ANTSO MAIKA BE ll

1. tsiambaratelo ( 13/10/2008 08:38)
Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto fa hamaly anao aho.Misy fanotaniana efa napetrany mantsy,ilainy toro-hevitra! Hoy izy RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN?ny makany Maurice, Seychelle,La Réunion toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.Mmmhhh!!! :-w:-w:-w
novalian'i xxx ny 11/01/2009 19:00
2. xxx ( 13/10/2008 09:20)
tsiambaratelo:

Hoy izy RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN?ny makany Maurice, Seychelle,La Réunion toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.
aza atao we toa manao makorely ABY kosa eh ! marina ary tena misy io fa tsy lavina zany....saingy raha nisy na misy nanao an'izany de tsy atao kosa we ABY ! midika mank zany we ny rehetra !


3. xxx ( 13/10/2008 09:38)
sady dinika efa nande
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a
4. endrika01 ( 13/10/2008 13:23)

sady dinika efa nande
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a



xxx-2 Angamba mety misy tsy ampy na tsy nahafapo anilay namana ny voalaza tao.Tonga @lay we aleo manontanitany foana;toy izay hanaonao foana:-P
5. xxx ( 13/10/2008 13:24)
Salut doly e!
Marina tokoa fa tsy ny rehetra no manao makrel,fa ny 1 na2 na 3 ve no manao ny ataony de zay makany maurice de lazaina fa manao doly.
Ohatr'izany koa ny ankizy miasa any Liban misy ny miadana de misy koa ny mijaly fa tsy hoe mijaly daholo akory ze tonga any.Efa hitan'izao tontolo izao ve fa mampijaly ny any de mbola mirongatra ihany ny olona mankany(chine,filipine,syrie,Africane,.....) matoa izy mankany de mety ho ratsy noho izany ny any @ fireneny aby.Ny antsika eto dago fotsiny moa de betsaka ny tovovavy lasa manao makorel ary ny tena mampalahelo aza dia misy ny tsy ampy taona ary koa ny Ray Aman-dreny mintsy no mampirisika azy hanao izany.Ny orin'asa afak'haba moa de karama varimasaka,ary betsaka koa no mikatona satria mihen-danja ny vola malagasy,ao koa ny mpampiasa no mampijaly piasa,oh:le nivoaka gazety taty M/car zao bevohoka efa hiteraka nefa mbola ampiasaina foana,ny efa marary tsy maintsy miasa.....;betsaka fa tsy voatanisa e!Aman'alina zao ny somera aty M/car,ka aza gaga isika raha mitombo isa ny mankeny tsaralalana.
Raha mba mahita lalana andehanana any Liban ve ny sasany dia hoe ratsy any ,toy izao any,Aoka ho fantatr'isika fa tsy misy olona azo terena izany fa sitra-po ny an'ny tsirairay,raha tsy hoe angaha misy ny mpanondrana olona antsokosoko,sy mody mandangolango,toy ireny mpanondrana zaza antsokosoko tratra ireny.
Ny teniko fotsiny de izao:safidy ny an'ny 1/1 @ zay hataony,fa na ho aiza ianao na ho aiza ianao,tsy misy izany tonga lafatra izany raha mbola miaina eto an-tany,fa ny azo atao dia ny mitondra am-bavaka sy manankina ny fiainana @Andriamanitra na aiza misy anao na aiza.
6. xxx ( 13/10/2008 13:49)
Raha ny hevitro dia tsy ny hoe fanajanonana na fandefasana no tokony adihevitra eto,na fanaratsiana na fanatsarana, na koa fitsikerana,fa ny torohevitra no tokony ho betsaka eto,toy ny nataon'ny endrika01 tary aloha tary,satria tsy maintsy misy foana ny mandeha any,raha tsy hoe ny fanjakana ngamba no mamoaka didy ny tsy mahazo mande any Liban intsony na ny any Liban no manakana ny tsy hidiran'ny gasy any intsony koa,raha ny iray @reo no misy izay vao tanteraka ny tenin-tsika hoe aza makany .
Ny torohevitra avy aty amiko zany dia izao e: mandinika aloha vo mipataloha,maka bahana vao mitsambikina,ary tsipony ny akotry sy vatokely vao andrahoana ny vary,donc olona manana saina daholo isika,natao handinika,hamakafaka,fa tsy ohatry ny omby ka atao gauche de gauche,atao droite de droite, na koa ohatry ny alika ka atao hoe allez dia iny tokoa fa lasa.
Betsaka toy ny bozaka maniry zao ny olona mandefa ankizy any Liban,tsy hoe izy retra ireo akory dia azo antoka daholo,ka ny torohevitra de hoe ataovy toy ny mividy zavatra eny antsena ka mampitovy vidy sy mijery zay tsara,fa tsy hoe zay mivarotra jus akory dia azo sotroina daholy,fa misy ny atao @ rano-mangatsiaka fotsiny zao,moa misy kosa ny mampangotraka rano vo anaovana jus.
Anjaran'ny 1/1 zany no manadihady zay olona handefa azy
7. endrika01 ( 13/10/2008 16:53)
Raha ny hevitro dia tsy ny hoe fanajanonana na fandefasana no tokony adihevitra eto,na fanaratsiana na fanatsarana, na koa fitsikerana,fa ny torohevitra no tokony ho betsaka eto ,toy ny nataon\'ny endrika01 tary aloha tary,satria tsy maintsy misy foana ny mandeha any,raha tsy hoe ny fanjakana ngamba no mamoaka didy ny tsy mahazo mande any Liban intsony na ny any Liban no manakana ny tsy hidiran\'ny gasy any intsony koa,raha ny iray @reo no misy izay vao tanteraka ny tenin-tsika hoe aza makany . Ny torohevitra avy aty amiko zany dia izao e: mandinika aloha vo mipataloha,maka bahana vao mitsambikina,ary tsipony ny akotry sy vatokely vao andrahoana ny vary,donc olona manana saina daholo isika,natao handinika,hamakafaka,fa tsy ohatry ny omby ka atao gauche de gauche,atao droite de droite, na koa ohatry ny alika ka atao hoe allez dia iny tokoa fa lasa. Betsaka toy ny bozaka maniry zao ny olona mandefa ankizy any Liban,tsy hoe izy retra ireo akory dia azo antoka daholo,ka ny torohevitra de hoe ataovy toy ny mividy zavatra eny antsena ka mampitovy vidy sy mijery zay tsara,fa tsy hoe zay mivarotra jus akory dia azo sotroina daholy,fa misy ny atao @ rano-mangatsiaka fotsiny zao,moa misy kosa ny mampangotraka rano vo anaovana jus. Anjaran\'ny 1/1 zany no manadihady zay olona handefa azy
Raha tsy manandrana anie tsy mahita é,fa izay efa nahita wé zao ny lesoka; de mba tokony manomé sopapa:-P
8. endrika01 ( 13/10/2008 16:56)
Valio ry tsiambaratelo a:-P
9. ainaheri ( 13/10/2008 17:52)
endrika01:

Valio ry tsiambaratelo a:-P



:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

10. ni81 ( 13/10/2008 18:06)
hoy i ainahery
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
=)) =)) =)) =))
11. ainaheri ( 13/10/2008 18:10)
ni81>> aza mimémé eo an :)
12. ni81 ( 13/10/2008 18:13)
ni81>> aza mimémé eo an
=)) =))
13. tsiambaratelo ( 13/10/2008 18:17)
Hamaly tokou zah fa andraso alou handinika kely=))
14. tsiambaratelo ( 13/10/2008 18:18)
Hamaly tokou zah fa andraso alou handinika kely=))
15. fahamarinana ( 13/10/2008 19:00)
ainaheri:

endrika01:

Valio ry tsiambaratelo a:-P



:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:



:arrow: :-D :-D aoka marina!! (l)
16. endrika01 ( 13/10/2008 19:09)


endrika01:

Valio ry tsiambaratelo a:-P



:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:



:arrow: :-D :-D aoka marina!! (l)



hita fa zany koa,ny torohvt ny zao no andrasanilay namana nila hvt taminy. :-*
17. patrick2002 ( 13/10/2008 19:37)
Ny manao makorely aloha tsy izy aby ,misy foana ny vehivavy hanao makorely ny ao andohany nefa handeha ho an'i liban na france ,na canada na USA,
sahala @ tsika lehilahy ihany io misy ny ao andohany dia ny hisoloky foana ,na hianatra io na hiasa ,na hiangona .
Fa ny ahy kosa ny mampalahelo ilay vehivavy manao makorely nefa tsy volonte ny no anao an
18. ainaheri ( 13/10/2008 19:50)
endrika01:
hita fa zany koa,ny torohvt ny zao no andrasanilay namana nila hvt taminy
.
Enkôro :roll: :roll: :roll:
19. ssendra ( 13/10/2008 19:55)
:-D :-D :-D :-D
20. ni81 ( 14/10/2008 05:21)
Enkôro:roll: :roll: :roll:
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6425