RAHA MAHAFANTATRA ô

1. tsiambaratelo ( 04/05/2008 13:02)
Ndao njay ary hilalao e(lalao saina)

ANADAHY sy ANABAVY


Tafaresaka i Koto sy iZefa.

Hoy i Koto zahay mirahalahy avy betsaka raha hoarina
amin'ny isan'ny bavinay.Ny rahalahiko mitovy isa amin'ny anabaviko.

Hay ve hoy i Zefa tsy dia nahatoky loatra ka lasa nanotany
ny anabavin'i koto.Hono ho'aho e,mba firy tokoa wa ianareo
mpiraitampo e,mba lazao reh a,amin'izay koa mba mifankalala tsara isika.

Dia novalian'y anabavin'i koto we:zah reh manana anadahy in-3 mihotra
nohon'ny rahavavy a,dia kvy be i Zefa fa sady tsy nahazo valiny tamin'i
Koto no tsy nahita mangirana tany amin'ny anabaviny nefa maniry
mafy ny hahalala ny isan'izy ireo marina!

Ampio i Zefa fa tena very e!


:-D :-D :-D
2. tsiambaratelo ( 04/05/2008 13:07)
Mody mba manao zefazefa zany a :-D
3. ainaheri ( 04/05/2008 14:39)
mamaky lou zany klé:roll:
4. endrika01 ( 05/05/2008 06:19)
Angamba i Koto no antsoiko!De bitsibitsihiny ahy ny valiny!:-P
5. Mio21 ( 05/05/2008 12:51)
Efa itako ny valiny fa aleo aloha mbol tsy omena :
- Aleo mba ampiasa coco kely koa aloha ny sasany
- Tsy omeko ny valiny raha tsy omen'ny tsiambaratelo ko oe firy mianadahy
mo nareo, na alefano email amiko aza tsy olana.
6. endrika01 ( 05/05/2008 13:08)
Mio21>za manana rahavavy latsaka 2 amin\'ny isan\'ny anadahy ,ny anadahiko mihoatra kely raha oharina amin\'ny isan\'ny rahavaviko!Firy mianadahy ary zahay!Hi hi hi i tsiambaratelo mahalala ny valiny!:-P
7. mmmhh ( 05/05/2008 15:07)
tena efa reraka be ny coco,
8. endrika01 ( 05/05/2008 20:23)
mmmhh>ndao asiana effort kely kou!Hi hi hi:-P
9. tsiambaratelo ( 06/05/2008 03:40)
Mio21>efa lazain\'ny ps endrika01 io reh ny isan-dry tsiambaratelo a,alefaso le valiny fa tsy maninona mintsy kah,kah le izy tsotra kely dia tsy ampy tsara ny namana kou:-D:-D:-P
10. Mio21 ( 06/05/2008 06:28)
Ito ary ny valiny itako e : Isan'ny Lahy (L) = 3 Isan'ny vavy (V) = 2
Toy izao no nahitako azy :
Ny rahalahiko mitovy isa amin'ny anabaviko

==> L = V + 1 (Koto)
Dia novalian'y anabavin'i koto we:zah reh manana anadahy in-3 mihotra nohon'ny rahavavy a

==> L = (V - 1) x 3

==> V + 1 = (V - 1) x 3
==> V + 1 = 3V - 3
==> 1 + 3 = 3V - V ==> 4 = 2V ==> 4/2 = V
======== >>> V = 2
==> L = V + 1 ==> L = 2 + 1 na L = (V - 1) x 3 ==> L = (2 - 1) x 3
======== >>> L = 3


11. Mio21 ( 06/05/2008 06:42)
endrika01:
Mio21>za manana rahavavy latsaka 2 amin'ny isan'ny anadahy ,ny anadahiko mihoatra kely raha oharina amin'ny isan'ny rahavaviko!Firy mianadahy ary zahay!Hi hi hi i tsiambaratelo mahalala ny valiny!


V = 1(endrika01) + (L-2)
==> V = 1 + L - 2
==> V = L - 1
==> L = V + 1
Tsy ampy ny données nomenao dia hatreo ihany :
raha 2 vavy nareo dia 3 lahy izany (ohatran-dry koto)
raha 3 vavy dia 4 lahy ...
12. endrika01 ( 06/05/2008 07:21)
Hita wa fa tsy ampy le fanazavana nomen\'i endrika01,hi hi hi nefa misy isa ao ampovoany ao ô!Fa na izany aza a,hitan\'i Mio21 ny lalana makany @valiny!Ohatra we 3vavy zay de 4lahy,2vavy dia 3lahy hi hi hi anjaso alou zah hiantso an tsiam/vetivety ry Mio21 a:-P
13. tsiambaratelo ( 06/05/2008 08:59)
Mio21:
Ito ary ny valiny itako e : Isan\'ny Lahy (L) = 3 Isan\'ny vavy (V) = 2 Toy izao no nahitako azy :
Ny rahalahiko mitovy isa amin\'ny anabaviko
==> L = V + 1 (Koto)
Dia novalian\'y anabavin\'i koto we:zah reh manana anadahy in-3 mihotra nohon\'ny rahavavy a
==> L = (V - 1) x 3 ==> V + 1 = (V - 1) x 3 ==> V + 1 = 3V - 3 ==> 1 + 3 = 3V - V ==> 4 = 2V ==> 4/2 = V ======== >>> V = 2 ==> L = V + 1 ==> L = 2 + 1 na L = (V - 1) x 3 ==> L = (2 - 1) x 3 ======== >>> L = 3
Bravo,bravo,hi hi hi hummm,io nomen\'i Mio21 io ny valiny!Fa i endrika01 tsy nanomé lay isa marina ry reto a,ntsss,marina ry Mio21 ny raisonnement nomenao a,momba ny iraitampo @tsiambaratelo + 1 @isan\'ny vehivavy ny lahy!Tsy ampy lay donnés nomen\'i endrika01,ptsss tsiambaratelo kou hi hi hi:-P
14. tsiambaratelo ( 06/05/2008 09:04)
Misaotra ny namana nandray anjara retra.Dia misaotra ny namana te handray anjara rehetra nefa mbola nisalasala:-*
15. tsiambaratelo ( 06/05/2008 09:31)
Mety ho sarotra aminy namana sasany io kajikajy nomen\'i Mio21 io.Ny rahalahin\'iKoto dia 2 ny anabaviny dia 2 miampy azy dia lasa 5 Njaso fa hazavaiko tsy asiana kajikajy,raha misy namana afaka manazava @fomba hafa akoatra ny nomen\'i Mio21 vao maika tsara.:D:D:D
16. zoky ( 06/05/2008 10:34)
tsiambaratelo> mifona fa tena ts miasa tsony coco-nay kle :-D :-D :-D
17. Mio21 ( 06/05/2008 18:09)
Nefa koto mipetraka eo akaikinay dia tany aho no naka soupapa. =)) =)) =))
18. tsiambaratelo ( 07/05/2008 18:08)
Zoky>tsy voatery hanao kajy anie e,raisina@akapobeny dia lasa zao!Hohazavaiko eo iany lay @akapobeny!:-*:-*:-*
19. tsiambaratelo ( 07/05/2008 18:15)
Mio21>tsara fanahy be i Koto zany an!nefa i Zefa tsy mba nomen'izy mianadahy soupapa!=D=D=D
20. tsiambaratelo ( 07/05/2008 18:16)
Mio21>tsara fanahy be i Koto zany an!nefa i Zefa tsy mba nomen'izy mianadahy soupapa!=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3483