RAHA MAHAFANTATRÔ!!!

41. endrika01 ( 22/04/2008 10:50)
Mio21>hay ve tsy mahatonga hafatra lay endrika01 iny e,etsy ary e ,ny mpiadina nahazo isa ambony dia i Mio21 ny nahazo ny isa ambony mitovy aminy fa tsy sahala ,dia ireo namana rehetra nandray anjara t@hatsikana de zah kounkou nandray anjara kou:-D:-D:-D
42. RATOVOARY ( 23/04/2008 07:40)
tsiambaratelo:

Mpiandry ondry iray handeha hamonjy foara lavitra ny tanana misy azy niaraka t@andian\'ondriny(lalao saina izy ty an,)nandalo tao @tanana voalohany izy ,dia nivarotra ny atsasaky ny ondry nohentiny ary dia nividy 2.Dia toy izany koa tao amin\'ny tanana faharoa saingy 4 indray no novidiany!Nandalo tao aminy tanana fahatelo izy dia nivarotra ny atsasany indray ary nividy 6.Tao aminy tanana farany nandalovany alohany hahatongavany tany @foara,dia namidiny ndray ny atsasany ondriny ka nividy 8 izy!Nanisa ny ondriny rehetra izy teo ka nisy 13 isa ny fitambarany!:P misy mahalala ve we firy marina ny ondriny tamin\'izy vao hiainga tao an-tananany!Hi hi hi :-P:-*:-w

Ity ary ny valiny : 12 no nentiny avy eo lafo ny atsasany de 6 sisa ary niampy roa de lasa 8 , lafo indray ny atsasany de 4 sisa de niampy 6 ka lasa 10 ary farany lafo ny atsasany de 5 no teo aminy ary niampy 8 ka nahatonga io 13 tavela aminy io. Sa diso ny kajikajiko?
Tsara be ilay lalaontsaina fa tohizo.
Hitady hafa aho de alefako eto ihany @ manaraka

43. mmmhh ( 23/04/2008 15:21)
ka efa io novalian'i Mio21 le izy koa,
reraka be ny coco-ko nieritreritra an'le valiny soa fa voavalin'i Mio21;
44. dziana ( 24/04/2008 10:33)
Ka tsy Jesoa sy ny apostoly 12 lahy ve zany dia tsy mila manao calcul fa 12 koa ny valiny e.Mahay za e! :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D
45. tsiambaratelo ( 24/04/2008 11:25)
tena mpiadina mahay daholo e,mahazo isa tsara daholo
Misaotra ny namana dia hotohizantsika ary ambonyary njay ary!
Mazotoa daholo a! :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4417