tsikera sary
1. ftma
(
03/10/2007 07:46)
Nisy namana mba nampiditra ny sariny tato omaly fa lasa natao sehatra fifamaliana ny tsikera tao dia nasoriny ilay sary, miala-tsiny indrindra @ io namana io.
Raha misy lolo-po na zavatra tianareo ambara handefaso hafatra ilay olona fa tsy ny sarin'ny sasany no atao fitaovana anoratana izay halahelo e.
Raha misy lolo-po na zavatra tianareo ambara handefaso hafatra ilay olona fa tsy ny sarin'ny sasany no atao fitaovana anoratana izay halahelo e.
novalian'i kallie ny 13/10/2007 11:13
2. boubounezy
(
03/10/2007 08:27)
za alou tsy naita oull nifamaly fa tsy aiko, fa nifamaly tao ngamba zany nareo?? itako tsara iny resaka iny za aza nanotany wé enao nga lé mpanala saty ato??? ra isakiny masosotra anao kosa vé ny resaka ao ry ftma d esorina?? tsy aiko ra enao lé mpanala sary na iza tsy aiko fa ra enao manao abus enao zany, satry isakiny masosotra anao lé tsikera d miala fona ny sarin'oull.:-D:roll:
3. ftma
(
03/10/2007 08:35)
boubounezy tsy izaho no mpanala sary sady mpiandraikitra ny sary, tsy mamaky tsara ianao fa "nasoriny" no nosoratako izany hoe ilay tompon'ny sary no nanala azy
4. Ralay
(
03/10/2007 08:38)
Tsy hitako aloha izany sary nisy tsikera izany fa tsy misy hidiran'ny mpanala sary mihintsy ny amin'ny tsikeran'ny sary aradalana.
Azon'ny tompony atao ny mamafa na manakana ireo mpanao tsikera ao amin'ny sariny.
boubounezy: Tsy ftma no nanala ny sary fa ny tompony raha azoko tsara io voalazany io fa mba milaza fotsiny izy.
Azon'ny tompony atao ny mamafa na manakana ireo mpanao tsikera ao amin'ny sariny.
boubounezy: Tsy ftma no nanala ny sary fa ny tompony raha azoko tsara io voalazany io fa mba milaza fotsiny izy.
5. sarobidy
(
03/10/2007 09:11)
matoa esorin'ny tompony zay d zay no mahafinaritra azy, azony atao ange ny mamafa an'iny tsikera iny rehefa tsy tiany hipetraka eo e fa ny sariny tavela eo iany, azony atao iany ko nge ny manakana ny tsikera hiditra eo aminy e, raha ilay olona mifamaly no tsy tiny, sa mety sarin'i ftma kosany ngamba le izy kouh:wink:
6. ftma
(
03/10/2007 09:42)
sarobidy: tsy sariko ka sarin'ilay namana izay :wink:
Ny tiako hamafisina eto fontsiny rehefa misy zavatra tsy hifanarahana amiko hadefaso hafatra aho fa aza ny sarin'olona no atao sehitra hifamaliana
Ny tiako hamafisina eto fontsiny rehefa misy zavatra tsy hifanarahana amiko hadefaso hafatra aho fa aza ny sarin'olona no atao sehitra hifamaliana
7. sarobidy
(
03/10/2007 09:50)
raha izaho aloha no tompon'ny sary amzay fotoana izay fafako na sakanako le hevitra e:roll:
8. boubounezy
(
03/10/2007 09:54)
ftma ralay ok zany é! neveriko fa nesoriny ftma ngé lé izy é!^:^:-D
10. boubounezy
(
03/10/2007 09:56)
zay mintsy vô saika nolazaiko teo ry sarobidy tonga sakano any ny hafatrany d @zay ny sary eo iany fa tsy zé tsikerany ratsy ny hafa no analako ny sariko eo!
11. kallie
(
03/10/2007 10:05)
ra ny fijeriko az alo an, d ra ny ol mpijery sary, ts misy mifanditra zany, fa namana dôly, fa matoa iz manangan'ady d ol vô tapoany zany, io tenenin'i Sarobidy io ny vahaolana e
12. Ralay
(
03/10/2007 10:05)
boubounezy: Resaka tsy nifankahazo iny fa ok e dia mazotoa mametraka sary e =D
13. boubounezy
(
03/10/2007 10:12)
ralay ie zay mintsy fa za ngamba refa mamaky dinika eto d mila vakiko im10 zay vô mamaly fa manjary tsy azoko lé resaka d matonga olana fotsiny ok ny sary ho avy eo iany ka!:-P
14. nanoukely
(
03/10/2007 10:57)
ftma merci akia tsy misy olana mintsy ka aleo refa maharesy france @zoma de asiko sariko njay ao lol :-p oupsss kay mo za maka all blakcs lol
16. nanoukely
(
03/10/2007 12:35)
wooda:
nanoukely, zoma zao ve izany? :^)
kiss klou ehhh :-p @sabotsy zany ko fa ho resy le france ka lol
17. salmo1
(
03/10/2007 14:02)
ftma:
Nisy namana mba nampiditra ny sariny tato omaly fa lasa natao sehatra fifamaliana ny tsikera tao dia nasoriny ilay sary, miala-tsiny indrindra @ io namana io.
Raha misy lolo-po na zavatra tianareo ambara handefaso hafatra ilay olona fa tsy ny sarin'ny sasany no atao fitaovana anoratana izay halahelo e.
Tena marina maintsy io voalazany mademoazely: Fa ftma io :lol:^:^
;-)
Raha manontany anareo fotsiny aho, oe: ¿aiza ianareo mahita takalaza tsikera ao @ sary oe:
-mihetsika enao Ralay a! misy sarin-jazakely reto :-D
-eto mantsy hono hoy ny mpandrindra tsy azo ametrahana sarin-jazakely ka ry zareo ao iany no mamafa azy, d miandry a @zany zavatra zany satri iza iany no iangarana @ty zavatra ty, ZAY LE OLANA
Raha mandinika tsara knefa ilay olona be takalaza ( olona chivata @ teny espanol) de mahita sarin-jazakely ihany miaraka amin'ny tomponandraikitra.
hery atsy ambadika:
Tsy azo atao ny mampiseho sarin-jazakely satria araka io voalazanao io ihany. Mety ho sarinjanany nefa koa mety tsy ho sarinjanany. Sady na sarin-janaka aza inona no ametrahana azy eto irery? Raha te hiseho hoe manan-janaka dia aleo maka sary miaraka amin'ny zanakao.
hery: tsy zanako less reo fa zandriko ah!=))
;-)
18. sarobidy
(
04/10/2007 06:03)
-mihetsika enao Ralay a! misy sarin-jazakely reto
-eto mantsy hono hoy ny mpandrindra tsy azo ametrahana sarin-jazakely ka ry zareo ao iany no mamafa azy, d miandry a @zany zavatra zany satri iza iany no iangarana @ty zavatra ty, ZAY LE OLANA
Hay v ka fifamaliana no anaran'izao e=))
20. Ralay
(
04/10/2007 08:26)
sarobidy: fifamalian-dresaka fa tsy fifamaliana miady :^)
salmo1:Tsy miangatra izany fa azonlà atao tsara ny mametraka ny sarin'ireo zandrikelinlà miaraka @ elà toa izany koa rehefa mananjanaka elà any aoriana dia ampiaraho ny sarinareo fa hahafinaritra ny mahita azy eto :lol: