ANTSO MAIKA BE ll

121. endrika01 ( 23/10/2008 19:39)
xxx:
ainaheri:
ssendra>> Nanao zany twa,saingy tsy itako hihi,matoa zany tsy hita tsony ilay izy tsy naverimberinao :roll:............,fa ny an\'ny akamako ity tena giravy raha iteny rery klé :-D :-D :-D
tay be io akamanao io ra hiteny irery zay anga enao vao nahakobo! :-D :-D izy @ io tsy taitra mihintsiny no sady tsy mahalala menatra fa otran\'irey milalao katro ireny :-D :{ :-D :-D
Ny mitanjaka aza tsy mahalala menatra kou zay mitafy ndray ve no ho menatra=))raha te hanohatra de zvt hafa fa ny katro mila vatokely 32 isa fa tsy 2:roll::roll::roll::twisted:=))=))=))
122. ssendra ( 23/10/2008 19:42)
manatritokotoko ps bobaka be sady miteny rery maty aho sanina an! tsy mimeloza zah ireo no fanaony
:-D :-D :-D
123. tsiambaratelo ( 23/10/2008 19:44)
Voaray!Misaotra!
124. Papoose ( 23/10/2008 19:45)
sao aza izy ty de toko hasiana ANTSO MAIKA BE III :?:
125. ni81 ( 23/10/2008 20:02)
:lol:
126. tsiambaratelo ( 23/10/2008 20:14)
Ka inona mou no olana!
127. ainaheri ( 24/10/2008 03:27)
=))=))=)))=))=))=))=))
128. fahamarinana ( 24/10/2008 03:30)
:arrow: misaotra mialoha an'ny papoose amin'ilay toko fahatelo. :-D (l)
129. endrika01 ( 24/10/2008 04:12)
Misy mampiomehy mintsy eto @namana serasera eto.Ny hiteny ahy mivantana eto @dinika tsy vitany,fa namana hafa ndray no hampitany ny hafatra,mitelephone @alina.Hoatrany wé misy zvt tiana sarotsaromina izany!Efa andron ny mangarahara anié izao é.Enfin,raiso zay tandrify ny tsirairay!Dia tadidio koa fa tsy i tsiambaratelo na endrika01 akory no nanokatra dinika tsy amnapà fa hoanao mandrangitra @fanotaniana momba ny mpiasa aty Liban,sokitsikiro ihany fa hein
130. ainaheri ( 24/10/2008 10:36)
Inn ndray ny tian\'i Endrika tenenina?? Iza ilay niantso antelefonina?? Teneno fa ianao iany nilaza fa andron\'ny mangarahara ka maninn no manao ramatahora hihihi Ary iza ary taiza no nisy soratra tato @ forum nandrangitra @ fanontanina sy nisikotra ny fiainanareo any Liban?? Raha io filazanao io zany d manao sain-jaza be ianao!! Nirangitin\'ny oul zany enao d notantarainao teto ny fiainan\'ny namanao!! D inn zao idiran\'ny oe sokitsikiro iany!!
D ouzy ndray za oe ;tantarao eo iany =))=))=))=))
131. endrika01 ( 24/10/2008 14:47)
inn dray ny tian\'i Endrika tenenina?? Iza ilay niantso antelefonina?? Teneno fa ianao iany nilaza fa andron\'ny mangarahara ka maninn no manao ramatahora hihihi[/b] Zah ve no manao ramatahora??? Tsara!!! [quote]Ary iza ary taiza no nisy soratra tato @ forum nandrangitra @ fanontanina sy nisikotra ny fiainanareo any Liban??
bobaka be mintsy ao @ hafatra manokana ao
Nirangitin\'ny oul zany enao d notantarainao teto ny fiainan\'ny namanao!!
Ahitsiko tsy ny fiainany namako fa ny zavatra hiainany samihafa reo hvt ireo .
D inn zao idiran\'ny oe sokitsikiro iany
Satria raha namadibadika ny dinika misy resaka Liban aho,dia efa tao anatiny dinika hafa izy,ka na izy Agence na izy contre.
D ouzy ndray za oe ;tantarao eo iany =))=))=))=))
Raha mbola misy manohy dia vonona hatrany aho ny hamaly!!! Asa fa tsy kabary=D
132. ainaheri ( 24/10/2008 18:12)
3en1:
Raha mbola misy manohy dia vonona hatrany aho ny hamaly!!! Asa fa tsy kabary


Aza miséne oa aa=))=))=))=))=)) Tairo tantarao zay reetra miseo any fa zay mamaky fona ka!!

Ahitsiko tsy ny fiainany namako fa ny zavatra hiainany samihafa reo hvt ireo

Aiza ary enao zany!! Ny zvtr hiainany ve tsy fiainany iany ee??
:-D :-D :-D Manetroka ndray angah izy ao???
133. ni81 ( 24/10/2008 18:15)
Hoy i 3en1:
Raha mbola misy manohy dia vonona hatrany aho ny hamaly!!! Asa fa tsy kabary
Aza miséne oa aa Tairo tantarao zay reetra miseo any fa zay mamaky fona ka!!

Voalaza teo :
Ahitsiko tsy ny fiainany namako fa ny zavatra hiainany samihafa reo hvt ireo

Aiza ary enao zany!! Ny zvtr hiainany ve tsy fiainany iany ee??
Manetroka ndray angah izy ao???
=)) =)) =)) =))
134. kelly13 ( 24/10/2008 18:15)
=))
135. ssendra ( 24/10/2008 18:26)
tena zaza mifanarakaraka mitsy ireo :-D
136. Papoose ( 24/10/2008 20:13)
tsy vitsy mihitsy wa ny olona miteny ho an'ny tenany!!! tsy zany ve no nanaovana ny balogy eee!! fa tsy dinika :-w :-w

raha diniky ny tena mantsy dia natao hoe "fandinihan-tena" le titra fa tsy dinika tokoro! :roll:
137. ainaheri ( 25/10/2008 02:30)
ni sy keliterezy>> Bedy eo f'aza lozanareo manapa-tsinay eo an :-D:-D:-D

ssendra>>Efa itsitsiana rotsa-kazo fa mbola tsy mety iany :-D :-D :-D :-D

Papoose>> Tokony hanokatra blaogy marina izy raha itantara ny fiainany otr'zao klé :lol:
138. tsiambaratelo ( 25/10/2008 06:00)
Papoose:
tsy vitsy mihitsy wa ny olona miteny ho an\'ny tenany!!! tsy zany ve no nanaovana ny balogy eee!! fa tsy dinika :-w :-w raha diniky ny tena mantsy dia natao hoe \"fandinihan-tena\" le titra fa tsy dinika tokoro! :roll:
Tsara refa misy mahateny wé miresaka aminy tenany ny nametraka lay dinika. SATRIA NAHOANA??? voapita ny hafatra hoanireo nahita izany ! =D
139. tsiambaratelo ( 25/10/2008 06:25)
Samy olon-dehibe manana traikefa ,ka aza hitarina hoatrany sima:-P maninona mou izy zay=))lay famaliana dinika,fa matoa lay nametraka dinika mandé irery dia mba ialana @reo bobaka be efa mi wa wa wa,maika ny hitantara eto. zah alou de efa niteny taminizy ireo,fa raha vao mametraka dinika mitantara eo nareo:roll: tonga de mivoaka tany aby le ps be d be tsy fahita matetika ao @dinika hanarotsarona sy hanodikodin-dresaka sy anapepo fa tsy hisy na ny [b] 1[/]akory aza hanomé torohevitra fa ny haneso sy handatsa no be d be[b] SITRAPO NO NANDEHANANA FA ANGAH NO FORCER-NA nefa tsy nisy nahalala wé zao anié ny any é. Raha lava ny teny very ny soa ka aleo alou hajanona hatreo.:-D
140. ni81 ( 25/10/2008 06:39)
Samy olon-dehibe manana traikefa ,ka aza hitarina hoatrany sima maninona mou izy zaylay famaliana dinika,fa matoa lay nametraka dinika mandé irery dia mba ialana @reo bobaka be efa mi wa wa wa,maika ny hitantara eto. zah alou de efa niteny taminizy ireo,fa raha vao mametraka dinika mitantara eo nareo tonga de mivoaka tany aby le ps be d be tsy fahita matetika ao @dinika hanarotsarona sy hanodikodin-dresaka sy anapepo fa tsy hisy na ny [b] 1[/]akory aza hanomé torohevitra fa ny haneso sy handatsa no be d be[b] SITRAPO NO NANDEHANANA FA ANGAH NO FORCER-NA nefa tsy nisy nahalala wé zao anié ny any é. Raha lava ny teny very ny soa ka aleo alou hajanona hatreo.
ka raha toa hanao xxx izy ireo no mitantara eto dia ahoana indray? Tsy dia marina kosa aloha ilay hoe manarontsarona, manondinkodina resaka, manapepo, tsy manome torohevitra, maneso, sy mandatsa be dia be lazain'i endrika01 izany e :roll: Mba misy ihany ny manao izay mety eto!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1862