ANTSO MAIKA BE ll

101. ainaheri ( 23/10/2008 11:14)
ni>> akaikin'ny port d b rekin lotra fa tsy azo ilomanosana,hihihi ..maka rivotra iany alou lol
102. ssendra ( 23/10/2008 12:00)
Ary mba zvtr tsara @ zay no resahana fa tsy ny mal an'gasy ao liban fona

ny ahy io no mampmé ahy ilay hoe mal en'gasy :-D :-D :-D :-D :-D
103. ainaheri ( 23/10/2008 12:07)
ssendra>> miomeza eo,bedy f'ataovy :-D:-D:-D
104. endrika01 ( 23/10/2008 12:46)
ainaheri:
ni81>> Non !!!vao metriziko tsara ny zvtr voasoratro ka,mapmé fa everiny oe polisy na mpitondra fanjakana angamba ny mpiserasera ato no ihaino ilay resaka tsy lohany sy vodiny otr\'io.....Ny ahy refa manoratra zvtr ato aho d refa mamaky azy ka itako tsy miady d otrany mahatsiaro menatra ka,sinon ry endrika zany efa ataon\'oul fiomezana mbola tsy tonga saina ihany,vao maika manovokovoka hihi,en + izy iany no miresaka @ tenany(Endrika manoratra d i tsiambaratelo no mitehaka sy misaotra) Mba normaly ve zany?? :roll: :roll: Fahama>> Ndao alou haka rivotra kely eny @ bord akaikin\'ny neptune, fa otrany mafana lotra izy zany klé :-D :-D :-D :-D
Hoatranareo mifamaly resaka @ps nareo hafa ihany io ka tsy de hitako izay olana. Ny wé ataony olona fiomehezana ndray,raha marina ny zavatra lazaiko na polisy na tsia na mpitondrana fanjakana na tsia ny namana serasera.Tsy voatery ny polisy irery ihany no hihaino zay lazaiko eto fa zay manan-tsaina ka afaka mandinika. Na iza ihomehy na iza ,zah tsy mba miemotra zany rehefa misy adi-hevitra,na hanao opa vary raraka aza izy,na hanao fosafosan-teny maro ny torohevitro ijoroako hatraminy farany!Fa harary fo tsifidiny izay tsy afaka hanomé torohevitra ,fa hanatsatso ny zvt zay mba hampitainy namana!!! Mety tsisy dikany aminao le voalaza satria tsy ianao no ianjadiana. Merci!
105. nikah ( 23/10/2008 13:41)
Oupss!Lavabe le resaka,nefa ilay olona handeha liban zao mety tsy mamaky ty serasera ty akory! :roll: :roll: :roll:
106. ainaheri ( 23/10/2008 13:41)
Aza aodikodina oa ny resaka;......Taiza t@ mpikambana tato zao no niteny rery otranao io na nampiasa ps maro aaza?, Asa mba tadidinao ilay dinika nataonao nilaza ny oe "tia tena ve ny manana ps maro"?? Neveriko mba serieux ilay resaka t@ volou ,hay izy ity nisy raha tsy nilamina........Tsy izay irery fa maro tsy voatanisa,santionany fotsiny io ambony io,raha serieuse sy normal enao tsy ps 2 no ampiasainao, ka anao oe;" io tsiambaratelo valio aa",nefa i Endrika no manoratra........Araka lazainao ito ambony ito,tsy ady hevitra mihitsy ity dinika ity satria mitantara ny fahavoazan'ny mpiray tanindrazana aminao no ataonao!!
Aza raisina oe tsisy dikany amiko ilay resakao,non,lasa diska goaka ilay izy araka ny voalazan'ny namana ao @ dinika iray ao, ka raha te hila fanampiana matotra ianao midira ao @ siten'ny ministera,afaka mandefa mail any ianao mampilaza ny zava-misy!! Zay no atao raha anampy ny namanao any ianao fa tsy mikapokapoka otran'ny kokasera lany vato eo :lol:
107. ssendra ( 23/10/2008 14:08)
Tsy izay irery fa maro tsy voatanisa,santionany fotsiny io ambony io,raha serieuse sy normal enao tsy ps 2 no ampiasainao, ka anao oe;" io tsiambaratelo valio aa",nefa i Endrika no manoratra
:-D izaho tsaroako efa nanao otran'io tam sary entre n'i tess sy fasaly
fa ny ahy ndray fanalàna azy tao am sary fotsiny :-P
108. ssendra ( 23/10/2008 14:10)
tam tess mbola tsy be mpahalala hoe iray ihany ireo an! fa tsy hoe isaky izay miresaka ato am dforum na sary....
TENA FANAHY ininan'i endrika tokoa ve ilay ampifamaliana sy ampifampiresahina ilay sary sa hoe tena mieritreritra hoe olona roa samy hafa mitsy...ANEFA olona iray ihany...Raha io faharoa lazaiko io mantsy de :? :?
109. ainaheri ( 23/10/2008 14:35)
ssendra>> Nanao zany twa,saingy tsy itako hihi,matoa zany tsy hita tsony ilay izy tsy naverimberinao :roll:............,fa ny an'ny akamako ity tena giravy raha iteny rery klé :-D :-D :-D
110. tsiambaratelo ( 23/10/2008 15:01)
Zay ahay mba torohevitra!Alefaso ary le site ny Ministera e!Misaotra mel
111. xxx ( 23/10/2008 15:07)
ainaheri:

ssendra>> Nanao zany twa,saingy tsy itako hihi,matoa zany tsy hita tsony ilay izy tsy naverimberinao :roll:............,fa ny an'ny akamako ity tena giravy raha iteny rery klé :-D :-D :-D



tay be io akamanao io ra hiteny irery zay anga enao vao nahakobo! :-D :-D izy @ io tsy taitra mihintsiny no sady tsy mahalala menatra fa otran'irey milalao katro ireny :-D :{ :-D :-D
112. ainaheri ( 23/10/2008 17:33)
Misy net ianao d aona mou tsy ahitana an'zany ry Endrika,ampidiro zay minisitra afaka miadidy ny fandriam-pahalemana d lasa zao!! ito zao tsy haiko na afaka mihaino anao http://www.policenationale.gov.mg/index.php?option=com_content&task=blogsection&id=0&Itemid=9&limit=10&limitstart=20 D lazao ao ny zavatra fantatrao,fa tandremo fotsiny manao karibonetra satria mety ho lasa afera internasionaly raha mitombona ny tatitra!!
113. ni81 ( 23/10/2008 17:47)
tay be io akamanao io ra hiteny irery zay anga enao vao nahakobo! izy @ io tsy taitra mihintsiny no sady tsy mahalala menatra fa otran'irey milalao katro ireny
ka mba iresaho kosa ary izy e! :)
114. ainaheri ( 23/10/2008 18:00)
xxx>> otran'inn ndray zany milalao katro klé :-D:-D:-D
115. ni81 ( 23/10/2008 18:07)
hoy ainaheri
xxx>> otran'inn ndray zany milalao katro klé
fa angaha kosa ianao tsy mahalala izany? sa mananihany?
116. ainaheri ( 23/10/2008 18:26)
ni81>>hahaha za mahay fa ny filazan'ny xxx azy matavy lotra :-D :-D :-D :-D
117. ssendra ( 23/10/2008 18:27)
ainaheri:

ssendra>> Nanao zany twa,saingy tsy itako hihi,matoa zany tsy hita tsony ilay izy tsy naverimberinao :roll:............,fa ny an'ny akamako ity tena giravy raha iteny rery klé :-D :-D :-D

zà kou klou efa nahita matetika tao am sarin'i endrika na tsiambara sarin'i endrika ohatra dia i tsiambara no miresaka mamaly an'i endrika ao de neveriko fa otran'ny nataoko ihany

:-D hoy aho hoe milay ilay revy seule :wink: :-D
118. xxx ( 23/10/2008 18:50)
ainaheri:

xxx>> otran'inn ndray zany milalao katro klé :-D:-D:-D



manatritokotoko ps bobaka be sady miteny rery :-D :-D :-D :-D maty aho sanina an! tsy mimeloza zah =)) =)) ireo no fanaony
119. ni81 ( 23/10/2008 19:06)
Nisy ankizy vavy izay aza taloha efa tao @ classe de 3è izy fa mbola manao tantara @ vatokely foana koa :lol: :lol:
120. ainaheri ( 23/10/2008 19:32)
xxxx>> Sanina bavy zany sa sanina dahy???=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2849