manao veloma koa

21. princesseN ( 01/08/2007 10:49)
de veloma njay aza eh!...@ manaraka njay miresaka eh!...:-*:-*
22. ianao ( 01/08/2007 15:38)
Veloma ry ftma ry ftma
Mamin'ny foko
Veloma mandra-pihaona
Tsy hanadino anao
Ny eto am serasera

Ny railovy
23. wooda ( 01/08/2007 15:43)
matiko enao androany ftma! :cry:

aza ampitomaniana moa ny bandy eh!

kiss
24. fasaly ( 01/08/2007 15:56)
aza ela ary indry fy ftma ah!:-*
25. wooda ( 01/08/2007 17:48)
veloma namana atrizay!

de aza ela f mangina be ao @ karajia

26. diamondra27 ( 01/08/2007 18:06)
sans commentaire fa :-*:-*:-*:-*

(l)(l)(l)(l)(l)

bizoroka be farany akia a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

lasan'iza ndray zany zao ny bizoroka?

Jereo le hafatra lasa any akia a!



27. Samoana ( 02/08/2007 14:55)
ftma:

...misaotra ireo namana tsy fohy...


izahay fohifohy itony izany mitan-jiro fotsiny:cry:



28. Samoana ( 02/08/2007 14:59)
ftma:

...indrindra ireo mpanome biz'oroka vokatry ny fo :D:-*:-*


tsa de haiko retsy le mizara ity bizbizn'oroko ity fa de mirary vĂ´kansy finaritra ho antsika rehetra hisintaka vetivety na izany aza a:-*


29. xxx ( 03/08/2007 06:10)
bon vacances dia miverena aingana fa efa mangina be ny aty e :-*:-*:-*
30. diamondra27 ( 03/08/2007 06:15)
refa tsy eo ny saka de mandihy ny voalavo......
Jereo tsara ange ny suite-ny e!
qui vivra verra
:wink:
(l)diam'27 forever(l)
31. ftma ( 13/08/2007 10:07)
Misaotra anareo rehetra, efa tafaverina sahady e :-*:-*:-*:-*
32. Fiffi ( 14/08/2007 07:55)
de tongasoa njay akia an ! :) de aiza ny vondalana ? :)
33. ftma ( 14/08/2007 07:58)
Tsy nisy voa ny lalana tany :D
34. Fiffi ( 14/08/2007 08:07)
lanindry daholo zany ? :{:{:{:{:-D:-D:-D:-D
35. sympa ( 19/08/2007 19:30)
8-) :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1253