RAHA MAHAFANTATRA ô
21. tsiambaratelo
(
07/05/2008 18:24)
Mio21>tsara fanahy be i Koto zany an!nefa i Zefa tsy mba nomen\'izy mianadahy soupapa!=D=D=D
23. tsiambaratelo
(
18/05/2008 10:52)
tsiambaratelo:
Ndao njay ary hilalao e(lalao saina)
ANADAHY sy ANABAVY
Tafaresaka i Koto sy iZefa.
Hoy i Koto zahay mirahalahy avy betsaka raha hoarina
amin'ny isan'ny bavinay.Ny rahalahiko mitovy isa amin'ny anabaviko.
Hay ve hoy i Zefa tsy dia nahatoky loatra ka lasa nanotany
ny anabavin'i koto.Hono ho'aho e,mba firy tokoa wa ianareo
mpiraitampo e,mba lazao reh a,amin'izay koa mba mifankalala tsara isika.
Dia novalian'y anabavin'i koto we:zah reh manana anadahy in-3 mihotra:-P :} :-P Koto no tsy nahita mangirana tany amin'ny anabaviny nefa maniry
nohon'ny rahavavy a,dia kvy be i Zefa fa sady tsy nahazo valiny tamin'i
mafy ny hahalala ny isan'izy ireo marina!
Ampio i Zefa fa tena very e!
:-D :-D :-D
hazavaiko fohy ary e
rehefa sarotra be lay manao kajikajy dia ny imagination no ampiasaina na ny kajy ankandrina.
Voalaza we in-mihoatra ny ravavay ny anadahy,tsy nanome isa hafa izy dia io isa io no iaingana,tsy namaritra izy we firy ny rahavavy noho izany dia ny isa farany ambany no raisina!(isa 1) dia mazava fa tonga dia hita ny zazalahy we in- 3mihoatra ny vehivavy zany we 3ny lehilahy!
ny rahavavy zany 1
de ny vavy zany lay 1+an'ny anabavin'i koto(1+anabavy)=2
zazalahy 3
zazavavy2
rahalahin'i Koto 2
anabavin'i Koto 2
(Mazotoa daholo dia amin'ny manaraka njay ataoko mora kely