joyeux anniversaire methode

1. ftma ( 11/03/2008 12:12)
Na dia lasa lavitra aza njy aleo hametrahana hafatra eto ihany: joyeux anniversaire ary mirary ny soa indrindra, ho tanteraka daholo izay hirianjy :) de ho tratry ny ela indrindra.
Tsy manantena gateau aloha za fa toa tsy misy mpivarotra any anaty bozaka any :-D
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:46
2. ari.malala ( 11/03/2008 12:19)
bonanif methode na d ts tazana aza e
3. cutie ( 11/03/2008 12:21)
any anaty bozaka nga izy:-D
happy birthday methode de soa ihany za fa mba tsy tara ndray t@ ty :oops:
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. ftma ( 11/03/2008 12:35)
ari.malala any Dago any izy io fa tsy mety misy mahita :wink:
cutie: niala tany @ vovoka akia de lasa any @ bozaka :-D asa rahoviana vao mba tena hitombona eny @ tany lemaka :-D
5. cutie ( 11/03/2008 12:39)
ftma
hay moa:-D:-D:-D:-D
Efa impiry impiry notenenina iny we aty misy tany lemaka :-D:-D:-D:-D
6. ravatorano ( 11/03/2008 14:03)
bonaniverisera ra methode ah
mirary soa lalandava ho anao e
d enga anie ka hifankahita amizay atsika fa efa samy aty v kle sa manakory izay

bon anniversaire methode
=D=D=D=D^:^^:^^:^
7. Ralay ( 11/03/2008 16:18)
Miarahaba an'i methode izany dia ho tratry ny mitsingerina indray e
8. vale ( 11/03/2008 23:40)
Miarahaba an'i Methode na dia tsy dia hita firy i,tsony aza, mafàna be lotra ngamba izy izay dia kamo manoratra, anefa anie miaraka am sôvaly telo be izao izy tam sary an! hummmmm,hihihh!
Joyeux anniversaire fa sangy2 dol zany an!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. sasa ( 12/03/2008 10:28)
bon annif methode kiss milay be:-*:-*:-*:-*:-*
10. mbaliana ( 12/03/2008 11:41)
bon annif methode...:-*:-*:-*:-*
11. ANARIM ( 12/03/2008 13:16)
oay e! zà efa nifanena tam methode taty dago (tao anaty nofy) kisss mamy b njiko methode sikkksss
12. ftma ( 13/03/2008 15:12)
anarim :-D njy mampihome mihitsy, handehanatsika eny ... rehefa tsy mety ho hita ihany :wink:
13. ANARIM ( 14/03/2008 14:17)
ftma : nanao fotoana zahay, saingy nisy ampesimà
14. ari.malala ( 14/03/2008 14:32)
hay ve aty dago i methode e!:-P
15. methode ( 15/03/2008 15:14)
Salut daholo! Misaotra betsaka tamin'ny fiarahabana sy firariantsoa! Tsy anaty bozaka fa ambony vato dia variana eo angamba! Lavitra be vao mahita cyber. Tery be foana ny fotoana dia tsy afaka mihaona amin'ireo namana eto e! Ny sasany ny feony fotsiny no re fa mbola tsy hita maso hatramin'izao. Mify programa mifanindry foana isaky ny ny misy fihaonana! Misaotra ny rehetra nahatsiaro. Ny tena marina koa dia simba ny ordi any antrano dia sarotra be le mahita fotoana handehanana aty amin'ny cyber. Efa hiverina tsy ho ela angamba! Manantena hihaona amin'ny namana aty ihany koa! Eto Tana ihany moa no misy ahy fa indraindray no mankany ambanivohitra. Dia mazotoa daholo!
16. Vitsikakely ( 17/03/2008 04:47)
=))=))=))=))=))=))=))bon annif!
17. mihanta ( 18/03/2008 18:46)
manaova fety sambatra na d efa lasa aza ny fety hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7231