Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kallie, milahatra araka ny daty
kallie ( 06/08/2008 00:22)
kiombiomby
tsy aiko oe aiza no asina anty fanontanina ty fa ra misy afaka manazava ny oe ina sy aôna ny fanaovana ny kilalao "kiombiomby" nareo azafady fa ts mety maita za ;-) ... tohiny
kallie ( 24/07/2008 13:09)
pok pok
ina kay ny anaran'ny vônatsindrana am teny vazah? pok pok izy any tanàna fa ny tena izy kay ina? ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:31
kallie ( 25/02/2008 07:35)
vazo samoela
mba mangataka tonokira Samoela lé misy oe Fiainana ra tsisy vazo Salam olo von'ny tazo valabalaka malazo ..... Fiainana ra tsisy mihira Salam lôka tsisy sira........ tohiny
novalian'i bida ny 17/03/2008 22:58
kallie ( 29/01/2008 18:15)
"namana"
lasa ihany ny eritreritro oe manin ar tsika vhv no tsy afaka manarina anle réputation oe "manao resa-behivavy" mintsy... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely e... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2008 14:06
kallie ( 19/12/2007 12:07)
akanjo bevoka
iza mo lé nitady akanjo bevoka iny? sendra nande tato za d feno ao http://www.quelle.fr... tohiny
novalian'i mansoor ny 15/04/2008 17:43
kallie ( 18/12/2007 09:28)
sucette foie gras
aôna nareo amity entrée ty? Sucette de foie gras et truffe noire Ingrédients 80 g de foie gras de canard des Landes confit au naturel (ou en terrine) 64 g de truffe noire du Périgord en b... tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 16:33
kallie ( 16/12/2007 12:25)
flan
misy fomba na fika manokana ve reto mba aha réussit flan fa na recette in na in tsy mety ôtran'nle eny am pivarotra reny ny anà fa mivadika ôrera? :cry::cry:... tohiny
novalian'i sipagasy ny 16/12/2007 18:00
kallie ( 04/12/2007 08:22)
gateau na dessert gasy
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny ko... tohiny
kallie ( 01/12/2007 09:12)
petit papa chinois
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/fun/featured/video/x3lwcu_clip-didier-super-petit-papa-chinoi_fun... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 09:17
kallie ( 23/11/2007 19:09)
starac
fa za wa ts tia anle starac fa d ts aiko fa d eto, miandry prime eto e... ôtrany lasa mijery fa we ny ol reetra mijery :?... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 10/12/2007 08:21
kallie ( 21/11/2007 15:11)
kely sisa d noely
in ny nangatahanareo ny dadabe noely? aty aminay bdb ny kilalao nopotehin'ny douanier fa tsy am norma hono... entana avy am sinoa ny tena betsaka... Reny kilalao am sinoa ao Behoririka reo ve mba ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/11/2007 07:04
kallie ( 20/11/2007 15:36)
sauce soja sy épices
fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy? ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:29
kallie ( 20/11/2007 07:04)
grévy
manao aôna ny fijalinareo am grevin'ny rehetra ao (panam)?... tohiny
kallie ( 30/10/2007 12:36)
pepsi
http://www.dailymotion.com/playlist/x21vn_julia_972_beyonce/video/x289a_britneybeyoncepinkenrique_ads... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 07:26
kallie ( 15/10/2007 14:52)
tsiky kely e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pazzapa+5/video/xijk8_les-betisiers-de-pazzapa_fun... tohiny
novalian'i tywa68 ny 17/10/2007 06:36
kallie ( 15/10/2007 11:34)
parrainage zaza gasy
nisy resaka zay wa nisy fotoana oe 45 euros d afaka mi-parrainer zaza gasy anaty herintaona... d tsy mety hitako tsony ilay lien, ka ra itanareo d mbo ampatsiaivo anà azafady ... tohiny
novalian'i kallie ny 15/10/2007 13:38
kallie ( 12/10/2007 10:22)
sô d mahasoa
http://www.youtube.com/watch?v=1xXNoB3t8vM :-P... tohiny
novalian'i miainga ny 12/10/2007 14:12
kallie ( 10/10/2007 15:35)
by pass
fa mbô ôtran'ny aôna lôtra kay zany by pass zany fa tô malaza be e? fantatro oe lalana fa lalana misy inona marina? d manin no feno kaly masaka? (cf. Sakafo)... tohiny
novalian'i Noslid ny 13/10/2007 16:02
kallie ( 10/10/2007 11:53)
mbô rassuréo za
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an) -refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana -manasa vôtabia am éponge (ampiasai... tohiny
novalian'i kally ny 19/10/2007 15:51
kallie ( 09/10/2007 07:20)
ary ra manafatra?
ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo? Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2519