ANTSO MAIKA BE ll

21. tsiambaratelo ( 14/10/2008 06:13)
Ny torohevitra avy amiko?Bobaka be no azoko aroso,nefa alohanizany dia i
22. tsiambaratelo ( 14/10/2008 07:13)
Ny torohevitra avy amiko?Bobaka be no azoko aroso,nefa alohanizany dia ity aloha no atsipiko. Mahaiza mandalina sy mamakafaka,sy mandinika tsara alohany hanao zavatra,satria raha ny fototra aza tsy tsara dia tsy hisy fotony avy zay atao rehetra aty afara.:D .
23. ainaheri ( 14/10/2008 10:04)
ssendra sy ni81>> Bedy eo an, :-D :-D :-D :-D
24. fahamarinana ( 14/10/2008 10:20)
ainaheri:

endrika01:
hita fa zany koa,ny torohvt ny zao no andrasanilay namana nila hvt taminy
.
Enkôro :roll: :roll: :roll:

:arrow: =)) (l)
25. ni81 ( 14/10/2008 10:59)
fahama ange ka ho bedy eo koa e! :lol: efa niteny anay sy ssendra i ainaheri teo hum :-D :-D
26. ainaheri ( 14/10/2008 11:44)
ni81>>Avelao iany kou himémé eo io fahamarinana io,bedy eo f'ataovy :-D :-D
27. tsiambaratelo ( 14/10/2008 11:57)
Ny olana aloha tsara ho fantarina vao afaka manomé sopapa.Ohatra fotsiny ity;nandefa vhv efa bevohoka ny mpandefa vhv hiasa aty,raha anafina toy inona aza ho tratra ihany refa tonga ny fotoana hanaovana ny visite medicale eto. Misy ny mpampiasa sasany vao tonga 48h enao de entiny manao visite,misy miandry 2mois ou plus,ié misy zao efa tonga 1mois et demie mbola tsy nohentiny mpampiasa nanao visite. Dia aiza ho aiza ny toerana misy lay mpandefa--nalefa--mpampiasa?Tsotra be /tsy mila lay vhv bevohoka ny mpampiasa,mi demerde ny Agence.(De inona angah zany ny ataon-dry zareo???? Sekirén-dry zareo io tsy dia idirako loatra)mahagaga fa aty amiko no manontany lay namana,nefa anie zah tsy mahalala akory e :-P
28. ni81 ( 14/10/2008 12:02)
Sekirén-dry zareo io tsy dia idirako loatra)mahagaga fa aty amiko no manontany lay namana,nefa anie zah tsy mahalala akory e
Ka manontany anao izy fa ianao no olona fantany fa mipetraka any angamba kou :lol:
29. ainaheri ( 14/10/2008 12:35)
Mampiomehy ahy @ ilayresaka d ,maninn i liban fona no atao ambetindresika,nefa mba notononina ery ambony ihany Môrisy,Sesely,Laréniô?
Misy zvtr tian'ilay mpamoaka dinika tenenina ve, d io no itaritan-dresaka?
Na inn ny ataon'ny agence,refa tsy mikasika anao d aza asindresaka beuuu!!
Fa maninn mou izy manontany anao fa tsy any @ agence??
Aleo za imé fotsiny alou :lol:
30. ni81 ( 14/10/2008 12:47)
Aleo za imé fotsiny alou
Aleo zà hividy akoho fa fohy hehy ianao ary e! :-D :-D
Ka ny any Liban kosa no fantany angamba izany ange e! Raha izaho zao no anontaniana izay miseho any Canada dia tsy misy ambara aho na kely aza. Sendra niresaka t@ namana mpisera anankiray aza aho anikeo maraina, dia nisy olona nolazainy ahy mpanao hatsikana eto Frantsa fa tsy fantatro ilay izy :lol: :lol: , efa nanazava izy vao tonga saina aho hoe: hay ve i anona tokoa zany e!
31. ainaheri ( 14/10/2008 13:15)
ni81>> Eny ee marina zany ,ny tiako tenenina d atao ambetin-dresaka foana io gasy any liban io,@ zay zvtr ratsy fona no lazaina otrany oe mifanaratsy sy mifamoaka sekré zany fa tsy ankanonona anarana
32. ni81 ( 14/10/2008 13:25)
ni81>> Eny ee marina zany ,ny tiako tenenina d atao ambetin-dresaka foana io gasy any liban io,@ zay zvtr ratsy fona no lazaina otrany oe mifanaratsy sy mifamoaka sekré zany fa tsy ankanonona anarana
ka nisy resaka be sy olana mihitsy ange ireo olona nandeha tany ireo e! Fa na izany aza mbola maro no nandeha.
Nisy mpiara-miasa taloha tamiko nandeha tany, dia navelany t@ vadiny tao ny zanany fa izy tany nandritry ny roa taona.
33. tsiambaratelo ( 14/10/2008 16:40)
Mampiomehy ahy @ ilayresaka d ,maninn i liban fona no atao ambetindresika,nefa mba notononina ery ambony ihany Môrisy,Sesely,Laréniô? Misy zvtr tian\'ilay mpamoaka dinika tenenina ve, d io no itaritan-dresaka? Na inn ny ataon\'ny agence,refa tsy mikasika anao d aza asindresaka beuuu!! Fa maninn mou izy manontany anao fa tsy any @ agence?? Aleo za imé fotsiny alou :lol:
Kah zah wa mbo gaga;ary manontany tena wé: mety ny 1 @reo Agence ireo ihany no mametraka fanotaniana amiko:-w:-w:-w
34. endrika01 ( 14/10/2008 16:52)
Ka maninona raha havoaka eto lay hafatra nalefany mba ho hitany besinimaro e,amizay koa afaka hifanazavana;lasa ilay mametraka dinika ndray no voakihana:-D:-D:-D
35. tsiambaratelo ( 14/10/2008 17:01)
Fa azo atao ve ny mamoaka pseudo ny namana,mba mitafa any @hafatra manokana?Sékiré kou!Raha tsy wé izy angaha no tonga misaotra eto @dinika rehefa voavaly ny fanotaniana napetrany, lol !!!!
36. ainaheri ( 14/10/2008 17:45)
tsiambaratelo:

Fa azo atao ve ny mamoaka pseudo ny namana,mba mitafa any @hafatra manokana?Sékiré kou!Raha tsy wé izy angaha no tonga misaotra eto @dinika rehefa voavaly ny fanotaniana napetrany, lol !!!!


Maninona mou izy maniraka anao manontany eto nefa namana eto ihany?? Afaka mamorona pseudo izy na manao xxxx manontany an'zany,fa tsy twa no manao pisolovava!! :lol:


37. ni81 ( 14/10/2008 17:53)
Ka maninona raha havoaka eto lay hafatra nalefany mba ho hitany besinimaro e,amizay koa afaka hifanazavana;lasa ilay mametraka dinika ndray no voakihana
sao dia mba te hiresaka manokana fotsiny kosa na te hiresaka amin'i endrika tsiambara ilay olona oul manontany ny momba ireo mpiasa any liban izany e! :lol:
38. tsiambaratelo ( 14/10/2008 19:26)
ainaheri:

tsiambaratelo:

Fa azo atao ve ny mamoaka pseudo ny namana,mba mitafa any @hafatra manokana?Sékiré kou!Raha tsy wé izy angaha no tonga misaotra eto @dinika rehefa voavaly ny fanotaniana napetrany, lol !!!!


Maninona mou izy maniraka anao manontany eto nefa namana eto ihany?? Afaka mamorona pseudo izy na manao xxxx manontany an'zany,fa tsy twa no manao pisolovava!! :lol:






Zay mintsy e ,refa lasa mpisolovava zah de azoko tanterina daholo ny Affaires,fa zao aloha mbola mpitazana lol !!!!
39. tsiambaratelo ( 14/10/2008 19:34)
Pffffff!!!!
40. endrika01 ( 14/10/2008 20:23)
Amiko( endrika01) apetraka ny fanotaniana e.Fa izaho tonga dia manomé torohevitra.======>ohatra zao tranga nisy tany Liban ity: tovovavy efa renim-pianakaviana narary .Natao operation t@volana Janoary 2008 teo.Tao @kibony tao no nodidina faritra 3sa4lay nodidina feno zaitra.Bon,tsy nisy nanao garde malade ;juste niandry azy hahatsiaro tena ramatoa mpampiasa de iny no lasa.Nitolona irery nandeha nakany @toilette nitarika ny Sérum anakiroa be zao.Ny ranomaso nijohy ,singanolona irery;tsy nahalala na Caritas,na Consul,na Comunauté ny gasy,na ny hiantso ny Agence.Ny telephone tsy nisy.Ny Zavatra tao an-dohany dia ny wé zay ahasitrana ahy ,hamboniko ny morale-ko na irery ety @Hopital aza. 3 andro.Tsy mbola nahalala na gasy iray aza.Tsy nitaraina fa nitolona irery! Avotra soamatsara izy,niova mpampiasa,miadana lavitra noho ny teo aloha,nahita gasy maro be,avoakany mpampiasany ny elanelanandro,satry 2 ry zareo no miara-miasa,refa mivoaka ny Alahady ny 1 dia mivoaka andro zay tiany ny 1( Ny tiako hapita Lay COURAGE nananany,na dia teo @fangirifirina aza!!!) hoanao io zakanao ve sa tsia lay tranga????Iza no omenao tsiny???Ny mpampiasa ve???Sa lay tsy fananana mahazaka maniraka????Sa lay aretina tonga tampoka @ ora tsy ampoizina??? DE HO FOANANA VE NY FANDEFASANA OLONA ATY???tsy haiko alou fa zah vahiny e! :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4059