aloha! fa raha ny fijeriko io sarin'i Anarim io !dia oatran'ny pi blague be izy io e! korazy akia a!