MBA MANGATAKA NY TONONKIRA NY AINGA RE ZAH A
1. tsiambaratelo
(
23/01/2008 21:32)
Mba mangataka tononkiran\'ny tarika ny Ainga re zah e,\"FITIAVAKO MASIKA\"de le an\'iPatty \"Ankiniko\"misaotra be mialoha é
2. Vitsikakely
(
24/01/2008 05:16)
tsiambaratelo:
Mba mangataka tononkiran\'ny tarika ny Ainga re zah e,\"FITIAVAKO MASIKA\"de le an\'iPatty \"Ankiniko\"misaotra be mialoha é
3. achrafhanna
(
27/01/2008 09:33)
alefako any @psn-dry ,miaraka amle
hira rehetra ao anaty kapila raha
ty ndry ry piso a:idea::idea:
4. tsiambaratelo
(
27/01/2008 12:07)
achrafhanna:
alefako any @psn-dry ,miaraka amle
hira rehetra ao anaty kapila raha
ty ndry ry piso a:idea::idea:
>>>>>>misaotra an-dry mialoha fa izaho tsy mba mahay mijery an'io ato,tena vahiny be, ndry angamba efa zatra ,avy ary @ mombamomba andry zaho teo.:idea::idea::-D:-D:-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0658