ANTSO MAIKA BE ll

161. ni81 ( 28/10/2008 11:46)
raha mba tena io tokoa moa ry ni81 no tena izy dia tsara mba efa nisy ny fivoarana fa tsy mande mi saute ao anaty avion de hande hiasa avy eo ataoni'lay patron amzay tiana anaovana azy na ny karama na ny fanomezana asa omena na ny fandraràna tsy mahazo mivoaka sns, taloha mantsy toy izay lay izy hono;...
ka raha tena sahy mijoro hilaza ny zava-nisy ireo mpiasa nalefa dia ho hita izay tena marina, fa feon-dakolosy tokana matetika.
162. endrika01 ( 28/10/2008 15:34)
ni81:
EMPLOI AU LIBAN ZATOASA explique... Au sujet de la situation actuelle des employés malgaches au Pays des Cèdres, Harilala Julio, gérant de ZATOASA (un bureau de recrutement et de placement privé) nous apporte plus de détails. A noter que, depuis 2007, ZATOASA a envoyé plus de 50 femmes malgaches au Liban. > a-t il conclu. Midi madagasikara
Mmmhh!De iza ndray ny Agence manaraka hanao presentation hoany daholo be e,hoany manaraka aza hadino ny mandefa ihany kou ny Agence miara-miasa aminareo eto Liban.Misy Gasy ve sa Libanais fotsiny!Aminizay mantsy raha misy ny vhv manana olana dia afaka taitairina koa ny any Dago fa tsy miatehitra @eto Liban fotsiny. Alefaso ny manaraka e! =D
163. ni81 ( 28/10/2008 17:47)
Ka io ZATOASA io izany no nandefa anareo nankany LIBAN?
164. Papoose ( 28/10/2008 19:11)
endrika01:

=))=))=))=))=))eeeisy a wé eee!!! Misy raha laterre,aleo mintsy alou asiana tsiky vao maraina!!!



again :-D

majeure ve vao afaka mikandra any liban ry endrika :?: sa mandray mineure zareo :?:
165. ikaretsaka ( 28/10/2008 20:49)
na 7 eme augmente aza accorde foana kah :°)
166. endrika01 ( 29/10/2008 06:56)
Manaona doly ndray ary e! Mba fampatsiahivana kely ny ahy ity.Lasa omaly ny razanan i tompokovavy araka ny nambaranireo havany eto Liban,ka hoanireo manana havana zanaka olon-tina ,lasa aty Liban.Maninona mou raha mba manao solidarité kely hoanireo havany maty!Zany we manotrona ny fandraisana ny razana eny Ivato,mankahery ny havanireo nidonam-pahoriana ,raha Air France no nandefasana azy mino aho fa anio no tonga ny razana!Eny e,mba eritreritra ny ahy iny fa raha tsy mety avereno ho ahy ny tenydia mbola mankahery azy ireo hatrany!
167. nikah ( 29/10/2008 10:05)
hoy endrika
Lasa omaly ny razanan i tompokovavy araka ny nambaranireo havany eto Liban,ka hoanireo manana havana zanaka olon-tina ,lasa aty Liban.Maninona mou raha mba manao solidarité kely hoanireo havany maty!Zany we manotrona ny fandraisana ny razana eny Ivato,mankahery ny havanireo nidonam-pahoriana ,raha Air France no nandefasana azy mino aho fa anio no tonga ny razana


1- Air Emirate no nandehanani tompokovavy fa tsy air France ,angaha tsy nambaran'ireo havany t@ endrika???????
2- Momba ny fitsenana eny Ivato,dia efa misy ireo namana avy taty liban izany hoe ireo maintimolalin'i Liban vitsivitsy hitsena ny razana hanotrona ny fiakaviany any,ary efa niara nanotrona ny fianakaviany nandritra zay herinandro niandrasana ny fahatongavany izay.
3- Ho tonga eny Ivato anio tolakandro @ 4h ny razana ary directe any Ambalavao Fandriana .
168. endrika01 ( 29/10/2008 11:15)

EMPLOI AU LIBAN

ZATOASA explique…
Au sujet de la situation actuelle des employés malgaches au Pays des Cèdres, Harilala Julio, gérant de ZATOASA (un bureau de recrutement et de placement privé) nous apporte plus de détails. « J’admets qu’avant, les employés malgaches envoyés au Liban ne sont pas satisfaits de leurs conditions de travail. Mais actuellement, nous ferons de notre mieux pour que les conditions dans le contrat de travail soient respectées par les employeurs. Après le recrutement, notre bureau effectue également des suivis systématiques, et reste en contact avec ces employés et leurs familles respectives jusqu’à la fin du contrat », explique Harilala Julio.
Avant de partir à l’étranger, le contrat de travail d’un travailleur malgache doit généralement être visé par le consulat du pays de destination principale, le Ministère de la Fonction publique et le service de la migration. Notre interlocuteur d’ajouter « afin d’éviter les problèmes (arnaque, visa, maltraitance, sécurité…), les intéressés doivent passer par des bureaux de placement agréés par l’Etat et remplir en bonne et due forme les paperasses fondamentales.»
A noter que, depuis 2007, ZATOASA a envoyé plus de 50 femmes malgaches au Liban. « Jusqu’à présent, nous n’avons pas encore reçu de plaintes pour maltraitance ou autres problèmes. Mais si jamais le cas se présente, on prévient directement le bureau de placement local et le consulat pour intervenir. D’ailleurs, il est déjà prescrit dans le contrat de travail que les employées ont droit aux sorties mais doivent être accompagnées, et ce pour assurer leur sécurité. Elles ont droit à un appel téléphonique par mois dont la durée est déterminée par l’employeur. Notons que le billet d’avion (aller- retour), le visa, l’assurance maladie, le rapatriement du corps (en cas de décès), la nourriture, le logement et l’habillement sont pris en charge par l’embaucheur. Par contre, il est interdit à ces travailleuses de se marier avec un Libanais pendant leur séjour au Pays des cèdres. Bref, si les contractants respectent bien les clauses et les conditions du contrat, aucun problème ne surviendra » a-t il conclu.

Midi madagasikara



Tsaratsara kokoa aza mbola ampiana io,satria tsy voalazany ao ny
we tsy maintsy omena isaky ny fin de mois ny salaires mensuel.


Aminizao manko dia bobaka be ny manda ny hanome ny karamany ankizy fa lazaina
we,lanilany ny vola e,atambatra misimisy vao alefa e,nefa inn koa no
eo fa dia ny olona ndray no laziny mangalatra ny volanyao an-trano de
esoriny @ karamakely,na tsy natao aza dia tsy maintsy aloha satria rahonany aterina any
@ Police ny any koa mbola raharaha manga,izy angah hivaky loha fa tonga de daroka be nefa tsy nataony tena:cry: :cry: :-P
169. endrika01 ( 29/10/2008 11:21)
ni81:

Ka io ZATOASA io izany no nandefa anareo nankany LIBAN?



Hoy ianao!!!!!!


efa nolazainy namana ery ambony fa maniry hoatriny anana ny
mpandefa olona hiasa eto Liban.

ka tsy hitako zay hampatahotra ny sasany tsy hilaza we,zahay koa,
raha tena fifanampiana marina lay izy.



Avy eo hita eo zay tsy mandray ny andraikiny @ olona alefany.

:-D :-D :-D


tena mety mintsy zay kah,raha misy mantsy ny olana dia tsy hita marina zay
tena manana lesoka haremina fa voafafa avokoa ny daholo be. :)
170. endrika01 ( 29/10/2008 11:24)
Papoose:

endrika01:

=))=))=))=))=))eeeisy a wé eee!!! Misy raha laterre,aleo mintsy alou asiana tsiky vao maraina!!!



again :-D

majeure ve vao afaka mikandra any liban ry endrika :?: sa mandray mineure zareo :?:



Aza be vazivazy ry Papoose a,ny majeure aza miraingiraingy kah vao maika fa mineure,aoka marina e 8)
171. endrika01 ( 29/10/2008 11:39)
3- Ho tonga eny Ivato anio tolakandro @ 4h ny razana ary directe any Ambalavao Fandriana .
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
172. endrika01 ( 29/10/2008 13:21)
Azafady,fa nisy nifangaro kely lay resaka karama nosoratako iry ambony.Salaire par mois no izy . :wink: (ny contrat @lay asa natsipina-namana tamiko we manavao contrat isaky ny 6mois ndray no lasa voasoratro)
173. Papoose ( 29/10/2008 18:18)
za tsy mivazivazy ka! manontany fa tsy mahalala
174. harry5 ( 04/12/2008 17:44)
[quote=tsiambaratelo]
nonnn fa eto la reunion kosa aloha tsi tafiditra amin izany enn , fa misi kosa aloha manao pute marina ,fa olona le manao voyage rapide reny , ary ny akamarony de gasy tena mahakamo sady maha menatra deux fois mais c la vie ,eto tsi misi asa fa maurice liban etc ouii kanefa tao hoe mijaly reo amin condision ny asa ...... :lol:
175. xxx ( 11/01/2009 19:00)
Ny trondro hono mitady ny rano lalina kokoa, ary ny olona mitady izay ahasoa kokoa. Samy manao izay ahavonjy ny tenany ny tsirairay mba hivelomana tsara. Koa aza omena tsiny izy ireo, fa ampio ara- bola raha tena manahiran- tsaina anao. Dia aza adino ny mivavaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1986