tsikera sary
22. salmo1
(
04/10/2007 09:37)
Ralay:
salmo1:....rehefa mananjanaka elà any aoriana dia ampiaraho ny sarinareo
tssss
ti hahita ny zanako fotsiny Ralay zany kle!! Xaval eres muy xafardero^:^:b:b
knefa zany mbola ela vao hisy... sady ny eritreritro mbola tsy makany lôtra, endraso kalouny.:°)
Ny mampieritreritra fotsiny oe: ¿aôna ary zany zanaka zany ra misy? tena tsy mampino oe: hisy bandikely salmo1 ao an-trano na koa hisy salmo-une ao an-trano.:b:b
27. ftma
(
09/10/2007 07:58)
simplex manja be less an
mangataka ilay namana hamerina ny sary araka ny nifanarahana e dia rehefa misy miady ao @ le sary dia asorina akia :-*
mangataka ilay namana hamerina ny sary araka ny nifanarahana e dia rehefa misy miady ao @ le sary dia asorina akia :-*
28. simplex
(
09/10/2007 10:02)
ok ok
mangataka ilay namana hamerina ny sary e :P
tsisy hiady tsony ao fa aza matahotra :):-*
mangataka ilay namana hamerina ny sary e :P
tsisy hiady tsony ao fa aza matahotra :):-*
29. ravatorano
(
09/10/2007 10:51)
tsy afaka hampiditra ny sariko vaovao ao kosa za e
:-P:-P:-P:-P:-P:-P
sa tsizany ry ftma hahahahaha
:-P:-P:-P:-P:-P:-P
sa tsizany ry ftma hahahahaha
30. ftma
(
09/10/2007 15:23)
ravatorano ampidiro less an mbola tsy nahita tao za :)simplex resy hono all black dia tsy haveriny ilay sary maja be :(
31. naritsimba
(
09/10/2007 15:49)
aleo aloha zà hijery ny sarin\'ny zanako sao dia bedy eo hihihhihihi!
32. ftma
(
09/10/2007 15:54)
simplex efa nametraka sary ao akia izy saingy tsy azo asiana tsikera intsony an :wink:
