"namana"
1. kallie
(
29/01/2008 18:15)
lasa ihany ny eritreritro oe manin ar tsika vhv no tsy afaka manarina anle réputation oe "manao resa-behivavy" mintsy... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely eo... manin zao ra mba mifanoranoratra kely fotsiny? d av eo d mifampitsikitsiky kely eto?
novalian'i Papoose ny 04/02/2008 14:06
2. jemimah
(
29/01/2008 19:08)
zany mihintsy ny ahy no tsy hitiavako namana akia fa aleoko ny ahy tsisy toa izay ohatra zany;zah tena tsy mba manana namana;nanana zah taloa tena namako be dia niaraka taminy olo-tiako ary niteraka taminy dia tsy te hierika namana intsony zah ary tsy mila intsony
5. ikaretsaka
(
29/01/2008 19:21)
samihafa kosa ny themen'ilay wawawa entre samy lehilahy sy entre samy vehivavy e
6. jemimah
(
29/01/2008 19:43)
rehefa nareo zany no misioka dia voromanga fa raha izahay dia vorondolo:-P
9. ikaretsaka
(
29/01/2008 20:25)
arakarak'ilay zavatra siahana aloha..
dia izany izao no mitranga eto koa:-D
dia izany izao no mitranga eto koa:-D
10. penina
(
29/01/2008 20:37)
[center]hita fa le vhv tena tsssssssss[/center]
bikany fotsiny no kanto sy meva
fa atiny foana fa lohan-drameva :-D
.
13. fanantenana2003
(
29/01/2008 20:44)
de raha tsy misy vehivavy koa anie mety tsy hisy ny lehilahy eh
16. sakaizakely
(
29/01/2008 21:16)
kala penina velesiko eo ndroky an
ary maninn aty am resabehivavy aty moa e ? sa lasa vhv indray am zao fotoana
ary maninn aty am resabehivavy aty moa e ? sa lasa vhv indray am zao fotoana
17. sakaizakely
(
29/01/2008 21:17)
de raha tsy misy vehivavy koa anie mety tsy hisy ny lehilahy eh
ieeeeeeee
de hisy hiporitsaka lavapringa mits manko
18. ikaretsaka
(
29/01/2008 21:22)
ko efa hoe mamorona ko sakaiza ko!
maka taolana hafa ao indray hamoronana vehivavy
maka taolana hafa ao indray hamoronana vehivavy