RAHA MAHAFANTATRÔ!!!

21. ainaheri ( 20/04/2008 13:42)
za aza very teo @ le tanàna faha2 ,neveriko tsy nivarotra lery kay namidiny ambakany patalohany klé :-D :-D :-D
22. milaibe ( 20/04/2008 14:02)
Zà moa mpividy ka tsy halala zay nianga tany aho fa tonga d raisiko dôly 13
23. kiadi ( 20/04/2008 14:04)
elha mpividy fa zah mpihinana
24. endrika01 ( 20/04/2008 14:29)
ainaheri:

za aza very teo @ le tanàna faha2 ,neveriko tsy nivarotra lery kay namidiny ambakany patalohany klé :-D :-D :-D



ainaheri>
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) namidiny ihany kou angah ny patalohany?
hi hi hi hi
25. endrika01 ( 20/04/2008 14:32)
Mio21:

Tsy tsiambaratelo tsony ny valiny ry Tsiambaratelo faha ito a : dépara 12 le mpiandry ondry :
tanàna 1 : 12/2 = 6 + 2 => 8
tanàna 2 : 8/2 = 4 + 4 => 8
tanàna 3 : 8/2 = 4 + 6 => 10
tanàna farany = 10/2 = 5 + 8 => 13



Mio21>sô de naka tahaka!hi hi hi hi
ozizy i tsiambaratelo we ,mba omeo =D> =D> =D>
akia i Mio21,fa zah tsy ho ao alou fa fantany leu
tsiambaratelo kou!hi hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
26. endrika01 ( 20/04/2008 14:34)
kiadi:

elha mpividy fa zah mpihinana



kiadi>tia henan'ondry ve? zah tsa mba tia an reny mintsy
fay aho fa efa nihinana osilahy tany @ le karana tany an-tannaa
de nahery fofona beu,de mandrak'ity ny androany!
tsy tia vovoka tsony aho! hi hi hi hi
=)) =)) =)) =)) =))
27. endrika01 ( 20/04/2008 14:36)
milaibe:

Zà moa mpividy ka tsy halala zay nianga tany aho fa tonga d raisiko dôly 13



milaibe>hay any aminao 'zany le vaintisa be da be a,hi hi hi hi
=)) =)) =)) =)) =))
28. Mio21 ( 20/04/2008 14:42)
Andraso ary fa omeko hoe ahoana no fomba nahitako azy e.
Tsy mety mihitsy raha vao atomboka any @ voalohany ny calcul. fa tsy maintsy atomboka avy any @ farany na hatao formule matematika ihany koa le izy d mety, izany hoe atao variable V ohatra ilay isany niaingana dia hatao izay amoahana iny V iny avy eo, fa nenah alou nataoko t@ fomba voalohany e :
tanàna 4 isa farany = 13
13 -8 (ilay novidiany farany) = 5 (ambin'ilay tsy namidiny farany)
isa talohan'ny nivarotany tao @ tanàna 4 : 5 x 2 = 10 (satri atsasany no namidiny)

tanàna 3 isa farany = 10
10 - 6 (ilay novidiany tao @io tanàna 3 io) = 4 (ambiny tsy namidiny)
isa talohan'ny nivarotany tao @ tanàna 3 : 4 x 2 = 8 (satri atsasany no namidiny)

tanàna 2 isa farany = 8
8 - 4 (ilay novidiany tao @io tanàna 2 io) = 4 (ambiny tsy namidiny)
isa talohan'ny nivarotany tao @ tanàna 2 : 4 x 2 = 8 (satri atsasany no namidiny)

tanàna 1 isa farany = 8
8 - 2 (ilay novidiany tao @io tanàna 1 io) = 6 (ambiny tsy namidiny)
isa niaingany talohan'ny nivarotany tao @ tanàna 1 : 6 x 2 = 12 (satri atsasany no namidiny)

Dia io ilay 12 ka tsy haiko na azonareo ny fomba nanazavako azy na tsia.


29. ainaheri ( 20/04/2008 15:32)
mazava beu Mio raikambirôpolo a,ny ahy kou nentiko avy tany aoriana fa za very teo @ tanàna 2 hihi,nandé toilety llle mpiandry ondry de nisy nitsaika ny ondry sasany :-D :-D :-D
30. xxx ( 20/04/2008 16:17)
ty koa misy fika sady fanazavana ny an'ny Mio21

atao hoe a = ny isan'ilay noentiny voalohany
1) a - a/2 +2 = b => 2a -a + 4 =2b => a = 2b - 4
2)b - b/2 + 4 = c => 2b - b +8 = 2c => b = 2c - 8
3)c - c/2 + 6 = d => 2c - c + 12 = 2d => c = 2d - 12
4)d - d/2 + 8 = 13 => 2d -d + 16 = 26 => d = 26 -16
d = 10
=> c = 2(10) -12
c = 8
=> b = 2(8) -8
b = 8
=> a = 2(8) - 4
a = 12
31. endrika01 ( 20/04/2008 18:09)
Wouaou,wouaou,wouaou,njaso koziko tsiam/we ataovy sarotsa beu njay wa @manaraka fa i kiadi tsy mety miasa saina!Nefa xxxsy Mio21 de i ainaheri nahita tsara ny valiny!i ainaheri mbôla variana nanafina ny patalohan\'ilay mpiandry ondry de very tary @tanana faharoa,laozana manao fangalam-piery ve kou:-D:-D:-D
32. ainaheri ( 20/04/2008 18:39)
oh la,nivoka doli zany ny kraky klé
endrika>ny patalohany very ,ny ondry sasany tsy hita ,d asa anao lotra fa mety tsisy ondry tonga any @ foara ra zao no mitohy klé lol
33. kiadi ( 20/04/2008 18:42)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/kwa[/IMG]
34. kiadi ( 20/04/2008 18:43)
mapiasa saina ahy reto !!! aleo ataoko mechui ny ondry de vita eh! tongava doly mihinana azy!
35. endrika01 ( 20/04/2008 18:51)
=))=))=)) kiadi>de ny anjalako atao hoatran'ny hangezany dé karé kely reny!Io aza efa ngeza beuh mintsiny!Hi hi hi
36. Mio21 ( 20/04/2008 19:58)
endrika01 : Tsy notanterahanao akory ny hafatry tsiambaratelo.
tsiaambaratelo : misaotra fa naman'ny voaray ny hafatra.
37. milaibe ( 20/04/2008 21:56)
Atonoy any marina ry kiady ho haingana ,mahay ampitoerana ty ondry @retsy mpianatra mpangalatahaka isany retsy
38. kala ( 21/04/2008 09:43)
kiadi:

mapiasa saina ahy reto !!! aleo ataoko mechui ny ondry de vita eh! tongava doly mihinana azy!




:-* hafa ihany hoa kiadi, tsy aleo mieritreritra zay hosotroina miaraka aminy dia falifaly.
tena laingalaiinga fa nivoaka niditra teto fotsiny ny tenanay.
sady zà tsy mahay manisa zvt kely zany fa @ na miliô ihany :twisted: :twisted:
39. kiadi ( 21/04/2008 09:45)
:-D :-D :-D :-D :-D
in aza no harosoko anao fa enao ela tsy hita eh!
40. endrika01 ( 22/04/2008 07:06)
Mio21:

endrika01 : Tsy notanterahanao akory ny hafatry tsiambaratelo.
tsiaambaratelo : misaotra fa naman'ny voaray ny hafatra.



:*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3172