Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiambaratelo, milahatra araka ny daty
tsiambaratelo ( 13/10/2008 08:38)
ANTSO MAIKA BE ll
Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto f... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2009 19:00
tsiambaratelo ( 05/09/2008 09:33)
NY SAZY MIANTRA AMINY NAMANA IRAY NAHAFATY OLONA
Manao aona dôly ndray ary ny namana. Tsy izany fa mba te hahalala bebekokoa mikasika indrindra,ny sazy miandry na miantra aminy reny olona mpamily na mpitondra môtô ireny ka nandona ary maty noho i... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 19:57
tsiambaratelo ( 04/09/2008 17:53)
FIFAMOIVOIZANA AO AMINY FIARAHA-MONINA AO
Asa raha mahatsikaritra isika ,aminy reny toerana fiarahany mpianakavy na ny daholo be miara-mipetrapetraka,mialavoly,mifandom-bera.Zany we toerana mahafinaritra ,milamindamina.Toy ny zaridaina public... tohiny
tsiambaratelo ( 24/08/2008 19:22)
FIARABANA HOANY NAMANA kiki33
Arabaina ankia nomen Andriamanitra ny fara .Tongava taiza ny zaza,de ny reny koa ho salama tsara!Tena faly dia faly tokou ny fo nandre vaovao mahafaly.De marary ve le miteraka?Hi hi hi,ity alou no sol... tohiny
tsiambaratelo ( 04/05/2008 13:02)
RAHA MAHAFANTATRA ô
Ndao njay ary hilalao e(lalao saina) ANADAHY sy ANABAVY Tafaresaka i Koto sy iZefa. Hoy i Koto zahay mirahalahy avy betsaka raha hoarina amin'ny isan'ny bavinay.Ny rahalahiko mit... tohiny
tsiambaratelo ( 30/04/2008 11:55)
RAHA MAHAFANTATRA Ô !
Tovolahy roa sy tovovavy roa,no hasain\'ingahibe Rangory isankerin\'andro.Hanomanany lalao hafakely hijereny ny fahaizan\'ireto zatovo mandresy lahatra!Nalahatrany mahitsy ireto zatovo,ary indro eny a... tohiny
tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:41)
RAHA MAHAFANTATRA ô !
Zao ndray ary ô! (hatsikana lalao saina foana) Ao anaty ny efitrano efa-joro iray misy saka maromaro. isaky ny zoro-trano misy saka iray avy,eo alohan'ny saka tsirairay misy saka,misy saka ira... tohiny
tsiambaratelo ( 24/04/2008 11:39)
RAHA MAHAFANTATRA ô !
Ao anaty trano fisoko iray misy akoho dimy! samy manana ny lokony avy,ireto ary ny lokony, (volon-tany,mavo,mainty,volom-boalavo,fotsy) Mifampialona ireo akoho ireo:ny akoho tsirai... tohiny
novalian'i rush ny 27/04/2008 18:03
tsiambaratelo ( 19/04/2008 17:37)
RAHA MAHAFANTATRÔ!!!
Mpiandry ondry iray handeha hamonjy foara lavitra ny tanana misy azy niaraka t@andian\'ondriny(lalao saina izy ty an,)nandalo tao @tanana voalohany izy ,dia nivarotra ny atsasaky ny ondry nohentiny ar... tohiny
tsiambaratelo ( 15/04/2008 16:37)
TANTARANA JAMBA IRAY
Teo amoron-dalàna nisy mahantra iray,niantsoantso sy nitalaho tamin\'ny mpandalo rehetra.Mba mamindra fo amiko rey olona ô,mba mamindra fo amin\'ity jamba mahantra manana zanaka dimy ambinifolo isa!... tohiny
tsiambaratelo ( 07/04/2008 17:10)
Handeha hijery baolina i bôlida sy ny rainy.Nahazo toerana soamatsara,i bôlida mou dia nipetraka teo aloha fa ny rainy kosa tato afara.Nafana dia nafana ny lalao;tsitapitapitr'izay nisavaona le baolina,nanitsy tany amin'ny tandrifin'izy mianaka!=))hi hi h
Alefaso... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:41
tsiambaratelo ( 13/03/2008 07:15)
FOMBA MAHOMBY VE?
Raha tiana ahay ny zaza(mianatra)dia ilaina ny fanaraha-maso akaiky avy amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny.Fomba mahomby ve izany?Dia marina ve fa ahay tokoa ilay zaza?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 07:05
tsiambaratelo ( 15/02/2008 12:02)
OVAINA KELY NY TAFA HOAN\'IZAY
Alefako eto ity fomba fijerin\'ny étranger(-re)iray ny olona aty aminay(Liban)hoanareo namana zay liana ,hoanareo malagasy manambady libanais,indrindra indrindra hoan\'i tonton-nay zay manam-bahiny L... tohiny
tsiambaratelo ( 12/02/2008 11:11)
HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!
Apetrako amintsika namana ny fanontaniana we:moa ve tia tena i tsiambaratelo raha manana ps 2 ato amin\'ny forum?Samia mambosaka ny heviny fa izay no atao we dinika,miandry anareo aho Bisous!!!... tohiny
tsiambaratelo ( 23/01/2008 21:32)
MBA MANGATAKA NY TONONKIRA NY AINGA RE ZAH A
Mba mangataka tononkiran\'ny tarika ny Ainga re zah e,\"FITIAVAKO MASIKA\"de le an\'iPatty \"Ankiniko\"misaotra be mialoha é... tohiny
tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:28)
TENA MIFONA MANDADY!!!!!!(SUITE)
NOHON'NY FANGATAHAN'IXXX DIA AFINDRAKO ATY NY TOHIN'NY DINIKA TANY @ANTSON'NY FO,DIA IANAREO IZANY NO ANTENAIKO HANOKATRA NY SEHATRA .DIA AZA ATAO INTSONY HOE IZAHAY MITSAM FA NA IZAHO AZA TSY MIFAN... tohiny
tsiambaratelo ( 05/01/2008 18:28)
DIA SAMY HO TRATRIN\'NY FETIN\'NY EPIFANIE DAOLY NDRAY ARY Ô
Hoan\'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan\'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:09
tsiambaratelo ( 23/12/2007 13:37)
MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO
Mirary ny namana tsirairay avy hanao fety mahafinaritra be!!!!!! Hoan'ny mpiandraikitra rehetra ato @ serasera,dia hoan'ireo namana maro be nandray anjara teo amin'ny dinika rehetra zay... tohiny
tsiambaratelo ( 12/12/2007 08:13)
Maika be hafatra hoan le manana ps\"tendry 77\"
Maika be,manaona daoly e,raha misy mahita azy mandende ato @ dinika nareo namana,dia mba apitao aminy fa omeko eto ity zvt tadiaviny ity\"momba ny telephone...GSM eto Beyrouth Liban,tsy afaka mi-surf ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/01/2008 11:51
tsiambaratelo ( 11/12/2007 22:01)
MBA TE HAHALALA MI
Vao misy kofa mikopaka de hoy ny,manodidina:tandremo efa niaraka t@le sipa ary avaratra ary iny.Toa hoe misy fozakely,tandremo fa mifindra ireny.Inona ry reto zany fozakely zany?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0237