ANTSO MAIKA BE ll

81. tsiambaratelo ( 22/10/2008 16:23)
Ampiako ny voalaza ery ambony.Tena marina io.Satria izay toerana andalovako ka misy gasy mitsitokotoko miresaka dia izao ny feo reko,alefako eto mba hisainanareo Agence any Madagascar TSY HO TONGA ANY DAGO ANGAHA ZAH,FA ATAOKO MAHITA SY MAHALALA AHY KELY i RANONA...MPANDAINGA SY MPAMITAKA... Aoka marina e! Aiza marina ny marimarika hampitovy lanja.Ohatra zao ireny Annonces mandé be @zao fotoana izao any TAMATAVE any,mitady olona 30 na mahery tsy haiko hoany Liban. =====>dia samy ho maika maika be dôly ny andaniny sy ankilany de mamaky contrat de samy barakay.Misy aza tsy mahay teny vahiny akory fa nangorahany Agence de lasa,tonga aty ,tena miasa mafy sy tsara fa saingy ????Mbola ampanaoviny lhl maditra asa fanampiny,mino aho fa micomprendre doly ny rehetra .Tsy afaka ny hanao na inona na inona satria tsy mahay teny faranitsiay(frantsay) ranomaso miavozona,fiatsoana tody,zay sisa no heriny!Ka atody tsy miady amam-bato kah. TENENO @IZY IREO TSISY TAHOTRA SY HENATRA FA NY LHL ATY LIBAN,DIA MITADY LAVAKA NY AKAMAROANY,MITADY VAVA HINONO NY AZY KOA NY SASANY. ka ny fitondran-tenanao sy ny fahasahianao manohatra @alalany teny hentitra dia afaka manafoana ny devoly mananontanona.Raha tsy hainao ny teny hentitra sy ny fitondran-tena mendrika dia misokatra hoanao ny harato ny mamba na ny obsédè par le S. Tsy misy tokony hanafenana anzany mba ho fantatrireny tsy hihevitra ny hiasa no alehany aty fa HITADY VADY NA TANY MALEMY HANORENAM-PANGADY
82. tsiambaratelo ( 22/10/2008 16:27)
Ampiako ny voalaza ery ambony.Tena marina io.Satria izay toerana andalovako ka misy gasy mitsitokotoko miresaka dia izao ny feo reko,alefako eto mba hisainanareo Agence any Madagascar TSY HO TONGA ANY DAGO ANGAHA ZAH,FA ATAOKO MAHITA SY MAHALALA AHY KELY i RANONA...MPANDAINGA SY MPAMITAKA... Aoka marina e! Aiza marina ny marimarika hampitovy lanja.Ohatra zao ireny Annonces mandé be @zao fotoana izao any TAMATAVE any,mitady olona 30 na mahery tsy haiko hoany Liban. =====>dia samy ho maika maika be dôly ny andaniny sy ankilany de mamaky contrat de samy barakay.Misy aza tsy mahay teny vahiny akory fa nangorahany Agence de lasa,tonga aty ,tena miasa mafy sy tsara fa saingy ????Mbola ampanaoviny lhl maditra asa fanampiny,mino aho fa micomprendre doly ny rehetra .Tsy afaka ny hanao na inona na inona satria tsy mahay teny faranitsiay(frantsay) ranomaso miavozona,fiatsoana tody,zay sisa no heriny!Ka atody tsy miady amam-bato kah. TENENO @IZY IREO TSISY TAHOTRA SY HENATRA FA NY LHL ATY LIBAN,DIA MITADY LAVAKA NY AKAMAROANY,MITADY VAVA HINONO NY AZY KOA NY SASANY. ka ny fitondran-tenanao sy ny fahasahianao manohatra @alalany teny hentitra dia afaka manafoana ny devoly mananontanona.Raha tsy hainao ny teny hentitra sy ny fitondran-tena mendrika dia misokatra hoanao ny harato ny mamba na ny obsédè par le S. Tsy misy tokony hanafenana anzany mba ho fantatrireny tsy hihevitra ny hiasa no alehany aty fa HITADY VADY NA TANY MALEMY HANORENAM-PANGADY
83. tsiambaratelo ( 22/10/2008 16:55)
Voalaza ny namana any @dinika momba ny mpiasa eto Liban,fa toy ny basy na
84. ni81 ( 22/10/2008 17:11)
Sady milay kou mamaky an'i endrika miresaka @ i tsiambaratelo Misy ra latera,aza dorana mbakan'ny voniny oa fa mahabongo maso ireny
=)) =)) =))
85. endrika01 ( 22/10/2008 17:22)
Ny filazana ny zavatra tena misy sy marina,dia hanafoana ny fanaratsiana ny fitondran-tena ny olona mandeha any Liban.Rehefa fantatra mantsy ny zava-misy @akapobeny akoatry ny asa dia ,mino marimarina ny tenako,fa ireo mpitsikera sy mpanaratsy ny olona avy any Liban ireo dia,ho tonga saina sy hanolotra tonom-bavaka mihintsy aza ohatra fotsiny wé Andriamanitro ô arovy mandrakariva ireny olona mandé miasa any Liban any ireny,mba ahavita soamatsara ny asa ataony any,mba tsy ho voaviravirany mamba any,na tsy zanakay,havanay,olon-tinay aza,de akininay Aminao;ny fahatrana mahazaka maniraka sns...snsfa tsy hanaratsy be fahatany azy ireny;sy hametraka dinika etsy sy eroa momba ny any Liban,nefa ny torohevitra hoany rehetra efa omena! :P
86. ainaheri ( 22/10/2008 17:50)
ni81>> Tsy marina ndray ve zany? :roll: :-D Asa mety manao tsoulmasou angamba izy =))=))=))=))
87. ni81 ( 22/10/2008 17:53)
Ianao hono aza saro-piaro e! :-D :-D :-D
88. ainaheri ( 22/10/2008 19:17)
ni81>> za kou mba gaga @ io lahatsoratra io an =))=))=))=))


Endrika ve sambany nivoaka an'i Dago no atao hira² fona zao Liban zao ee??
Iza ilay manenjika anao lazainao,??itanao ,marina ilay nolazaiko fa enjehin'ny eritreritrao ianao,d reveo manja iany fa sao ivika @ tsisy dikany lol Mifangaro voraka otran'ny mofogasy nasina sira zany lay resaka ,eo miresaka azansy d avy eo ndray oe misy milaza manaratsy anareo any liban!!! Tsy misy manaratsy!!! Fa io zany otran'ny maloto ao anaty kilaotinao ee;ianao iany no mahalala azy !!! Aiza mou no ahafantaranay ny fiainanareo any raha tsy ianao io manao hira² ny fahavoazanareo any, Sa tsisy mikoty i Endrika d mialona ny sasany d mody oe azansy a azansy!!!
89. ni81 ( 22/10/2008 19:40)
Endrika ve sambany nivoaka an'i Dago no atao hira² fona zao Liban zao ee??Iza ilay manenjika anao lazainao,??itanao ,marina ilay nolazaiko fa enjehin'ny eritreritrao ianao,d reveo manja iany fa sao ivika @ tsisy dikanyMifangaro voraka otran'ny mofogasy nasina sira zany lay resaka ,eo miresaka azansy d avy eo ndray oe misy milaza manaratsy anareo any liban!!! Tsy misy manaratsy!!! Fa io zany otran'ny maloto ao anaty kilaotinao ee;ianao iany no mahalala azy !!! Aiza mou no ahafantaranay ny fiainanareo any raha tsy ianao io manao hira² ny fahavoazanareo any, Sa tsisy mikoty i Endrika d mialona ny sasany d mody oe azansy a azansy!!!
=)) =)) =)) tapaka mihitsy ny tsinaiko eto am-pamakiana ity.
Fa sao dia mba mafy loatra kosa ilay fiteninao e? :)
90. endrika01 ( 22/10/2008 19:57)
Azafady kely an,aoka hazava ny resaka,ny manenjika ahy tsy misy,ny wé sambany vao nivoaka an i Dago tsy haiko.Ny resaka wé Agence Agence angah i ainaheri manana havana na namana manana Agence,mandefa olona aty Liban no miaka-pofona????Ary matoa zah mampita torohevitra eto @dinika dia, ouay é mandé be anié ny haut parleur any Liban é,itany maso ireo mpitantara. Tsisy tokony haparary anao mintsy izany fa ny zava-misy no lazaina!Ao ny maka vola amna-million @reo vhv alefa aty ,ao ny mitady vola amna-million de karakaraina haingana hono ny départ, fametsifetsena @resaka tany de wé alefa aty sy ny marobe tsy voatatarako eto daholo(ny mpandefa gasy makany Liban eto Madagascar no manao izany @ireo gasy alefany any Liban,tonga any anefa 3mois tsy mandray sôsy,ekena fa hoany rehetra io 3mois io,fa le blem ny gasy makany Liban dia efa miatomboka eto Madagascar!!! ireo resa-bola be alainy sasany sy ny resaka tany sns maro be tantarain izy ireo. Ka atao ahoana mou ny hangina!Satria ny avy any Liban fona no haratsiana.Nefa le fakany efa nitsiry hatraty @tanana!!! diniho 1 sengotra
91. fahamarinana ( 23/10/2008 04:46)
:arrow: tsa mety vita koa ity dinika ity.
ainaheri : mba tiako ilay 3en1 an..aoka r'ise fa toa hanapatsinay izy izany.:-D (l)
92. ainaheri ( 23/10/2008 10:04)
Oudryyyy ,havako sy namako aona ny azansy azansy nao any hahahaha,aza miséne fa refa tsy zaka ilay entana d makà aina kely alou fa sao...... :lol:
Na nyresaka ataonao aza manao aller retour fa faly manaratsy ny mpiray tanindrazana aminao no ataonao!!Inn mou idiran'ity resak ity eto?? ?"TENENO @IZY IREO TSISY TAHOTRA SY HENATRA FA NY LHL ATY LIBAN,DIA MITADY LAVAKA NY AKAMAROANY,MITADY VAVA HINONO NY AZY KOA NY SASANY"Izay no nilazako oe,tsy nisy nikoty nareo d laginy sa aona?? hihihi,.........................................Fandraisana resaka d tsy hainao,ary tena tsy ao mitsy;Tsy nilaza aminao aho oe miantsoantso @ haut parleur any liban,fa mankanesa any dago d lazao any @ média ny zava-misy,fa tsy eto @ sera² no ahavaha an'izany...Ito ny torohevitra mba ataoko anao;Makà camera d alaivo sary sy feo ny ankizy zay mitaraina aminao,ataovy tsy hita ilay oul mitaraina,d alefaso any dago ,asaivo alefan'ny media any mba samy ho henon'ny gasy iray manontolo,@ zay tafita ny hafatrao!! Ary mba zvtr tsara @ zay no resahana fa tsy ny mal an'gasy ao liban fona
93. fahamarinana ( 23/10/2008 10:22)
endrika-tsiambara:
diniho 1 sengotra

:arrow:efa + que 1 sengondra kosa zay no nandinihana azy klé,efa injato injato raha isaina ny dinika,efa mazava beuhh na tsy nampiana sy nanokafana dinika hafa aza anie,mbo é !! (l)
94. kelly13 ( 23/10/2008 10:27)
=)) =))
95. fahamarinana ( 23/10/2008 10:32)
:arrow: ka tsy marina ary ve zay ? aza mitokelaka be ao ndry ry kelly fa hummm...!! (l)
96. kelly13 ( 23/10/2008 10:35)
ka tsy mety fa tonga d lasa le =)) =))
97. ni81 ( 23/10/2008 10:38)
efa + que 1 sengondra kosa zay no nandinihana azy klé,efa injato injato raha isaina ny dinika,efa mazava beuhh na tsy nampiana sy nanokafana dinika hafa aza anie,mbo é !!
=)) =))
98. endrika01 ( 23/10/2008 10:52)
ainaheri:
Oudryyyy ,havako sy namako aona ny azansy azansy nao any hahahaha,aza miséne fa refa tsy zaka ilay entana d makà aina kely alou fa sao...... :lol: Na nyresaka ataonao aza manao aller retour fa faly manaratsy ny mpiray tanindrazana aminao no ataonao!!Inn mou idiran\'ity resak ity eto?? ?\"TENENO @IZY IREO TSISY TAHOTRA SY HENATRA FA NY LHL ATY LIBAN,DIA MITADY LAVAKA NY AKAMAROANY,MITADY VAVA HINONO NY AZY KOA NY SASANY\"Izay no nilazako oe,tsy nisy nikoty nareo d laginy sa aona?? hihihi,.........................................Fandraisana resaka d tsy hainao,ary tena tsy ao mitsy;Tsy nilaza aminao aho oe miantsoantso @ haut parleur any liban,fa mankanesa any dago d lazao any @ média ny zava-misy,fa tsy eto @ sera^2 no ahavaha an\'izany...Ito ny torohevitra mba ataoko anao;Makà camera d alaivo sary sy feo ny ankizy zay mitaraina aminao,ataovy tsy hita ilay oul mitaraina,d alefaso any dago ,asaivo alefan\'ny media any mba samy ho henon\'ny gasy iray manontolo,@ zay tafita ny hafatrao!! Ary mba zvtr tsara @ zay no resahana fa tsy ny mal an\'gasy ao liban fona
Faly manaratsy ny mpiray tanindrazana aona mou???Ataoko angamba fa mbola torohevitra hatrany no nomeko mba tsy iverimberenany resaka Liban.Fa sady mampaloiloy no manorisory!Naninona zao lay namana manao xxx mametraka dinika vaovao ao ambony ao,raha nanohy zay tiany ho hampitaina tato,no namorona hafa indray! Raha niresaka tovovavy iray aho ery ambony iharany zvt tsy mety nataony mpampiasany lhl teo aloha,ary mbola ataony mpampiasa vaovao ankehitriny,niandry fahatsiarovantena na mba conseil avy @ireo namana maro be ato @namana serasera zay manana Agence any Dago sy Liban zah wé,zao aky ry endrika01 a,ilazao izy fa tsy manadino azy izahay,hiezaka ny ifampiresaka @any Liban. fa nofy raha hisy iteny izany eny fa na hanao ps xxx aza.Matoa anié atsipy ny teny dia misy hvt ny zay,fa tsy vakivakiny maso dia izay!Ka na manao aller retour aza,toy ny voankazo anala io,ny mamy hohano fa ny mangidy haloavy!Zany wé le tena zava-dehibe.Raha olona tena mandinika sy misaina dia tsy ahateny mintsy wé angamba tsy misy mikoty dia laginy, sns, fa ny hevi-dehibe tina hampitaina no raisina! Inona mou lay entana tsy zakako???Wé ny vavany mpitsikera ve?Ka matoa mametraka dinika iray dia zvt efa voalanjalanja fa hisy tombotsoa sy filaminana hoany andaniny sy ny ankilany!Fitiavana ihany koa matoa toroina fa tsy wé fanaratsiana ny mpiray tanindrazana, =D
99. ainaheri ( 23/10/2008 11:05)
ni81>> Non !!!vao metriziko tsara ny zvtr voasoratro ka,mapmé fa everiny oe polisy na mpitondra fanjakana angamba ny mpiserasera ato no ihaino ilay resaka tsy lohany sy vodiny otr'io.....Ny ahy refa manoratra zvtr ato aho d refa mamaky azy ka itako tsy miady d otrany mahatsiaro menatra ka,sinon ry endrika zany efa ataon'oul fiomezana mbola tsy tonga saina ihany,vao maika manovokovoka hihi,en + izy iany no miresaka @ tenany(Endrika manoratra d i tsiambaratelo no mitehaka sy misaotra) Mba normaly ve zany?? :roll: :roll:

Fahama>> Ndao alou haka rivotra kely eny @ bord akaikin'ny neptune, fa otrany mafana lotra izy zany klé :-D :-D :-D :-D
100. ni81 ( 23/10/2008 11:11)
ni81>> Non !!!vao metriziko tsara ny zvtr voasoratro ka
hitako ka! :lol:
Fahama>> Ndao alou haka rivotra kely eny @ bord akaikin'ny neptune, fa otrany mafana lotra izy zany klé
mandehana mihitsy milomano raha tena mafana e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.161