TANTARANA JAMBA IRAY

1. tsiambaratelo ( 15/04/2008 16:37)
Teo amoron-dalàna nisy mahantra iray,niantsoantso sy nitalaho tamin\'ny mpandalo rehetra.Mba mamindra fo amiko rey olona ô,mba mamindra fo amin\'ity jamba mahantra manana zanaka dimy ambinifolo isa!Gaga ty ramatoa sendra nandalo ka nijanona nanotany ilay jamba mpangataka:Ahoana tsara we mon brave;ahoana no fomba hanananao zanaka 15 isa?nefa jereo ty ianao?Dia namaly tsy taitra izy nanao hoe:eeeh,mba miangatra enao ma pauvre dame,si vous croyez que je vois ce que je fais...hi hi hi
2. mmmhh ( 16/04/2008 07:46)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. milaibe ( 16/04/2008 10:56)
Aleo ihany mahita l zvt ...atao lol hahahah
4. xxx ( 16/04/2008 15:33)
misy bandy jamba izay hitako, fa bôgôsy zany rah bandy, fa ny vadiny tsy mifanentana aminy mintsy, rah mba hitanao manko ho ah ty vady miaraka aminao ty an!!! Fa mety ny toetrany kosa aloha tsara e, de mety zay no nahababo azy,
5. tsiambaratelo ( 16/04/2008 15:46)
xxx:

misy bandy jamba izay hitako, fa bôgôsy zany rah bandy, fa ny vadiny tsy mifanentana aminy mintsy, rah mba hitanao manko ho ah ty vady miaraka aminao ty an!!! Fa mety ny toetrany kosa aloha tsara e, de mety zay no nahababo azy,



ny samy bôgôsy ihany zany no mahazo miaraka!:-D:-D:-D
6. tsiambaratelo ( 16/04/2008 15:51)
milaibe:

Aleo ihany mahita l zvt ...atao lol hahahah



mety tsy viavy tokana angamba no tara tamn léry kou!:-D:-D:-D
7. tsiambaratelo ( 16/04/2008 15:52)
milaibe:

Aleo ihany mahita l zvt ...atao lol hahahah



mety tsy viavy tokana angamba no tara tamn léry kou!:-D:-D:-D
8. mamafara ( 18/04/2008 10:50)
ka misy ny sens hafa anga rapidôs be refa jamba ê! dia aiguisé tsara zany ny an'ileikary
=D> =D>
9. ari.malala ( 18/04/2008 13:02)
tsssssssssss :-D :-D :-D :-D
10. onjah ( 19/04/2008 15:44)
Jamba aho eny jamba
Nilaozana hazavana
Tao anaty aizim-pito aho
Aizina tsy azo hialana

Loko tokana ihany
No mba navelanao ho ahy
Dia ny maintimainty izany
Tsy misy ny ankoatr'izay

Nefa rahavako taminao no niara-dia
Tsy navelanao ho tazako
Ny lokon'ny fitia
11. tsiambaratelo ( 19/04/2008 17:49)
Onjah>mmmh,velon-kira mintsy a,:P zah ndray lasa saina we,tena costo be zany le vadiny!15 isa be zao ve?Hi hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1031