kiombiomby
1. kallie
(
06/08/2008 00:22)
tsy aiko oe aiza no asina anty fanontanina ty fa ra misy afaka manazava ny oe ina sy aôna ny fanaovana ny kilalao "kiombiomby" nareo azafady fa ts mety maita za ;-)
novalian'i tsiambaratelo ny 24/09/2008 16:43
2. Zozoro
(
06/08/2008 09:01)
Ny kiombiomby dia dia kilalao fanaon'ny ankizy tantsaha eny amipiandrasana omby na enyantsaha:
volavolaina ny tanimanga dia anaovana sary sikotra omby kely, manao valan'omby dia atao ao izay vita. Mifaninana mihintsy ny ankizilahy kely amin'io, ka izay mahavita be indrindra no milaza fa be omby indrindra (manankarena)

5. Zozoro
(
09/08/2008 09:10)
SHOAN:
fa ny sipa vavy kely zany tsya afaka manamboatra ?
tssssssssssss :(
Ny an'ny vavy kely indray dia ny tamaboa no mahavarina azy, asiana zanaka kely be dia be. Hafaka manao kiombiomby SHOAN raha mazoto. entre ^parenthèse : tiako be daholo ny tonokalonao.
6. tsiambaratelo
(
24/09/2008 16:43)
Zozoro:
Ny kiombiomby dia dia kilalao fanaon'ny ankizy tantsaha eny amipiandrasana omby na enyantsaha:
volavolaina ny tanimanga dia anaovana sary sikotra omby kely, manao valan'omby dia atao ao izay vita. Mifaninana mihintsy ny ankizilahy kely amin'io, ka izay mahavita be indrindra no milaza fa be omby indrindra (manankarena)
De ny ankizivavy manao kivarivary :-P
7. tsiambaratelo