lasa i Rado (Georges Andriamanantena)

1. ANARIM ( 16/09/2008 11:06)
eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho...
novalian'i mangidy ny 07/11/2008 13:37
2. vale ( 16/09/2008 11:57)
ndryyyyy, "Ny tananao iny, aza akasika zavatr'hafa, mandram-pikasikin'ny anao sy ny azy..."!!! hummmmmm, misy farany daholo marina ny zava-drehetra! hummmmm :(
3. ANARIM ( 16/09/2008 12:13)
enga anie ka efa sambatra izy...
4. lemenakely ( 16/09/2008 12:20)
ANARIM:

eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho...

Na t@ 1991 na t@ 2002 dia teny @ 13 mai foana ratompokolahy ,...Tsy maintsy mipoaka ny sarombilany !...hoy izy
Mandria ampiadanana!


5. tywa68 ( 16/09/2008 13:13)
:cry: :snif:
6. tsiambaratelo ( 16/09/2008 16:02)
Ny asa soratra-ny mipetraka,tsy mety sasatra,fa izy mila fitsaharan any aminilay mpahary.(l)(l)(l)
7. nathie86 ( 18/09/2008 07:08)
D mirary fihononana feno ho an'ny tontolon'ny zavakanto i Nathie

Enga anie mba hisy ny relève. (l)
8. ermia ( 23/09/2008 07:14)
tahian'andriamanitra re ianareo zay mba manana ny video tamreny fandevenana na ''hommage a RADO'' nande tam fandaharana samihafa tam tele reny mba omeo za fa tena te hanana a! mba miangavy e! za tena faran'izay mankafy rado, ary tena nalahelo be oe maty izy! misaotra mialoha e!
9. endrika01 ( 28/09/2008 04:23)
:cry: (l)
10. mmbl ( 15/10/2008 06:53)
:( Lasa toko Rado nefa ny asa sorany mipetraka, midika fa ny nofony no lasa fa izy velona ao antsaintsika malagasy rehetra, ary irina no be ny tia tandindrazana tahaka azy, mpandala tanteraka ny maha malagasy ary sarotiny amin'izany tokoa ! Mandria ampiadanana Ray amandreny be !!!!
11. mangidy ( 07/11/2008 13:37)
ANARIM:

eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho...


Azonjy no nahatonga ilay "ps ko"
Tiako ianao sady halako
Fa mangidy koa no mamiko
Fahavaloko malalako
Samy anaranao raha amiko

.....ho any ianao kanefa......ny ketokin'ny jaly.....
Jereo raha sambatra izy......ao an'efitranony, misy Voninkazo...
Snif snif
kisss mamy njy selie d'amoul

mankafy tanteraka dinitr'i Rado
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102