DIA SAMY HO TRATRIN\'NY FETIN\'NY EPIFANIE DAOLY NDRAY ARY Ô
1. tsiambaratelo
(
05/01/2008 18:28)
Hoan\'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan\'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona lasa ,ka raha tianareo dia raiso.Anio alina sy rapitso alina ihany an(5janv-6janv).Tena tsotra le izy>mangalà farine tokony ho 4sotro lehibe,ataovy anaty lovia,asio rano,volavolay hoatrany hanao hena baolina,tsy atao maina be no tsy atao malemy be,fa atonony tsara.Dia asio vola madinika iray ihany an,ao am-povoany ao,dia hidio.Dia angataho zay zvt tena irinao.Apetraho eo am-baravarakely aty ivelany,avelao ho ao,afaka andro vitsy dia hiakatra lay izy,ka hanomé forme na olatra,lay somary misy tongony,dia mazava hoazy fa exaucé ny voeux nangatahinao.Mba andramo ihany!!!
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:09
2. niryna
(
05/01/2008 20:54)
tsiambaratelo:
Hoan'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona lasa ,ka raha tianareo dia raiso.Anio alina sy rapitso alina ihany an(5janv-6janv).Tena tsotra le izy>mangalà farine tokony ho 4sotro lehibe,ataovy anaty lovia,asio rano,volavolay hoatrany hanao hena baolina,tsy atao maina be no tsy atao malemy be,fa atonony tsara.Dia asio vola madinika iray ihany an,ao am-povoany ao,dia hidio.Dia angataho zay zvt tena irinao.Apetraho eo am-baravarakely aty ivelany,avelao ho ao,afaka andro vitsy dia hiakatra lay izy,ka hanomé forme na olatra,lay somary misy tongony,dia mazava hoazy fa exaucé ny voeux nangatahinao.Mba andramo ihany!!!
misaotra anao :D
mhm :roll: Inona aloha ilay fetin'ny epifanie e?
maninona no manao lafarinina sy ireo lazainao ireo raha angata-javatra ? Any amin'iza no mangataka? ary Iza no hanome an'io?
Voeux izany ve tsy manao voady,mangata-javatra amin'ny zavatra ka raha tanteraka iny dia manatitra vola? Manana voady koa ny olona hoe hivavaka mafy amin'Atra aho ka raha tanteraka ny nangatahiko Taminy dia manatitra vola any am-piangonana aho fa io no voadiko.
Misy koa ireny olona minomino ny razana sy ny atra hafa ireny dia manatitra zavatra eny am-pasana na any amin'ny dada rabe satria tanteraka ilay voadiny?
Azafady raha manontanitany foana a
Amiko na inona olana,ara-bola(aza miaihy ny ampitso hianao fa aoka ny ampitso hiaihy ny azy),ny fahasalamana(mangata dia omena,mitadiava dia ahita,dondomy dia ho vohana),fahoriana(Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho,moa ny tsara ihany va no azo avy amiko?),olana tsy ahitana vaha-olana(moa misy sarotra tsy vitako va?)
Ny dikany na inona na inona conditions mahazo na miantra antsika dia i "kristy Irery no mahavaha izany olana izanyraha mino AZY isika "
Efa norarany koa isika tsy hino na hanao endrika na zavatra angatahana aminy ka raha lafarina sy rano sy vola ve no atao eo ambaravarankely izany ve tsy hafahafa be ny angata-javatra amin'izany? "idols" indray io .
asa aloha fa dia miandry ny valinteny any aminao aho mikasika io epifania io.
misaotra e ary hialako tsiny raha mety tsy mitovy ny eritreri-tsika a. :-*
3. achrafhanna
(
06/01/2008 10:42)
eny tokoa anki ry tsiambaratelo,fa inn alouh le hoe manao voeux?raha izaho manokana aloha dia tsy mba manao voeux 'zany ,fa zay miseho dia miseho tsy maintsy sedraina foana tsinona kou.Efa impiry 'zay fangatahan-javatra nataoko izay fa tsy nisy mba tanteraka izany ka 'zay no mahatonga ahy hilaza aminao hoe,'zay miseho dia miseho fa aza mety rebireben'olona izany ianao,tandremo ary sao manao voeux ka lay mifanohitra aminy no tojo anao ka ho diso fanantenana eo fotsiny.Io no mahatonga ny olona maro be hinohino foana amin'izao vanin'andro ihainantsika izao,maro no manao an'Andriamanitra tsy misy na minia tsy mahalala azy akory,lasa taratra ivelany fotsiny ireny baiboly vakiany isan'dro ireny ,ireny coran ireny,eny fa bna ireo milaza ho mpivavaka be aza dia tsy mahafoy na 500fmg hoan'ireny mahantra manoloana ny varavaram-piangonana ireny.
lasa hoatran'ny hoe manohatra be anao angamba ny hevitra narosoko sy niryna eto ambany,mialatsiny,
Ataovy 'zay mahafaly ny fo ,dia ny mahafinaritra ihany koa .Tsy misy mahadiso zay hevitra natsipinao,fa ny hany hanampiako azy dia ny hoe ,ny ahy 'zay miseho dia miseho fa tsy mihaino haino ny feo avy eo avy eo.
Dia mirary fetin'ny epifanie hoanao ihany koa ny namana avy eto Egypt
niryna>tena tia mandalina be ny baiboly ianao io e,mba andefaso andian-tsoratra masina matetitetika ary @ ny ps -ko raha sitrakao zaho mantsy indraindray ihany vao mba afaka mamaly dinika toy izao.:-*:-*:-*:-*

4. achrafhanna
(
06/01/2008 10:43)
tsiambaratelo:
Hoan\'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan\'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona lasa ,ka raha tianareo dia raiso.Anio alina sy rapitso alina ihany an(5janv-6janv).Tena tsotra le izy>mangalà farine tokony ho 4sotro lehibe,ataovy anaty lovia,asio rano,volavolay hoatrany hanao hena baolina,tsy atao maina be no tsy atao malemy be,fa atonony tsara.Dia asio vola madinika iray ihany an,ao am-povoany ao,dia hidio.Dia angataho zay zvt tena irinao.Apetraho eo am-baravarakely aty ivelany,avelao ho ao,afaka andro vitsy dia hiakatra lay izy,ka hanomé forme na olatra,lay somary misy tongony,dia mazava hoazy fa exaucé ny voeux nangatahinao.Mba andramo ihany!!!
5. tywa68
(
06/01/2008 11:23)
Ny anay aloha ry Tsiambaratelo dia ilay mihinana mofomamy vidiana vita no mahafinaritra anay, dia zay ihany. :lol:
6. fahamarinana
(
06/01/2008 11:35)
:arrow:ny ahy tsy niandry épiphanie fa tam 1janvier apm dia efa nihinana fa tsy nahazo fève aloha :sady tsy nanao voeux fa nankafy fa mofomamy kouh(l)
7. niryna
(
06/01/2008 11:50)
tywa68:
Ny anay aloha ry Tsiambaratelo dia ilay mihinana mofomamy vidiana vita no mahafinaritra anay, dia zay ihany. :lol:
:D mba misy afaka hanazava ve ilay Epifanie e
8. tsiambaratelo
(
06/01/2008 11:58)
Tonga soa eto daholy ndray ary kou.
avy nivavaka izahay dia nizara 'lay mofomamy ny mpanjaka,na le "galette des rois".
zay moua no fanaon-dry zareo aty Liban,tsy haiko ny any @ firenen-kafa.Dia nozaraina tokoa ny mofomamy.
Zay zandriny indrindra @ taona dia asiana miafina ambany latabatra dia manonona ny anaran'izay ho tolorana ilay am-pahana-mofomamy dia samy manana ny
anjarany avy.:lol::lol::lol::lol:
Samy mihinana tandremo sao voatelina ary 'lay piece kely,misy sarin'ny mpanjaka.:idea::idea::idea:
Dia arabaina aloha i tsiambaratelo fa izy no n
ahazo azy t@ ty taona ty ,iiiieee de tezitezitra daholo ny tato an-trano .:-*:-*:-*
enga anie ka ho tsara daholo zay atao,hoentiko mody any i Dago ny piece keliko fa anahy zany ty .
any an-trano manko tsy mba manao an'izany fa mivavaka dia zay.^:^^:^^:^^:^^:^

9. tsiambaratelo
(
06/01/2008 12:04)
Hamaly ny fanotaniana napetrak'i niryna tery ambony aho arak'izay azoko hamaliana anao ,raha misy tsy ampy dia mangataka ny namana mba hanampy azy.(l)(l)(l)(l)
10. niryna
(
06/01/2008 12:14)
achrafhanna:
eny tokoa anki ry tsiambaratelo,fa inn alouh le hoe manao voeux?raha izaho manokana aloha dia tsy mba manao voeux 'zany ,fa zay miseho dia miseho tsy maintsy sedraina foana tsinona kou.Efa impiry 'zay fangatahan-javatra nataoko izay fa tsy nisy mba tanteraka izany ka 'zay no mahatonga ahy hilaza aminao hoe,'zay miseho dia miseho fa aza mety rebireben'olona izany ianao,tandremo ary sao manao voeux ka lay mifanohitra aminy no tojo anao ka ho diso fanantenana eo fotsiny.Io no mahatonga ny olona maro be hinohino foana amin'izao vanin'andro ihainantsika izao,maro no manao an'Andriamanitra tsy misy na minia tsy mahalala azy akory,lasa taratra ivelany fotsiny ireny baiboly vakiany isan'dro ireny ,ireny coran ireny,eny fa bna ireo milaza ho mpivavaka be aza dia tsy mahafoy na 500fmg hoan'ireny mahantra manoloana ny varavaram-piangonana ireny.
lasa hoatran'ny hoe manohatra be anao angamba ny hevitra narosoko sy niryna eto ambany,mialatsiny,
Ataovy 'zay mahafaly ny fo ,dia ny mahafinaritra ihany koa .Tsy misy mahadiso zay hevitra natsipinao,fa ny hany hanampiako azy dia ny hoe ,ny ahy 'zay miseho dia miseho fa tsy mihaino haino ny feo avy eo avy eo.
Dia mirary fetin'ny epifanie hoanao ihany koa ny namana avy eto Egypt
niryna>tena tia mandalina be ny baiboly ianao io e,mba andefaso andian-tsoratra masina matetitetika ary @ ny ps -ko raha sitrakao zaho mantsy indraindray ihany vao mba afaka mamaly dinika toy izao.:-*:-*:-*:-*
Tratry ny taona e,ary dia faly mahafantatra anao aho.
misaotra betsaka amin'ny fampaherezana e.
Eny,marina tokoa izany teninao izany fa tena tia mandalina fivavahana aho ary mitory ny vaovao mahafaly ho an'izay tia hanaraka an'i kristy ho Tompo sy Mpamonjy ary Mpanavotra amin'ny fiainana.
Tiako ilay izy satria zavatra niainako ary niantra tamiko(fangirifirina ,fahantrana tsy mba manana ny ampy kanefa mbola te-hianatra ary dia Izy no nivavahako sy nitomaniako,nandohaliako,niantsoko vonjy.Namaly ahy tao anatin'ny maizina Izy,niteny tamiko fa tsy hanary ahy Izy fa Aza matahotra fa homba anao Mandrakariva Aho).Taona maro taty aoriana vao hitako tao anaty Baiboly ireo hafany ireo.Tsy mety miala ato amiko intsony fa hiainako hatramin'izao izany
Tiako ilay izy satria Tena Misy Ilay Kristy ary Tena Mamaly Vavaka Izy ho an'izay Minoa Azy,ary eo foana Izy fa isika no manadino Azy indraindray.Andriamanitra Velona Izy ary mbola mamaly vavaka sy miaraka amintsika ny Fanahiny raha mino Azy Irery ihany an. Tsy azo hafangaro amin'ny zavatra hafa.:roll: idols,sampy,dadarabe,razana,maty,sarisary sns..)
Tiako ilay izy satria tsy mbola nandiso fanantenana ahy Izy,izay nampianariny sy nosoratany tao anaty Soratra Masina dia nitomboma,mitombona ary mbola hitombona hatramin'izao fotoana hitenenako izao.Raha mametraka ny fiainanao sy Mino Azy fa Efa nitsngana tamin'ny maty tokoa Izy,ary raha mibebaka sy miaiky izany fahotana fantatrao fa tsy mety na nataonao tamin'ny fiainanao izany hianao dia ho sasany tokoa ka tsy ho tsarovany intsony.Ny fanontaniana dia hoe Mino Azy va hianao.Omeo Azy tantanany manomboka ity taona 2008 ity ny fiainanao.
Amin'izay andro na fotoana handraisanao Azy ao am-ponao izay sy hinoanao Azy dia eo no manomboka ny fiainanao miaraka amin'i kristy,ho olom-baovao hianao,Zanak'Atra,eo no manomboka ao aminao sy miaraka aminao ny Fanahy Masina.Ny fanahy ratsy izay nandavo,nitondra ho any amin'ny fiainana tsy sitraponao,na fiainana noheverina fa ahitana fifaliana kanefa toa fahadisoam-panantenana ,fahatezerana,fankahalana ,famonoana fanantenana,ireo no karazana endrika ataon'ny miaramilan'ny satana ary mampisavoritaka sy tsy hananatsika fiainana milamina
Raha tena mino tokoa hianao,satria Fanahy no miaraka amintsika ary Fanahin'i kristy io ,dia ny fanahinao ao am-po ihany,tsy mila na inona na inona,tsy mila ,fitaovana ,sary,na inona izany na inona endriky ,tsia, tsy mila an'izany kristy,ny tadiaviny fotsiny ihany dia ny fonao,fo torotoro, mitomany, miaiky ,mifona,fa misy Izy. Andramo anie e.
Tsy maninona andian-tsoratra masina ahoana izany?
Azavao amiko tsara ny tianao ho tenenina dia vonona aho andefa izany.
Na misy fanontaniana manitikitika anao koa fa maro ny ankizy no mandefa ahy dia alefaso manokana fa ho valiako araka izay mba kely fantatro.
:-*:-*
11. tsiambaratelo
(
06/01/2008 12:20)
niryna>Ny atao hoe "epifanie"amin'ny katolika ,(tsy haiko @ fiangonana hafa)dia "FISEHOANA,zany hoe naseho voalohany ireo mage na magy i Jesoa zazakely.
mino aho fa na fivavahana hafa aza dia voalaza any @baiboly rehetra any,ireo magy 3lahy tonga nitsidika sy nitsaoka ny Tompo.
-i Melchior avy any Nubie izy 'lay nitondra volamena,mariky ny maha panjaka an'i Jesoa.
-i Balthazar,nitondra ny mira,mariky ny Fahamasinana, Masina ny Tompo.
-iGaspard,tsy haiko na gasy izy io,tsy hoe GAsy
apart ve le hoe Gaspard?nitondra ny emboka manitra,mariky ny Faminaniana,izy koa no tanora indrindra t@ izy telolahy.Na dia tao an-tran'omby aza no teraka ilay Mpanjaka dia tonga izy ireo nitsaoka Azy.
Tsy hoe manao nao foana ny kristianina raha mihinana ny mofomamy na ny galette des rois,fa mahatsiaro izany vanin'andro lehibe izany.
Izany koa aza angamba no nahatonga antsika hifanapaka mofomamy @ vanim-potoana manan-tantara eo @ lafiny rehetra.
Raha mbola mangetaheta ianao ny hahalala bebekokoa dia mino aho fa maro ireo namana ny hanampy 'zay voalazako .
Bonne fete daoly ary e.:*=D=D=D=D=D=D

12. niryna
(
06/01/2008 12:42)
Fampaherezana ho antsika rehetra ity ka hifonako raha somary lava
Mbola mamerina ny fiarahabana tratry ny taona ho antsika rehetra aho
Ny fahasoavan'ny Tompo no hiaro antsika tsirairay avy hatrany.Vaovao ny taonao enga anie mba hiova ho fianam-baovao feno fifaliana,fahatokiana ary fiadanan-tsaina ity taona ity.Tano ny tsara ary hatsarao hatrany.Namana manana toetra tsara sy zavatra tsara hatrany hiarahana.
Mitady fitiavana hianao? Ny tenanao aloha tiavina mialoha ary ny fizarantsika ny fitiavana no hitiavan'ny olona antsika ihany koa.
Kristy no ataovy loharano mitantana ny fiainanao.
Manatona Azy dia hanatona anao Izy.
Mangataha Azy dia omeny hianao
Mitadiava Azy dia ahita hianao
Dondomy ny varavaran'i kristy fa misokatra ary mivoha 7 jours/24 heures/365jours ho antsika tsirairay Izy.
Te-ho faly sy ahita filaminan-tsaina va hianao?
Manatona Azy,omeo tantanany ny fiainanao fa omeny anao tokoa izany fiandanan-tsaina sy fifaliana izany.
Ampiharo araka ny tenin'ny namana eo ambony amin'ny fiainana ny fivavahana Pratique,pratique
Toy ireny mianatra mitendry zava-maneno ,mahandro sakafo,mianatra mitondra fiara sns na inona na inona ireny,raha tsy ampiharina dia tsy handaitra.
Averiko in-jato kely ary tsy ho reraka aho ny hiteny izany mandra-pialan'ny fofon'aiko [color=blue] Andriamanitra dia Fanahy.Finoana tsy hita maso kanefa afaka manisaka ny tendrombohitra(ny olana rehetra misy amin'ny fiainana),na dia kely toy voatsinampy aza ny finoanao (tsy mila vola,tsy mila mitady zavatra fa hianao ihany no miaiky sy mino izay nolazainy eny fa na dia kely fotsiny ihany aza izany fiandohan'ny finoanao Azy izany)dia handrombona be rehetra mino Azy isika.Fanahintsika no miresaka amin'Atra,ny fanahintsika no mivavaka amin'Atra,tsy mila na inona izany na inona ankoatry ny baiboly isika satria io no hany ampingan-tsika ,fitaovana hiarovana antsika ,tsy tian'i satana sy ny firongony,io fitaovana io irery ihany no tokony ampiasaintsika,tsy mila ankoatr'izay. raha sahy manimpy izay zavatra novavahana,noheverina ho Izy kay tsy izy hianao amin'ny alalan'i kristy dia hanomboka ho hitanao ny fahagagana ao amin'ny fiainanao.
Tsy mampatahotra aho sanatria na manao lavage de cerveau toy ny filazan'ireo tsy mino an'Atra,niainako ilay izy ka izany no zaraiko azy aminareo,nomena maimaimpoana aho ary mizara maimaimpoana koa.(l)(l)
Misy satana fa iray ihany izy,ary tsy mitovy ny asan'Atra ny asany,indray mandeha ao anatin'ny fotoana iray ihany izy no mandripaka,tsy miaraka amin'ny olona rehetra akory izy fa ny miaramilany no miahoaho ,manimba,mandavo,mampisara-bazana ny mpianakavy,mamitaka ny olona ,maro dia maro ary mandripadripaka isa-minitra sy segondra.Toy ny liona mierona mitady izay manaiky harapany izy.
Izany no antony tsy hankahalana na hitezerana ny havana,ny vady ny zanaka ny hafa fa ao ambadikin'ny olona izy,ny herin'ny ratsy no alefany ka andavo an'izay milaza fa tsy misy izy.Izany no antony hivavahana sy hamelana ny olona rehetra,tsia tsy ireny olona ireny no ratsy fa ny fanahy izay miaraka aminy,izy izay manaiky ampiasan'ny fanahy ratsy,izay ihany koa no antony hitoloman-tsika andro aman'alina mba tsy ho voafitaka.
Mahereza e,raiso izay tsara sy mifanaraka ny eritreritrao ary mivavaha mba ho fantatrao ny teny tian'Atra ampifantarina antsika.
:-*:-*
niryna

13. niryna
(
06/01/2008 13:21)
tsiambaratelo:
niryna>Ny atao hoe "epifanie"amin'ny katolika ,(tsy haiko @ fiangonana hafa)dia "FISEHOANA,zany hoe naseho voalohany ireo mage na magy i Jesoa zazakely.
mino aho fa na fivavahana hafa aza dia voalaza any @baiboly rehetra any,ireo magy 3lahy tonga nitsidika sy nitsaoka ny Tompo.
-i Melchior avy any Nubie izy 'lay nitondra volamena,mariky ny maha panjaka an'i Jesoa.
-i Balthazar,nitondra ny mira,mariky ny Fahamasinana, Masina ny Tompo.
-iGaspard,tsy haiko na gasy izy io,tsy hoe GAsy
apart ve le hoe Gaspard?nitondra ny emboka manitra,mariky ny Faminaniana,izy koa no tanora indrindra t@ izy telolahy.Na dia tao an-tran'omby aza no teraka ilay Mpanjaka dia tonga izy ireo nitsaoka Azy.
Tsy hoe manao nao foana ny kristianina raha mihinana ny mofomamy na ny galette des rois,fa mahatsiaro izany vanin'andro lehibe izany.
Izany koa aza angamba no nahatonga antsika hifanapaka mofomamy @ vanim-potoana manan-tantara eo @ lafiny rehetra.
Raha mbola mangetaheta ianao ny hahalala bebekokoa dia mino aho fa maro ireo namana ny hanampy 'zay voalazako .
Bonne fete daoly ary e.:*=D=D=D=D=D=D
misaotra betsaka e.
Ny nahatonga ahy hiteny izany mantsy dia ilay izy tsy anaovana mofo mamy moa hoy hianao?
tsiambaratelo:
Tena tsotra le izy>mangalà farine tokony ho 4sotro lehibe,ataovy anaty lovia,asio rano,volavolay hoatrany hanao hena baolina,tsy atao maina be no tsy atao malemy be,fa atonony tsara.Dia asio vola madinika iray ihany an,ao am-povoany ao,dia hidio.Dia angataho zay zvt tena irinao.Apetraho eo am-baravarakely aty ivelany,avelao ho ao,afaka andro vitsy dia hiakatra lay izy,ka hanomé forme na olatra,lay somary misy tongony,dia mazava hoazy fa exaucé ny voeux nangatahinao.Mba andramo ihany!!!
dia io fanazavanao io no tsy mazava amiko,maninona no asiana vola madinika,maninona no mangataka zavatra tena irina amin'io volavola lafarinina io ve? sa aiza no mandeha? sa ho entina any an-tanana ilay izy dia lasa mandoalika mivavaka amin'Atra tsy azoko?
Inona no miakatra,ilay lafarina ve? tsy mamingavinga aho sanatria a.Fa tena tsy fantatro sy tsy azoko mihitsy ilay voeux teneninao eto.Iza no hivavahanao izany eto ilay lafarinina misy vola mihidy ao am-baravarakely?
Mba ampio aho e.ilay soramy misy tongony iny ka raha sanatria zavatra hafa no mivoaka ao dia ahoana?
14. tywa68
(
06/01/2008 13:54)
niryna : tsy afaka hanazava aho fa fombam-bazaha zany amiko, d ny mihinana ihany no ataonay sy ny ankizy e :lol:
Dia aoka kely mba hijanona ho tantaran'i Tsiambaratelo ny epifania-ny satria ilay toerana misy azy no mampanao azy an'izany fombany izany.:wink:

15. endrika01
(
06/01/2008 14:09)
tena mba miaiky anareo mpivavaka rehetra aho ry namana rehetra ,ato amin'ny tranokala,fa izaho aloha dia tsy mbola tia hiditra lalina,be
mialatsiny aminareo rehetra a,mino aho fa tsy hitsikera ahy ianareo fa hanampy kosa aza.
Izaho moa dia namana somary "un peu complexe"zay.
tsy dia tia teny lava reny ,no tsy tia mihaino fa tia mijery sy manaraka,ireo voalaza ,ka tena mba vaky loha kely ihany,manaraka miadana zay voalaza,omena,sy izay mbola hifampizarana rehetra ato.
raha lava mantsy ny teny very ny soa.
zaho aloha dia tsy mba mahalala izany "epifanie zany tsony e,talohan'ny noely teo aza misy ny zavatra tsy maintsy arahina vao afaka mandray ny fanasan'ny Tompo na ny Kominio .
zaho aloha tsy mba hanome heloka hoan'ny tenako ka hoe andeha handray fa angaha eo misy mahita.
dia mino koa fa tsy hisy hitsara ahy na hanameloka ahy ny namana rehetra
satria ny ahy dia efa notsoriko mazava be fa izaho "
KRISTIANINA NEFA TSY MINO"dia izay,fa izaho mila fanampiana mafonja,satria ny trano raha ahorina mila fototra mafy ka raha ny fototra no tsy tsara dia ahiana ihany ny haharetan'izany trano hahorina izany.
efa voalaza ao anaty baiboly daolo izany ,tsy tadidiko ny toko sy andininy,ny iraitampo amiko aloha mahalala tsara ny baiboly iray mantolo e
hatrany am-piandohana ka hatramin'ny farany.
Amiko izany atao hoe kristianina izany dia ireo olona tso-po,tia namana,tsy miavona ,tsy miatsara ivelantsihy,tsy tia fosafosa,tsy mora tezitra,tsy manam-baka,tsy mangalam-badin'olona,tsy mata vava,tsy mieboebo,ty manampy namana,ny mahantra,tsy fetsyfetsy,manana fandavan-tena @ lafiny maro,tsy faly mijery ny potraka fa manarina,tsy misotrosotro,tsy milokaloka,tsy mandaingalainga,tsy,tsy,tsy,..............
dia aleoko aho mitonon-tena hoe izaho kristianina nefa tsy mino.
tsy hoe tsy mino ilay mpahary izao tontolo izao na ny finoana arahiko ,fa tsy mety mino satria diso be loatra ny teny zay voalaza nefa hitako fa tsy tanterahin'irweny olona miteny ireny dia izaho indray no menatra ,sy manongon-tena hanontany sanganehana,hijery saro-kenatra,atao ahoana,atao ahoana,dia rahoviana ihany izy ireny vao hanatanteraka izay voalazan'ny vavany e,
izy ireny ireny miseho azy ho tena mpino ireny
sa ho toy ny fasa-poana ka madio ivelany fotsiny ihany.
Mialatsiny amin'ny namana rehetra hoy aho ,fa tena tsy haiko ,tsy fantatro ,ny antony fa tsy haiko zay mampihizingizina ahy,sa mila halana DEVOLY?
=))=))=))=))=))=))=))

16. niryna
(
07/01/2008 06:31)
tywa68:
niryna : tsy afaka hanazava aho fa fombam-bazaha zany amiko, d ny mihinana ihany no ataonay sy ny ankizy e :lol:
Dia aoka kely mba hijanona ho tantaran'i Tsiambaratelo ny epifania-ny satria ilay toerana misy azy no mampanao azy an'izany fombany izany.:wink:
eny ary e,tsy maninona ka.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=2&andininy=1-21&dika=
8 Ary nisy mpiandry ondry tamin'izany tany izany nitoetra tany an-tsaha nitandrina ny ondriny tamin'ny alina.
9 Ary nisy anjelin'ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanelatrelatra manodidina azy, ka raiki-tahotra indrindra izy.
10 Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izany ho an'ny olona rehetra;
11 fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo.
......21 Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe JESOSY ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.Lioka 2
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=2&andininy=1-23&dika=
Baiboly Malagasy: MATIO 2:1-23
1 Ary rehefa teraka Jesosy tao Betlehema an'i Jodia, tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, indreo, nisy Magy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema ka nanao hoe:
2 Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? fa nahita ny kintany teny atsinanana izahay ka tonga mba hiankohoka eo anatrehany.
3 Ary nony nandre izany Heroda mpanjaka, dia nangorohoro izy mbamin'i Jerosalema rehetra
......
11 Ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny ka niankohoka teo anatrehany ; ary nony efa nosokafany ny fitehirizan-drakiny, dia nanolotra zavatra ho Azy izy, dia volamena sy zava-manitra ary miora.
12 Ary rehefa notoroan'Andriamanitra hevitra tamin'ny nofy izy tsy hiverina any amin'i Heroda, dia làlana hafa no nalehany nody ho any amin'ny fonenany.
13 Ary nony efa lasa nandeha ireo, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny nofy ka nanao hoe : Mifohaza hianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta, ary mitoera any ambara-pilazako aminao; fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny.
......
16 Ary nony fantatr'i Heroda fa voafitaky ny Magy izy, dia tezitra indrindra izy ka naniraka namono ny zazalahy rehetra hatramin'ny roa taona no ho midina, izay tao Betlehema sy tamin'ny manodidina rehetra araka ny andro izay nofotorany fatratra tamin'ny Magy.Lioka 2
17. tsiambaratelo
(
10/01/2008 17:36)
Dia oviana indray izany ny fetin\'ny Zaza tsy manantsiny?Tohin\'io resa-tsika ambony io ihany!!!
18. niryna
(
13/01/2008 07:16)
tsiambaratelo:
Dia oviana indray izany ny fetin\'ny Zaza tsy manantsiny?Tohin\'io resa-tsika ambony io ihany!!!
isan'andro isan'andro ka,raha ao amponao izy,miaraka aminao izy,dia manao fety miaraka aminy foana hianao.
Dia taritiny andeha ho any amin'ny lalantsara,taritiny ho jilo hitaratra ireo izay mbola ao anatin'ny maizina
19. endrika01
(
03/02/2008 13:09)
iiiieeeee,marina io voalazan'ny i niryna io,
isan'andro misy zaza maty ,maty ny baomba,maty ny aretina ,fa io tsy lay zaza tsy manatsiny novonoin'iza tokoa mou t2 andro nahaterahan'i Jesoa
de lay mnatao savahao ny zazalahikely rehetra 1taona
angamba izy 'zay tsy tadidiko fa zah zao mila mihezaka manokatra baiboly ndray.'zay ry tsiam/ a isan'andro.:twisted: