ANTSO MAIKA BE ll

61. ni81 ( 16/10/2008 15:19)
Ni>> ngah mila anontanina tsony
mazava be izany :-D :-D
62. sakaizakely ( 17/10/2008 16:01)
ny ahy andeha mba asiako dinika anay galasamy aty Zimbaboé fa toa tsy mba asinareo resaka :cry: :cry:
63. ainaheri ( 17/10/2008 17:27)
petitesakaiza>> Tairo mba henoina zany nama aa
64. kelly13 ( 19/10/2008 09:43)


hozizy vieforce:

Tu vas bien??
Ndrai² aho manontany tena oe.......



kay v tsy za rery no manontany tena e :roll: 8O
65. ni81 ( 19/10/2008 10:07)
kay v tsy za rery no manontany tena e
:lol:
66. Papoose ( 19/10/2008 18:49)
Ka mbola tokony atao aza zany ve ny mandefa gasy any zimbaboueeee??? :-P

67. ainaheri ( 20/10/2008 04:41)
papoozy>> azo atao tsara ,f'andraso alou ho hisy prézidà ,fa mbola miady seza i dadabeuu :-D :-D
68. endrika01 ( 21/10/2008 10:45)
ainaheri:
ni sy fahama..>> Tsy bedy zany fa i endrika akama bonne kou :lol:
Zany ôooo !!! Fa hotohizako lay resaka fametavetana ataony mpampiasa lhl sasany aty! Misy malagasy efa voalazako tao anaty dinika tao.Efa avotra tao @ mpampiasany taloha dia nafindra mpampiasa hafa , nefa dia tratra ndray .Ka ny hiangaviako ny Agence dia tokony tsy hamoramoraina fotsiny ireny cas ireny, na vitany arragement amicale fa faizina. mampalahelo ahy io vhv io,satry ranomaso be no hangalarany telephone iatsoany an i tsiambaratelo.Mazava hoazy fa tsy mahay teny vahiny izy io ka tsy afaka miantso ny Agence.(...)
69. endrika01 ( 21/10/2008 14:00)
HANAMAFISAKO NY VOALAZAKO ETSY AMBONY HOANY REHETRA.NA AIZA NA AIZA ALEHANAO DIA FANTARO HOE AIZA NO HAMETRAHANA NY TONGOTRA.NY NAMANA ANY LIBAN,NA VAO HANDEHA HOANY LIBAN.NY ASA NO ATAOVY TSARA E,DE MODY.FA RAHA RESAKA LEHILAHY ZANY AZA ASIANA MASO AKORY,NA HAPIDERA AMINAO NY VOLABENY,NA HATSARA-TAREHY,SNS ,TANDREMO NY MPANDREBIREBY AMINY ORA FIASANA NA MPAMPIASA LHL NA CHAUFFEUR NA OUVRIER ...AZA IVAKIANA LOHA,FA RAHA SANATRIA MISY MANJO ANAO,NY ATY MADAGASCAR NO MIJALY VOALOHANY.FIJALIANA+FIJALIANA VE???Sa FIJALIANA LASA FIFALIANA????TENY FENO FITIAVANA!!!(l)(l)(l)
70. ainaheri ( 21/10/2008 14:42)
Endrika01:
ranomaso be no hangalarany telephone iatsoany an i tsiambaratelo


Avy ndray ianao an :-D :-D :-D :-D :-D


71. endrika01 ( 21/10/2008 15:32)
Aza hadino ny manomé ny mpampiasa ny numero ny findainy fianakavianao akaiky aty Madagascar raha vao tonga any Liban ianao. Tena zava-dehibe
72. endrika01 ( 21/10/2008 15:38)
ainaheri:

Endrika01:
ranomaso be no hangalarany telephone iatsoany an i tsiambaratelo


Avy ndray ianao an :-D :-D :-D :-D :-D






Dia maninona kou zao raha tsy saro-piaro sa aona no filaza anzany reh e :-P andraso fa hoavy eo ambany ndray izy=))
73. tsiambaratelo ( 21/10/2008 16:30)
Marina izany!Tena ilaina ny fanomezanao laharana antso maromaro mintsy tsy olana.Hoatrany tranga nahazo ny namana Malagasy iray maty omaly noho ny lozam-piara-kodia izay nitranga,fiaran ny mpampiasany,ilay chauffeur-ny maratra mafy eny @hopital.Ny mpampiasa no niatso tany Dago,zay vao nandre ireo havany teto.Tonga vao haingana kely teto Liban io namana io!Hararaotiko eto ny mandefa ny teny fampiononana hoany fianakaviany rehetra any Madagascar sy ireo havany eto Liban!Mahaiza mionona tompoko!Tombon-dalana ny azy fa isika rehetra samy mbola hoany daholo!Mahereza! :-*:-*:-*:-*:-*
74. tsiambaratelo ( 21/10/2008 16:36)
Marina izany!Tena ilaina ny fanomezanao laharana antso maromaro mintsy tsy olana.Hoatrany tranga nahazo ny namana Malagasy iray maty omaly noho ny lozam-piara-kodia izay nitranga,fiaran ny mpampiasany,ilay chauffeur-ny maratra mafy eny @hopital.Ny mpampiasa no niatso tany Dago,zay vao nandre ireo havany teto.Tonga vao haingana kely teto Liban io namana io!Hararaotiko eto ny mandefa ny teny fampiononana hoany fianakaviany rehetra any Madagascar sy ireo havany eto Liban!Mahaiza mionona tompoko!Tombon-dalana ny azy fa isika rehetra samy mbola hoany daholo!Mahereza! :-*:-*:-*:-*:-*
75. Papoose ( 21/10/2008 21:03)
ainaheri:

papoozy>> azo atao tsara ,f'andraso alou ho hisy prézidà ,fa mbola miady seza i dadabeuu :-D :-D



ka @ mahadadabeu azy sao de efa hofohy ny androny dia sao de tsy ampy le fotoana hangalako taranaka hahazoako ttsy she any aoriana ry vieforce? :lol: :-D :-D
76. ainaheri ( 22/10/2008 04:00)
Papozy>> Tsy azoko ny tian-dry lazaina :lol: Milaza an'i Zimbabweeee nareo ,d za manohy an'i dadabeuu Mugabe miady seza fona :lol:
77. endrika01 ( 22/10/2008 04:00)
Hararaotiko eto ny mandefa ny teny fampiononana hoany fianakaviany rehetra any Madagascar sy ireo havany eto Liban!Mahaiza mionona tompoko!Tombon-dalana ny azy fa isika rehetra samy mbola hoany daholo!Mahereza! :-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*
78. endrika01 ( 22/10/2008 15:07)
Torohevitra mbola alefako hoanareo rehetra rehetra tsisy avakavaka,na Agence na vondron olona,na ireo rehetra mana-panirina ny HIASA any Liban ity.HADIHADIO-->FAKAFAKAO--ALAO AMBONY,ALAO AMBANY ZAY VAO MIROSO MBA TSY HISIANY NENINA SY NY LOLO-PO hoy ity vhv gasy iray tamiko! Alefako any @tanana ity sariko ity,amnizay de mikorapaka daholo ny pokona wé tena milay be tsisy hoatrizany aty.Avelao hoavy aty daholo aminizay mahita tsara ny hamafiny asa aty,sy ny gadra lava mampahory,sy ny fahorian-tsaina mahazo @ fangataham-bola tsisy farany ataony havana any Dago!Wé manao ahoana ny aty.:D dia novaliako tsotra wé,mamosavy ny naman-dry indry amzany,mampanatena ny tsy misy
79. endrika01 ( 22/10/2008 15:33)
Moa ve ianareo manao Annonces sesilany ireo mba manoro hvt ireo olona alefanareo any Liban?Tsy ny fomba fiasa ihany fa ny takitika isan-karazany?Fa tsy ny averimberina ampoton-tsofinizy ireny,dia ny wéMILAY BE ANY,PROFITER-O FA OCCASION BE ZANY MIAPITA RANOMASINA IZANY,ETO AMINTSIKA TSISY VOLA RY ANONA,SADY IZA KOA NO HANAKARAMA ANAREO 1MILLION PAR MOIS ETO MADAGASCAR NEFA TSY MANANA FARIM-PAHAIZANA?AzA DONDRONA SY VENDRANA RY ANONA SSSS Eny tompoko ô tsy azo lavina lay teny feno fandresendahatra,sy fandokafana ny any Liban wé milay be,hein,refa tojo mpampiasa tsara sy en bonne condition de travail alou dia tena Paradis sur terre! Afaka mi voyage manerana ny Nosy sy midedaka @mpiara-monina,saingy ny vintana tsy mitovy :-w:-w:-w:-w ka mba zarazarao @olona alefanareo aty ny torohevitra feno fitiavana aroso eto! Fa tsy ho fifanaratsiana sy fanembahana sy fanaovana valifaty no masaka an-tsaina!
80. ainaheri ( 22/10/2008 16:02)
3 en 1 aa,aza eto ianao no miwawawa fa raha te hanampy an'ireo olona ireo ianao,mankanesa any dago d miantso mpanao gazety sy ny mpilaza vaovao antsary,satria raha eto ianao toa ny mpikambana sera² no ampitanao ny hafatra fa tsy ny vahoaka any dago izay te hiasa any liban zao!!! Sa misy zavatra manitikitika sy mahamahàna anao,sa mahatsiaro voatsindrona no mahatonga io resaka io miverina fona??
Sady milay kou mamaky an'i endrika miresaka @ i tsiambaratelo =))=))=))=)) Misy ra latera,aza dorana mbakan'ny voniny oa fa mahabongo maso ireny =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1224