"namana"
21. nandrianina1
(
30/01/2008 03:12)
samy mitakoritsika daholo na lahy na vavy e!
fa nen vhv psipsipsi fa nen lhl wawawa:lol:

22. ari.malala
(
30/01/2008 05:40)
tsy ny vevavy rehetra kosa aky no manao anzany a! ny sasany d lasa ny rehetra no voaray ao...
23. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:09)
fa ny vehivavy tokoa rehefa ohatran'izany dia ny zavatra ananan'ny namana iray na ny nataony no resaka . izany hoe focus ao anatin'ilay maha vehivavy azy ihany
fa ny lehilahy ohatra hoe film omaly na baolina.
vitsy kokoa ny chance raha mahita vehivavy anankiroa miresaka ianao no hilaza baolina na hilaza film .. fa tsy maintsy manahaka tokatrano kely aloha, na mi interesse amin'ny tokan-tranon'ny namana na fahavalo

24. kallie
(
30/01/2008 06:34)
:-D:-D:-D
arakaraka io ka
misy ko lhl miresaka tokatrano sy fitiavana na "conquete" fotsny refa mifakahita ko.. fa ataoko fa vitsy noho ny vhv ny lhl mifamaly am samy fihainany...

25. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:39)
fa ny bandy anie ry kally raha manao hoe i Ranona lety, zavatra omeny ilay namany izay e: tahakan'ny hoe andramo i anona raha interesser ialahy
fa ny sipa raha hanao hoe : ianona akia: dia na manana probleme izy izay na hoe omeo ahy i anona!
andramo anie e... Raha bandy no miditra birao ka manao hoe "Esy e le alina e" mafy be, raha tsy tena ataon'ny olona hoe mahery koa iny bandy iny an!
Fa raha sipa no manao hoe esy e le alina e... tonga de hoe quelle pute!

26. xxx
(
30/01/2008 08:13)
kallie:
Tsy ny vehivavy rehetra kosa angamba e,tokony vao mampiditra sujet hafa ankoatra anao sy izy ilay olona miresaka aminao sady surtout @ takotakona fa tsy ampahibemaso dia efa ialàna fa efa hivadika toy ny biby tsy misy fanahy izy zay
27. xxx
(
30/01/2008 08:15)
afabaraka,tsy le message n kallie no tafiditra fa le hevitra tiana ampitaina,loooza :-D
Tsy ny vehivavy rehetra kosa angamba e,tokony vao mampiditra sujet hafa ankoatra anao sy izy ilay olona miresaka aminao sady surtout @ takotakona fa tsy ampahibemaso dia efa ialàna fa efa hivadika toy ny biby tsy misy fanahy izy zay
kallie:
... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely eo...
Tsy ny vehivavy rehetra kosa angamba e,tokony vao mampiditra sujet hafa ankoatra anao sy izy ilay olona miresaka aminao sady surtout @ takotakona fa tsy ampahibemaso dia efa ialàna fa efa hivadika toy ny biby tsy misy fanahy izy zay
30. kelly13
(
31/01/2008 08:11)
poikany, ny vhv refa miresaka d lamôdy, kiraro, bôty, sakafo, aiza ndry no manao soldes, za ankia tena leo b fa nisy kiraro tiko b zay tatsy @ san marina fa tsisy pentirako a, za ankia faly b fa hahazo zazakely zao a, d ra vavy d ataoko i ann no anarany d rana lahy d ataoko ann no anarany!
d ny bandy ndray refa miresaka d we hitan'lah v le sipa tatsy, tena mahavoa letsy a, ary le sipa ray tatsy v hitan'ialahy pffff maina kely, d eo d donasetroka kely klou miampy beck's kely
donc iza no mpi wawawa??? :°):°):-D:-D

31. sakaizakely
(
31/01/2008 09:01)
kelly
marina mits :-D:-D:-D:-D
za tokoa akia sarotra be vao mahita pointira kiraro e ! :-D:-D:-D
resadhlh > brikolazy, tolabila, gadjety teknolojika, mifampitaha niveaux jeux video de koa zazakely, sady amzay tsisy azo intsony ny raha teneniny fa resaka virtuel moa, de farany ny vhv mihatakataka fa... vhv lehibe :-D dia manohy resaka
de miampy an le tam za niteraka an'i ann j'ai perdu les eaux tao antohatra de nirifatra nankany am lopitaly na hoe za natao césa, na za natao forceps blablabla de alefa aby ny détails rehetra zao, de sendra tonga ny lhl manontany hoe inn no resahanareo, de tsy kopy ry zareo sady tsy intéressés dia manohy resaka
de hoatr'izay hatrany =))=))=))=))

lamôdy, kiraro, bôty, sakafo, aiza ndry no manao soldes, za ankia tena leo b fa nisy kiraro tiko b zay tatsy @ san marina fa tsisy pentirako a, za ankia faly b fa hahazo zazakely zao a, d ra vavy d ataoko i ann no anarany d rana lahy d ataoko ann no anarany!
de miampy an le tam za niteraka an'i ann j'ai perdu les eaux tao antohatra de nirifatra nankany am lopitaly na hoe za natao césa, na za natao forceps blablabla de alefa aby ny détails rehetra zao, de sendra tonga ny lhl manontany hoe inn no resahanareo, de tsy kopy ry zareo sady tsy intéressés dia manohy resaka
brikolazy, tolabila, gadjety teknolojika, mifampitaha niveaux jeux video de koa zazakely
de hoatr'izay hatrany =))=))=))=))
33. kelly13
(
31/01/2008 18:28)
inn njay zao mampivanitika an'i ratonga ao? sa nahita bôty tany @ san marina? :-D:-D:-D
d hitan'i ratonga v le kôkôty minita ary? tena iandrasako solde (adalana solde tsss) io! tsy maintsy azoko io ka, hahahahha
miteny solde tokou fa maninn kay ny tômôbil sy ny trano tsy mba atao solde oe -70% e? :-P

34. fanantenana2003
(
31/01/2008 19:59)
kelly13: ny auto anky misy solde fa mety tsy mijery indry, misy an'izao option gratos na moins 20% ny amin'ilay auto izao! fa ny 50% bola tsy nahita aho e!
momba ny trano indray, afaka miady varotra k'ah amin'ireny agence ireny idnry fa tsy solde kosa aloha eh ! raha hividy fa ny nhanofa no tna tsy misy mihitsy io restourne io aloha raha tsy diso aho! ny frais notaire negociable koa !io arakaraka ny blabla andry ihany koa

35. tess
(
02/02/2008 13:03)
ny vidin'ny trano miaka-bidy isan-taona knou! na haniry ,nify aza ny akoho tsy hisy trano solde izany:lol:
36. kelly13
(
02/02/2008 14:14)
fanantenana2003> an an an ka, le solde resahako momba ny fiara d le manao 3è demarque mihintsiny na le we mividy 2 pour le prix d'un (impossible klou fa mba mandrevy za e)
ny trano kou toraki'zay
tess>ka za te handrevy trano en solde kou :°)

37. tess
(
02/02/2008 19:23)
kelly13: raha revy kosa njay klou de hummmmmmm solde 70°/° de reduction aoka fotsiny aleoko tsy mifoha tsony fa mirevy mandrevy foana:-D
38. Rasiligaoma
(
04/02/2008 04:26)
tess> mety mifina ihany ny trano rehefa trano falala lasa trano lay ka