manao veloma koa

1. ftma ( 31/07/2007 21:29)
Lasa tsy nanao veloma hono naman'ny tezitra, mbola miverina eo ihany rehefa ...
misaotra ireo namana tsy fohy indrindra ireo mpanome biz'oroka vokatry ny fo :D:-*:-*
novalian'i sympa ny 19/08/2007 19:30
2. booboo ( 31/07/2007 21:43)
mandra-pi. tongava soa eto indray rehefa...

:-*:-* :D

3. cutie ( 31/07/2007 21:49)
:cry::cry::cry::cry::cry:
rahovina no miverina
4. ikalamako ( 31/07/2007 22:29)
fa roso ho aiza ?8O izahay toa tsy maharaka ?
Mandra-pihaona izany koa, mandra-piserasera izany e !
5. nanoukely ( 31/07/2007 22:35)
:( hay ko ftma handeha de mangina zany ny tsaty ko! de mandrampihaona zany :-*:-*
6. cutie ( 31/07/2007 23:35)
hita wa
tsy misy fy tsony refa lasa njy :cry::cry::cry::cry:
7. lancia ( 01/08/2007 00:12)
fa hoaiza hono i ftma, mandrapihaona ary e,:-*:-*
8. sasa ( 01/08/2007 04:12)
ftma fa ho aiza aloha njy ? d miverena haingana fa malahelo zay akia
9. majesty ( 01/08/2007 04:47)
Soava dia,dia tsara mandroso dia tsara miverina :-*
10. tywa68 ( 01/08/2007 04:53)
bonnes vacances ary e ! miverena haingana an :-*
11. Aino ( 01/08/2007 05:56)
kisss koa njy dia tsara mandroso tsara miverina!!! de bon vacs:-*:-*:-*:-*
12. ari.malala ( 01/08/2007 05:56)
bonne vacances ftma d miverena eto malaky fa malaelo zay an!:-*:-*
13. dadie ( 01/08/2007 06:47)
copine? ande ho aiza ise ,veloma zany fa ny ahy an tel no tiko ka :-*
14. simplex ( 01/08/2007 08:02)
:-*:-*
15. kelly13 ( 01/08/2007 08:34)
:(:(:cry::cry:
16. ANARIM ( 01/08/2007 09:22)
ftma : hummmmm ho aiza ô? hihihi mahità ny soa hatrany n'aiza n'aiza aleha dia malahelo hono ny ankizy fa aza maharitra ela loatra!
zà angamba raha tsy misy ny sampona dia janoary 2008 no tafaverina eto fa dia
mirary soa hatrany ho an'ny rehetra e!
17. mandrindra ( 01/08/2007 09:25)
soava dia ka mahereza eeee
18. vale ( 01/08/2007 09:36)
ftma, ANARIM: soavadia izany ! d mandram-piverinareo eto indray!:D(l):-*
19. mamzelkely ( 01/08/2007 09:41)
ftma bonne vacance akia de miverena haingana ee :-*:-*:-*

anarim d torak'izay ko akia de mahita ny soa de miverena haingana ko :-*:-*
20. Fiffi ( 01/08/2007 09:59)
misy ny lasa de misy ny tonga......de miarahaba ny vao tonga de manao veloma zay andé....:) de ampy foana :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1159