rahoviana no hamboly hazo ny serasera dago???

1. ANARIM ( 21/02/2011 11:19)
sa ....???
2. bazylou ( 27/02/2011 13:14)
izany hahay mba hetsika
3. ANARIM ( 15/03/2011 11:27)
99 ono namangy d 1 namaly, d zero zanakazo voavoly! zao ty ny fahavaratra zara raha nisy orana dia efa mananontanona ny ririnina tsssssssssssssss!! mila mihetsika isika razanakolombelona isany fa handova tany mena anie ireo taranaka e! pouah pouah aza misy any izany!
4. hery ( 15/03/2011 11:40)
Toa hisy hono ato ho ato fa tsy arako... resaho ry zalah gladiglady

5. ANARIM ( 16/03/2011 07:28)
matawatsa anio bibikely mandéndé io zà an!
6. gasybeu ( 21/03/2011 07:57)
tsara lé ketrika ka ...
za partant raha masaka ...
7. sipagasy ( 27/03/2011 10:59)
ampitahorin'i Hery indray ny zanak'olona tsssss
8. Veloo ( 03/05/2011 00:51)
matao anie vitsy ny mamaly satria miandry an;ilay date hoe rahoviana e? hihihihih
9. ravatorano ( 26/05/2011 06:35)
amin ity taona ity dia sy tafa ny fambolena zanakazo na izany aza dia mba efa nitsirika teny ny tenako nijery izay efa ovolena fa maniry tsara ny ankabeazan ireo zanakazo ,io koa ange tsy mamboly fotsiny fa mba tsara isika raha mba mitsirika sy mikarakara ireo efa maniry reefa tsy namboly vaovao ihany e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967