ary ra manafatra?

1. kallie ( 09/10/2007 07:20)
ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo?
Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane
2. ftma ( 09/10/2007 07:50)
ny ahy voamadilo hummmm sasa efa lany ilay izy fa handefaso indray :)
3. KIMBERLY ( 09/10/2007 08:19)
ny ahy ndray d fary mena atao vary sosoa tena hmmmmmmmmm tehinana za zao fa tsy misy fary mena tsony ato aminay :(:(
4. KIMBERLY ( 09/10/2007 08:23)
diso za fa vary mena mantsy e :oops:
5. booboo ( 09/10/2007 08:42)
hihihi gaga beee zà hoe fary mena atao @ sosoa ??
6. fahamarinana ( 09/10/2007 09:14)
:arrow:Ny ahy ndray dia biscuits trondro sy sablés ilay varotana eny an-tsena ireny,mbola misy any dago tokoa ve ireny sa efa lasa biscuits-mbazaha zao no malaza any?(l)
7. ftma ( 09/10/2007 09:17)
fahamarinana mbola misy ireny ka fa be karibonetra mandreraka mihinana azy
ny ahy ampiana bonbon sakamalao :)
8. Aino ( 09/10/2007 09:28)
ny ahy voamadilo sy lasary manga manta.
9. Rafotsy ( 09/10/2007 09:48)
Salut daholo e !
Ny ahy indray dia bombon sakamalao sy antsary manga na citron ilay natao tany Diégo mihintsy an ! Tena hafa mihitsy !
10. karinah ( 09/10/2007 09:49)
kallie: magahazo maina & koba ravina..! miam!:lol:
11. mangabe ( 09/10/2007 10:14)
kallie:

ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo?
Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane



eeee! arakaraka ihany io. Matetika ny ahy dia "caca pigeon", soasisy, ravitoto (anana ihany ny ady eo e!) dia voa maina.
12. karinah ( 09/10/2007 10:29)
manambotra cacapigeon, ravitoto & voamaina misy amidy any am mpivarotra vahiny, Mangabe.;-)
13. KIMBERLY ( 09/10/2007 11:23)
booboo mba diso fanoratsa aki e :wink:
14. fahamarinana ( 09/10/2007 13:18)
Rafotsy:

Salut daholo e !
Ny ahy indray dia bombon sakamalao sy antsary manga na citron ilay natao tany Diégo mihintsy an ! Tena hafa mihitsy !



:arrow:Rafotsy za vao nahazo lasary manga sy lasary citron ato fa lasa mangidy sira be,fa ohaniko ihany aloha e..omeko ianao?(l)...
15. xxx ( 09/10/2007 13:24)
macarons na gateau au miel ilay misy sésame hoy isika
16. hery ( 09/10/2007 13:39)
macarons koa tena tiako le mankarary nify reny.

dia pirina :miam:
17. rova30 ( 09/10/2007 13:41)
Goavy tsy nahy( ireny somary mamy makirana ireny ),

Lasary litchi ( 'lay somary somasoma tsara iny )

Sakay voatoto ( amin' izay karazany anaovana azy, fa voakarakara eo antoerana )

Garana somasoma (ireny tsy dia tena masaka tsara ireny)

Amalona

Anan-tsinahy

Patsa madinika

Tsy asisa ...
18. fahamarinana ( 09/10/2007 15:44)
hery:

macarons koa tena tiako le mankarary nify reny.

dia pirina :miam:

:arrow:tain-delo-tsinoa moa ?:-D:-D(l)

19. fahamarinana ( 09/10/2007 15:46)
:arrow:Dia ananambo koa zao no mba tiako ohanina ry reto.(l)
20. pissoa ( 09/10/2007 16:31)
pecto (tsy maninona na dia iray sakosy aza :miam::oops: )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057