FIARABANA HOANY NAMANA kiki33

1. tsiambaratelo ( 24/08/2008 19:22)
Arabaina ankia nomen Andriamanitra ny fara .Tongava taiza ny zaza,de ny reny koa ho salama tsara!Tena faly dia faly tokou ny fo nandre vaovao mahafaly.De marary ve le miteraka?Hi hi hi,ity alou no solontena ,fa refa midina any Beyrouth zah manatitra ro-patsa ho andry sy manongotsongo ny zazakely(l)(l)(l)
2. Samoana ( 24/08/2008 20:06)
Mizara hafaliana @ reny serasera tonga fara sy dimby izany. Mahatsiaro manokana ny namana iray avy any Nice nahazo izay "Nirina" ihany koa :wink:
3. fasaly ( 24/08/2008 20:21)
samoana: eto koa aho dia manararaotra miarahaba fanindroany an'ilay namana any nice nahazo zazakely, raha tonga mamaky eto izy dia biz kely ho an'i lekely e! :wink:

harabaina koa i kiki izany

de maroroha taiza dool :-P
4. endrika01 ( 24/08/2008 20:43)
De aza adino kou,mametsaka ny sarinireo bébé seraserakely rehetra e,de tongava taiza daholo ny zaza,na ny any Nice na ny any Beyrouth Liban,biz oroka be hoany kekely rehetra :*:*:*:-*:-*:-*
5. nikah ( 25/08/2008 09:59)
Mirary soa ho an'i Kiki33 nahazo zazakely,dia maroroha taiza oooo.
Dia faly miarahaba izay Reny nahazo zazakely koa e!Dia torak'izany koa tongava taiza daholo :* :* :*
6. mbaliana ( 25/08/2008 15:50)
dia mbola mamerina ny fiarabana an'ila namana any Nice koa ny tenako ... dia manatena ny mbola hitafa amin'ny maman'i Niriana eto koa ... dia toy izany koa ho an'i namana KIKI33... :-* :-* :-* :-* ho anareo roa
7. tywa68 ( 26/08/2008 12:09)
faly miarahaba anareo namana nahazo zazakely vao haingana d mirary soa ho an'i zaza sy ny reniny e :-* :-*
8. sonibi ( 28/08/2008 08:51)
arabaina risea de mazotoa mitaiza
9. endrika01 ( 30/08/2008 19:40)
Mitsangana tao am-pandriana tao @zay mou e,sasa-miandry aho ihaino anilay zazakely :-P
10. oliviah ( 31/08/2008 08:30)



miaraaba ny namana reetra naazo zazakely indrindra fa i kiki33.
mialatsiny fa somary tarakely vao tonga ny fiarabana avy aty amiko. :*
11. tsiambaratelo ( 03/09/2008 15:35)
Iza alou no anaranilay princesse kely e:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898