ANTSO MAIKA BE ll

141. kelly13 ( 25/10/2008 08:55)
ni81>tsy i endrika01 no niteny an'io fa tsiambaratelo ka =))
142. xxx ( 25/10/2008 09:39)
ka olona 1 reo no mody mifamaly eo ko!Na endrika na tsiambara 1 daholo,raha tsy hoe kambana angaha,nefa tssss.....Mampiady ankitra klé
143. mignone ( 25/10/2008 10:08)
ka moa ka tsy izany va ???
telo izay iray nomerao firy aza ity :-D :-D :-D :-D
144. ni81 ( 25/10/2008 11:13)
ni81>tsy i endrika01 no niteny an'io fa tsiambaratelo ka
=)) =)) =))
145. ni81 ( 25/10/2008 12:21)
Faits Divers
Deux femmes malgaches meurent au Liban
Deux femmes malgaches ont trouvé la mort au Liban, a-t-on appris. La première aurait été tuée dans un accident survenu le 3 octobre dernier. La circonstance exacte de cet accident reste inexpliquée. Qui plus est, aucune information n’a été communiquée à la famille de la victime. La dépouille mortelle a été rapatriée et son enterrement s’est déroulé samedi dernier dans son village natal.
Idem pour la seconde, elle a trouvé la mort mardi dernier dans une circonstance nébuleuse. Ce qui laisse penser aux membres de sa famille à une mort suspecte. Le corps sans vie de cette travailleuse malgache n’est pas encore rapatrié dans la Grande Ile. En attendant, les membres de sa famille se demandent si elle a été victime de mauvais traitement.
Effectivement, la plupart des femmes travailleuses malgaches au Pays des Cèdres sont placées comme « gens de maison » chez des employeurs Libanais aux quatre coins du pays, et elles subissent des mauvais traitements. La preuve, dès leur arrivée, leurs billets de retour, leurs contrats de travail ainsi que leurs papiers d’identités son confisqués. Elles sont interdites de tout contact à l’extérieur du domicile des employeurs, sans parler des violences physiques, de la discrimination raciale et de la malnutrition. Une situation qui inquiète plus d’un.
Le sort de ces employés malgaches « disparus » au Liban reste inconnu. Et ce, malgré les innombrables plaintes déposées par les victimes et leurs familles auprès de l’administration malgache. Des questions se posent actuellement : combien de Malgaches restent toujours bloqués au Liban ? Combien sont rentrés au pays? Jusqu’à présent, aucun chiffre n’existe.

Aina R.

Asa na hitan'i endrika01 ireo zava-niseho ireo fa hitako t@ gazety midi niseho androany maraina.
146. Noue ( 25/10/2008 13:04)
mampalahelo beeee izany aaaaa !

fa ny zavatra tsy azoko dia ireo lazain'i tsiambaratelo sy endrika01 ireo aaaa ! tsy misy mazava eeee ! lazainy fa mampitandrina ny mpiray tanindrazana izy nefa rehefa tena dinihiny ny zavatra lazainy eto toa zavatra hafa be eeeee!
147. endrika01 ( 25/10/2008 13:39)
ni81:
Faits Divers Deux femmes malgaches meurent au Liban Deux femmes malgaches ont trouvé la mort au Liban, a-t-on appris. La première aurait été tuée dans un accident survenu le 3 octobre dernier. La circonstance exacte de cet accident reste inexpliquée. Qui plus est, aucune information n\'a été communiquée à la famille de la victime. La dépouille mortelle a été rapatriée et son enterrement s\'est déroulé samedi dernier dans son village natal. Idem pour la seconde, elle a trouvé la mort mardi dernier dans une circonstance nébuleuse. Ce qui laisse penser aux membres de sa famille à une mort suspecte. Le corps sans vie de cette travailleuse malgache n\'est pas encore rapatrié dans la Grande Ile. En attendant, les membres de sa famille se demandent si elle a été victime de mauvais traitement. Effectivement, la plupart des femmes travailleuses malgaches au Pays des Cèdres sont placées comme > chez des employeurs Libanais aux quatre coins du pays, et elles subissent des mauvais traitements. La preuve, dès leur arrivée, leurs billets de retour, leurs contrats de travail ainsi que leurs papiers d\'identités son confisqués. Elles sont interdites de tout contact à l\'extérieur du domicile des employeurs, sans parler des violences physiques, de la discrimination raciale et de la malnutrition. Une situation qui inquiète plus d\'un. Le sort de ces employés malgaches > au Liban reste inconnu. Et ce, malgré les innombrables plaintes déposées par les victimes et leurs familles auprès de l\'administration malgache. Des questions se posent actuellement : combien de Malgaches restent toujours bloqués au Liban ? Combien sont rentrés au pays? Jusqu\'à présent, aucun chiffre n\'existe. Aina R. Asa na hitan\'i endrika01 ireo zava-niseho ireo fa hitako t@ gazety midi niseho androany maraina.
Mampalahelo zany!Mankahery ny fianakavianizy ireo!Lay renim-pianakaviana maty ny Alatsinainy-Talata teo alou no henoko!Namela kamboty 2,eo @10taona sy 8taona eo!Loza-piarakodia tany @lalana Byblos-Tripoli (tompokovavy sy ny chauffeur-ny, ity faharoa mbola any @hopital). T@le 12Oct zah no nahita azy kely niserana:cry::cry::cry: Toa mbola tsy lasa ny razana fa vao avy niatso ny rahavaviny izahay,rahampitso no atao ny famangina ny havany sy ny rahavaviny,ary misy lamesa fanaovam-beloma, ny toerana dia eny HAMRA Père Selim no hanao ny lamesa. Efa eo am-pelatanan ny Consul ny momba2 ny razana,ary izy koa no nanara-maso ireo dossier nandefasany mpampiasan i tompokovavy vola hoany fianakaviany maty!!!Ka raha mila fanazavana bebekokoa ry zareo dia afaka manontany A/toa Consul. Fa ity iray voalohany toa tsy naheno zany zahay fa asa????Ny agence angamba no afaka milaza raha nahaheno!!!Na mila miantso ny consul.Mba ho fantatra mazava ny momba ny nahafatesany!!!Mahereza reh ry zareo fa lalam-piainana daholo izany!:-*:-*:-*:-*:-*
148. endrika01 ( 25/10/2008 14:31)
Noue:
mampalahelo beeee izany aaaaa ! fa ny zavatra tsy azoko dia ireo lazain\'i tsiambaratelo sy endrika01 ireo aaaa ! tsy misy mazava eeee ! lazainy fa mampitandrina ny mpiray tanindrazana izy nefa rehefa tena dinihiny ny zavatra lazainy eto toa zavatra hafa be eeeee!
Rehefa tena dinihiny ny zavatra lazainy eto toa zavatra hafa be
rehefa dinihiko aona???Efa voalanjalanja matoa lazaiko,hoanizay mamaky azy an-tendrony aloha tonga de mivaralila,vakiana am-pahendrena sy am-pandinihana dia mazava be.(fa tsy ilaozana manao filôzôfia be @ps endrika01 sy i tsiambaratelo fa efa hatr@Dec 2007 no naseho teto fa i endrika01 ihany no i tsiambaratelo,jerijereo ao @sary t@christmas 2007 sy 14fév any ,hoany rehetra zay,fa isaky ny misy dinika de reo no atao ambetin-dresaka nefa ny sary efa mibaribary=)) )
149. Noue ( 25/10/2008 15:04)
"tsiambaratelo":
RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN? toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.
nefa atsy ambadika atsy dia hoy ianao hoe
"endrika01":
Fa maro be ny vhv avy any Liban no hanao mariazy @ireo volana Nov-Déc ireo
150. endrika01 ( 26/10/2008 09:36)
Noue:

"tsiambaratelo":
RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN? toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.
nefa atsy ambadika atsy dia hoy ianao hoe
"endrika01":
Fa maro be ny vhv avy any Liban no hanao mariazy @ireo volana Nov-Déc ireo




ivereno vakio tsara ny voasoratra ery ambony e,ataoko angamba fa ny ankizy makany Maurice sy Seychelle no voasoratra eo! :^)
151. endrika01 ( 26/10/2008 09:39)

Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto fa hamaly anao aho.Misy fanotaniana efa napetrany mantsy,ilainy toro-hevitra! Hoy izy

RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN?




ny makany Maurice, Seychelle,La Réunion toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.Mmmhhh!!! :-w:-w:-w



152. endrika01 ( 26/10/2008 09:41)
Zay lay lazaiko ery ambony we aza vakiana atendrony fotsiny fa lasa mivaralila :wink:
153. Papoose ( 27/10/2008 15:20)
tsiambaratelo:

Papoose:
tsy vitsy mihitsy wa ny olona miteny ho an\'ny tenany!!! tsy zany ve no nanaovana ny balogy eee!! fa tsy dinika :-w :-w raha diniky ny tena mantsy dia natao hoe \"fandinihan-tena\" le titra fa tsy dinika tokoro! :roll:
Tsara refa misy mahateny wé miresaka aminy tenany ny nametraka lay dinika. SATRIA NAHOANA??? voapita ny hafatra hoanireo nahita izany ! =D



voapita ho anle nahita azy nefa le nahita azy tsy concernE ohatra dia ahon???miteny rery ihany zany amiko :)
154. fahamarinana ( 27/10/2008 15:58)
:arrow: :) (l)
155. endrika01 ( 28/10/2008 06:47)
Papoose:

tsiambaratelo:

Papoose:
tsy vitsy mihitsy wa ny olona miteny ho an\'ny tenany!!! tsy zany ve no nanaovana ny balogy eee!! fa tsy dinika :-w :-w raha diniky ny tena mantsy dia natao hoe \"fandinihan-tena\" le titra fa tsy dinika tokoro! :roll:
Tsara refa misy mahateny wé miresaka aminy tenany ny nametraka lay dinika. SATRIA NAHOANA??? voapita ny hafatra hoanireo nahita izany ! =D



voapita ho anle nahita azy nefa le nahita azy tsy concernE ohatra dia ahon???miteny rery ihany zany amiko :)



=))=))=))=))=))eeeisy a wé eee!!! Misy raha laterre,aleo mintsy alou asiana tsiky vao maraina!!!
156. ni81 ( 28/10/2008 08:29)
EMPLOI AU LIBAN

ZATOASA explique…
Au sujet de la situation actuelle des employés malgaches au Pays des Cèdres, Harilala Julio, gérant de ZATOASA (un bureau de recrutement et de placement privé) nous apporte plus de détails. « J’admets qu’avant, les employés malgaches envoyés au Liban ne sont pas satisfaits de leurs conditions de travail. Mais actuellement, nous ferons de notre mieux pour que les conditions dans le contrat de travail soient respectées par les employeurs. Après le recrutement, notre bureau effectue également des suivis systématiques, et reste en contact avec ces employés et leurs familles respectives jusqu’à la fin du contrat », explique Harilala Julio.
Avant de partir à l’étranger, le contrat de travail d’un travailleur malgache doit généralement être visé par le consulat du pays de destination principale, le Ministère de la Fonction publique et le service de la migration. Notre interlocuteur d’ajouter « afin d’éviter les problèmes (arnaque, visa, maltraitance, sécurité…), les intéressés doivent passer par des bureaux de placement agréés par l’Etat et remplir en bonne et due forme les paperasses fondamentales.»
A noter que, depuis 2007, ZATOASA a envoyé plus de 50 femmes malgaches au Liban. « Jusqu’à présent, nous n’avons pas encore reçu de plaintes pour maltraitance ou autres problèmes. Mais si jamais le cas se présente, on prévient directement le bureau de placement local et le consulat pour intervenir. D’ailleurs, il est déjà prescrit dans le contrat de travail que les employées ont droit aux sorties mais doivent être accompagnées, et ce pour assurer leur sécurité. Elles ont droit à un appel téléphonique par mois dont la durée est déterminée par l’employeur. Notons que le billet d’avion (aller- retour), le visa, l’assurance maladie, le rapatriement du corps (en cas de décès), la nourriture, le logement et l’habillement sont pris en charge par l’embaucheur. Par contre, il est interdit à ces travailleuses de se marier avec un Libanais pendant leur séjour au Pays des cèdres. Bref, si les contractants respectent bien les clauses et les conditions du contrat, aucun problème ne surviendra » a-t il conclu.

Midi madagasikara
157. Noue ( 28/10/2008 09:20)
tsiambaratelo:

RAHA ARAKA NY HEVITRAO TOKONY HAJANONA VE NY FANDEFASANA OLONA MAKANY LIBAN?[/b] toa manao makorely aby nefa dia mirongatra ny ankizy ny hiasa any.Mmmhhh!!! :-w:-w:-w
mila manao solomaso ve aho no tsy mahita io soratra ngodabeeeeeeeeee io hoe LIBAN ????? fa ny hafa miniskil ,???????


158. ni81 ( 28/10/2008 09:28)
mila manao solomaso ve aho no tsy mahita io soratra ngodabeeeeeeeeee io hoe LIBAN ????? fa ny hafa miniskil ,???????
:-D :-D
159. ssendra ( 28/10/2008 10:30)
raha mba tena io tokoa moa ry ni81 no tena izy dia tsara mba efa nisy ny fivoarana fa tsy mande mi saute ao anaty avion de hande hiasa avy eo ataoni'lay patron amzay tiana anaovana azy na ny karama na ny fanomezana asa omena na ny fandraràna tsy mahazo mivoaka sns, taloha mantsy toy izay lay izy hono;...
160. nikah ( 28/10/2008 11:39)
Izaho koa naheno ny momba io faty io,ny faharoa moa dia nanaovana lamesa tao @ fiangonana baptiste Ras Beirut Hamra,ary nanatrika tany ny tenanay.Isaorana indrindra @ zany Mme Irene zay tena anisan'ny nisikimponitra t@ fikarakarana ny lamesa,ary koa ny pasteran'ny Eglise protestante Francaise au Liban,izay nanao ny toriteny sy nandahateny tao ampiangonana.Dia misaotra koa ireo Malagasy be dia be nahafeno fiangonana nanotrona ireo fianakaviany.Ny razana @ zao dia efa eny @ seranampiaramanidina fa mbola be ny formalité atao,saingy rahariva @ 8 alina no fiaingana,manaraka azy ilay rahavaviny.Misy koa ireo ankizy vitsivitsy mbola hanatitra eny antseranana,ary hankahery ireo fianankaviany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4875