solonanarana ao amin'ny sary rehetra

1. ANARIM ( 19/01/2010 08:40)
bjr daholo!
tsy haiko na ny ordi ampiasaiko no manondrana na ahoana fa teo amin'ny pejy voalohany ihany no nisoratra teo anilan'ny sary rehetra ny solonanaran'ilay eo amin'ny sary, dia nony pejy manaraka rehetra dia tsy nisy solonanarana niseho intsony dia maminany izany hoe ilay iza moa ity ...
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:51
2. hery ( 22/01/2010 09:28)
Ok, voahitsy...

misaotra de kiss :-p
3. ANARIM ( 25/01/2010 11:44)
ok d misaotra koa nanitsy ny diso!
4. ANARIM ( 28/01/2010 07:26)
ary tsy azo apetraka otry ny talou angaha ny isan'ny "commentaire" amin'ny sary?????
5. pikatti ( 01/03/2010 13:38)
ANARIM tsy tazatazana an?? :-* :-*
Toa misy iz=sa le izy kou ? sa tsy azoko ny fanontaniana, misy hatramin'ny isan'ny mpitsidika aza na dia tsy namela hafatra,ary @ le hoe tahirin-tsarin'i anona
6. terrywui ( 31/05/2010 20:18)
mola koa elah ty rapika a...!! anarim ndray ,,,?,...mirana mivadika iany anie lety io ANARIM io ee! ...MIRANA-ANARIM ...eo elah de rarak'ivy eo !!! kiss ,kiss nlah ninona !!....
7. pikatti ( 01/06/2010 06:51)
Voan'ny Mirana ndray izany aho , Mirana koa izany be fikafika an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1266