RAHA MAHAFANTATRÔ!!!

1. tsiambaratelo ( 19/04/2008 17:37)
Mpiandry ondry iray handeha hamonjy foara lavitra ny tanana misy azy niaraka t@andian\'ondriny(lalao saina izy ty an,)nandalo tao @tanana voalohany izy ,dia nivarotra ny atsasaky ny ondry nohentiny ary dia nividy 2.Dia toy izany koa tao amin\'ny tanana faharoa saingy 4 indray no novidiany!Nandalo tao aminy tanana fahatelo izy dia nivarotra ny atsasany indray ary nividy 6.Tao aminy tanana farany nandalovany alohany hahatongavany tany @foara,dia namidiny ndray ny atsasany ondriny ka nividy 8 izy!Nanisa ny ondriny rehetra izy teo ka nisy 13 isa ny fitambarany!:P misy mahalala ve we firy marina ny ondriny tamin\'izy vao hiainga tao an-tananany!Hi hi hi :-P:-*:-w
2. ainaheri ( 19/04/2008 18:23)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/minichevre.gif[/IMG]4
3. tslem ( 19/04/2008 20:56)
tena nanao kalikil be mintsy zah fa lasa ny ondry namidy nisy virgule tampoka zany :-D
4. tsiambaratelo ( 19/04/2008 21:09)
Tsisy virigil kah,tsy atao an le 0,5 fa le atsasany iray 1/2!Hi hi hi:-P:D
5. tslem ( 19/04/2008 21:16)
ka eny e,fa refa nanao kalkil hoa d lasa nisy ondry 9 namidy ny 1/2,d zany hoe lasa nisy ondry efatra faingo dimy zany :-D
6. ainaheri ( 19/04/2008 21:36)
efa io 4 io ny valiny fa tsisy vrgule zany ka!!
7. Vitsikakely ( 20/04/2008 07:40)
:-@ :-@ :-@ :-@ tsy mahay ra-Vitsika. :snif:
8. ainaheri ( 20/04/2008 08:01)
Ny vitsika giravy ra hanisa kou :-D :-D :-D
9. endrika01 ( 20/04/2008 10:13)
tsy mbola misy nahita ny valiny ve?
zah koa angah mbola mahita fa vao mandinika
we,13 hono ny ondriny retra t@farany!
nefa anié,toa we nividy 8,koa nividy 6,koa nividy4,
ko nividy 2,de reo zany no tokony
ho isany miampy 13 hi hi hi hi! :-D
10. kiadi ( 20/04/2008 10:18)
tsy lasa zany mapiasa saina ato @ forum zany klé!! tonga de crampé eo ny cervelle kelinay! :-D :-D :-D
11. endrika01 ( 20/04/2008 10:31)
kiadi:

tsy lasa zany mapiasa saina ato @ forum zany klé!! tonga de crampé eo ny cervelle kelinay! :-D :-D :-D



kiadi> =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. ainaheri ( 20/04/2008 11:07)
4 wa ny ondry nentiny niainga tao antanany

Ataoko we 4* ny ondry nentiny niala ny tananany


Namidy nividy total

Tanàna1 1/2(4*:2)=2* ; 2+2* = 4*

Tanàna2 tsy nivarotra ; 4+4* = 8*

Tanàna3 1/2(8*:2)=4* ; 6+4* = 10*


Tanàna4 1/2(10*:2)=5* ; 8+5* = 13*


Raha nivarotra izy tao @ tanàna faha2 d lasa misy virgule ny ondry lol

Ondry 4 no nentiny niala ny tananany
13. kiadi ( 20/04/2008 11:08)
tonga de vizaka ny cervéaux-ko mijery ny valiny fa aleo zah andeh dôdô kely aloha :-D :-D :-D
14. kelly13 ( 20/04/2008 11:18)
za klou tsy mahay manisa fa eo nareo sy ny tranonareo ary ny ondrinareo zany :-D
15. Mio21 ( 20/04/2008 11:34)
Tsy tsiambaratelo tsony ny valiny ry Tsiambaratelo faha ito a : dépara 12 le mpiandry ondry :
tanàna 1 : 12/2 = 6 + 2 => 8
tanàna 2 : 8/2 = 4 + 4 => 8
tanàna 3 : 8/2 = 4 + 6 => 10
tanàna farany = 10/2 = 5 + 8 => 13
16. endrika01 ( 20/04/2008 12:03)
ainaheri:

4 wa ny ondry nentiny niainga tao antanany

Ataoko we 4* ny ondry nentiny niala ny tananany


Namidy nividy total

Tanàna1 1/2(4*:2)=2* ; 2+2* = 4*

Tanàna2 tsy nivarotra ; 4+4* = 8*

Tanàna3 1/2(8*:2)=4* ; 6+4* = 10*


Tanàna4 1/2(10*:2)=5* ; 8+5* = 13*


Raha nivarotra izy tao @ tanàna faha2 d lasa misy virgule ny ondry lol

Ondry 4 no nentiny niala ny tananany



=D> =D> =D> =D> bravo kely sisa! nivarotra fonafona izy kah,ny atsasany hatrany hatrany!
17. endrika01 ( 20/04/2008 12:05)
kiadi:

tonga de vizaka ny cervéaux-ko mijery ny valiny fa aleo zah andeh dôdô kely aloha :-D :-D :-D



kiadi>hi hi hi hi.mbô manaova wa kalikila a!
aza mbola mandeh midodo zany! =)) =)) =)) =)) =))
18. endrika01 ( 20/04/2008 12:08)
kelly13:

za klou tsy mahay manisa fa eo nareo sy ny tranonareo ary ny ondrinareo zany :-D



kelly>hi hi hi hi,hita wa,eo ianareo sy ny tranonareo sy ny ondrinareo!
zah kounkou aza mbô nampiasa kiranina kely kou!
:-D :-D :-D
19. ainaheri ( 20/04/2008 12:15)
io efa novalin'i Mio21 io
20. tsiambaratelo ( 20/04/2008 12:58)
ainaheri:

io efa novalin'i Mio21 io



ka ianao no nanome sopapa kou!hi hi hihi
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0969