ANTSO MAIKA BE ll

41. tsiambaratelo ( 15/10/2008 09:30)
Mampiomehy ahy @ ilayresaka d ,maninn i liban fona no atao ambetindresika,nefa mba notononina ery ambony ihany Môrisy,Sesely,Laréniô?
Mety misy saro-piaro,na malahelo,na liana momba ireo olona mandeha aty angamba. MALAHELO noho ny tranga maro itany na reny. SARO-PIARO satry toa mandeha aty doly ny betsaka. LIANA satry ,toa tsy libre be toy ny sasany mandeha any @firenena hafa ny any LIBAN,voatazona ny deba daholo ny papiers rehetra.Liana te hahalala ny tena zava-misy marina any Liban;te HAHAZO TOKY koa angamba ....(hoatrantsika mijery film etrange,de na efa hita aza t@semaine lasa,na taona lasa dia tiana haverina foana ,haverina foana.Marina io satry itako tsy nanohy lay resaka intsony ny ps endrika01 de tonga ndray ny mikitika an i tsiambaratelo,ka akory atao!Namana mba mitaraina hono aza andrasana ampitso maraina! Sa???) :D
42. ni81 ( 15/10/2008 17:25)
Marina io satry itako tsy nanohy lay resaka intsony ny ps endrika01 de tonga ndray ny mikitika an i tsiambaratelo,ka akory atao!Namana mba mitaraina hono aza andrasana ampitso maraina! Sa???)
namana mba mila vonjy, ka aza torahana vato kilonjy :-D :-D :-D :-D
43. tsiambaratelo ( 15/10/2008 23:35)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a Hanampiako kely,tsara dia tsara lay fahasahiana manohitra,rehefa tsy mety ny ataony mpampiasa!Nefa kosa aza atao trop be loatra,fa faranizay tsy levony vavoniny,satria heveriny fa ianao mpiasa indray no mibaiko mpampiasa.Ampiasao avec tacte et diplomatie:P mba hahafahany onde mifandray tsara.Fa raha tsy zay,dia hoavy ny fanaterany anao tsisy farany any @Agence,ny ao koa misy tonga de mamelapelaka ny tehamaina sady manopa @teny Arabo:roll::roll:
44. endrika01 ( 15/10/2008 23:40)
tsiambaratelo:

=D
45. tsiambaratelo ( 16/10/2008 05:44)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a Raha tsy misy ny tranga,tsy misy ny lesona azo raisina na torohevitra omena!Tranga iray ity ,tsy azo atao mou ny manonona anaranolona.Vhv iray tonga miasa eto,ny tena vahiny tsy mahalala izay Atsimo sy Avaratra ny eto Liban.Noroahiny mpampiasany ankitsirano zao,tsy hitany ary zay naleha(angamba tsy mba nisy nanoro na nanome torohevitra ny Agence nandefa azy aty....)dia niara-nipetraka t@reny mpitsindroka fako ireny,ireo mpitsindroka ireo no nitondra azy tany @POLICE.ny police no niatso ny Agence.========>Raha misy tratry ny tranga hoatranio ka tsisy vola hiatsoana dia,manatona fiangonana zay hitanao,avy eo ry zareo miatso ny Police na Agence...Fa aza mitapify an-tranolona tsy fantatra fa dangereux.
46. endrika01 ( 16/10/2008 06:32)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a Torohevitra omeko anareo Agence rehetra ity,na any Madagascar na any Liban.======Aminy maha-Agence anareo,tompon andraikitra feno @olona alefanareo aty.Dia tokony tsy ho ataonareo ambanin-javatra ireo vhv voany tsindrihazolena @fametavetana ataony mpampiasa.(mbola hitohy)
47. ainaheri ( 16/10/2008 10:55)
endrika01:

tsiambaratelo:

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4840252594c0a Hanampiako kely,tsara dia tsara lay fahasahiana manohitra,rehefa tsy mety ny ataony mpampiasa!Nefa kosa aza atao trop be loatra,fa faranizay tsy levony vavoniny,satria heveriny fa ianao mpiasa indray no mibaiko mpampiasa.Ampiasao avec tacte et diplomatie:P mba hahafahany onde mifandray tsara.Fa raha tsy zay,dia hoavy ny fanaterany anao tsisy farany any @Agence,ny ao koa misy tonga de mamelapelaka ny tehamaina sady manopa @teny Arabo:roll::roll:

=D

Tu vas bien?? :roll:
Ndrai² aho manontany tena oe.......

48. ni81 ( 16/10/2008 11:02)
Tu vas bien??
Ndrai² aho manontany tena oe.......
ahoana tsara hoe??? :)
49. fahamarinana ( 16/10/2008 11:03)
:arrow: :-D nareo nama tssss !! bedy eo vieforce io! :lol: (l)
50. ni81 ( 16/10/2008 11:04)
nareo nama tssss !! bedy eo vieforce io!
zay no somary nametrahako fanontaniana taminy ange e! :lol: :lol:
51. ainaheri ( 16/10/2008 11:28)
fahama..>> Za manontany tena oe i endrika ihany ve i tsiambaratelo? :-D :-D :-D
52. ni81 ( 16/10/2008 11:30)
fahama..>> Za manontany tena oe i endrika ihany ve i tsiambaratelo?
=)) =)) =)) =))
53. fahamarinana ( 16/10/2008 11:43)
:arrow: pouce aho fa tsika 3 foana noho tratra farany eto.. (l)
54. ainaheri ( 16/10/2008 11:50)
ni81>> inn zao mapmé eo :lol: :lol:
55. ni81 ( 16/10/2008 11:55)
ni81>> inn zao mapmé eo
:-D :-D :-D
pouce aho fa tsika 3 foana noho tratra farany eto..
marina mihitsy io lazain'i fahama io fa isika 3 foana no mandalo eto ka ho bedy eo ange e :-D :-D
56. ainaheri ( 16/10/2008 12:36)
ni sy fahama..>> Tsy bedy zany fa i endrika akama bonne kou :lol:
57. tywa68 ( 16/10/2008 13:20)
Tena ataovy sérieux @izay r'ireto ty resaka ty fa tssss :-D :-D
58. ni81 ( 16/10/2008 13:41)
Tena ataovy sérieux @izay r'ireto ty resaka ty fa tssss
efa nilaza t@ ataovysérieux angaha? :lol: :lol:
59. ni81 ( 16/10/2008 13:58)
Hoy ainaheri
ni sy fahama..>> Tsy bedy zany fa i endrika akama bonne kou
ka anontanio izy dia ho hitanao ny valinteny mazava sady hentitra ary hoe IZA no IZA e! :D :-D :-D
60. ainaheri ( 16/10/2008 14:39)
Ni>> ngah mila anontanina tsony :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5055