bory ny karaman'ny mpiasam-panjakana
1. ANARIM
(
29/01/2010 10:03)
d inona izao no ataon'ireo mpiasam-panjakana rehefa bory manodidina ny 60.000 Ar ka hatramin'ny 200.000 Ar tsirairay avy tao ny karaman'izy ireo??? (resaka rubrik 508)
raha hatramin'ny voalohany nefa izao no niray hina ka nampitsahatra ny milina administratifa ka nanapidalankaleha ny foza, mety otrizao efa nilamina tsara ery miaraka am taona vaovao!!! izao ty nahazo bonané ... be!!!

novalian'i diloo ny 02/02/2010 00:36
2. xxxw
(
29/01/2010 11:29)
Takio tsisy hatak'andro ,hilaharo eny @ banky ,aza avela hanao izany fanaovana anareo tsinontsinona izany mihirsy ireo foza ireo , mbola hampanantena indray koa rehefa avy eo ve dia mbola hihaino ihany?? Ataoko angamba izay fa tsapan'ny vahoaka %alagasy @ izay io kobaka am-bava io
3. radomelina
(
29/01/2010 13:58)
tsy taitra ianareo e efa miainga any vola famenoniny e nga tgv r8 aaaaaaaaa ho itantsika eo fa rehefa miverina tgv dia miverina ny karama ,sady tsy aeo ve mihinana kely toy izay ho sempotriny grenady lava ery anosy e nefa tsy misy vola miditra fa ny aina ary no mety anaraka ,mety igadra aaaaaa vive tgv ,tgv iany tgv atrany :-D
4. nancy
(
29/01/2010 15:43)
Vary ohatrinona ny kg, ny menaka ohatrinona ny litre, ny siramamy, sns , ny euro efa ho 15000 fmg, ny dollar efa 10000 fmg mahery, dia tgv ihany.....sans qualite tsss.
radomelina:
tsy taitra ianareo e efa miainga any vola famenoniny e nga tgv r8 aaaaaaaaa ho itantsika eo fa rehefa miverina tgv dia miverina ny karama ,sady tsy aeo ve mihinana kely toy izay ho sempotriny grenady lava ery anosy e nefa tsy misy vola miditra fa ny aina ary no mety anaraka ,mety igadra aaaaaa vive tgv ,tgv iany tgv atrany :-D
6. fijo
(
29/01/2010 20:42)
hehehe ny tafika aza hoy ny gazety naik ahitroatra,hihihi ko tsy maka basy de lasa mankeny ambohitsorohitra fa ao hono be vola.efa tena miadana ny gasy ry TGV an
8. fijo
(
30/01/2010 22:41)
ka lany le sosy ra locl an,rah atsy iznay ve hiazakazaka hangataka amin'i neny?
9. diloo
(
31/01/2010 02:03)
Ny indemnités ny mpampianatra sy ny chercheurs ny oniversite, nahena:
Mety hiompy akoho sy hamboly izany ireo corps enseignant ireo pour survivre, fa tsy ampy ny saosy.Tena mahonena. :cry:
Ce que le fat donne aux militaires, il le prend aux autres. Notamment aux enseignants- chercheurs des universités. Lesquels ont vu fondre de 26% le taux de leurs diverses indemnités depuis peu.
Ce qui n’est pas sans conséquence sur le budget de chaque enseignant quand on sait qu’ils tirent l’essentiel de leur revenu des indemnités.
La leçon que doivent tirer ces messieurs : on ne peut pas faire confiance à des "dirigeants" qui n’ont que du Cepe + 7.
TTOM 27-01-2010
Mety hiompy akoho sy hamboly izany ireo corps enseignant ireo pour survivre, fa tsy ampy ny saosy.Tena mahonena. :cry:
10. fijo
(
31/01/2010 18:05)
ary miomana izany ny gasy,fa ahita vokapikarohana vaovao momba ny akoho sy ny gana ny mpikaroka gasy atsy hoatsy.raha tsy alain'ny hat koa ny akoho sy ny gana homena ny rasily;
11. diloo
(
31/01/2010 18:35)
mampiho :-D i Fijo
Tsy ratsy ka :-D :-D :-D
ary miomana izany ny gasy,fa ahita vokapikarohana vaovao momba ny akoho sy ny gana ny mpikaroka gasy atsy hoatsy.raha tsy alain'ny hat koa ny akoho sy ny gana homena ny rasily;
Tsy ratsy ka :-D :-D :-D
13. fijo
(
31/01/2010 21:14)
ka diloo milaza fa hiompy daholo ry zalahy ko;izy efa zatra mikaroka,ka dia ny akoho sy ny gana indray izany no hampiarany ny fikarohana.raha tsy mandalo ry sarla sy lelison
14. diloo
(
01/02/2010 00:15)
ny akoho sy ny gana indray izany no hampiarany ny fikarohana.raha tsy mandalo ry sarla sy lelison
:-D :-D :-D :-D
16. diloo
(
02/02/2010 00:36)
elahy ihany no mahatonga izao ko:-D :-D :-D
Rehefa tsisy ny saosy fa lan'ny ra-sarla sy lelison , dia mamboly eny ankatso fa mbola mikatso aloha izao ny 26% ny indemnités.