ary ra manafatra?
21. ikaretsaka
(
09/10/2007 16:59)
Ramanonaka be 1 valizy sy vilivary sy le kafe zanatany mainty be ireny mamiana @ siramamy gasy
22. kallie
(
10/10/2007 09:05)
Ramanonaka be 1 valizy sy vilivary sy le kafe zanatany mainty be ireny mamiana @ siramamy gasy
Garana somasoma (ireny tsy dia tena masaka tsara ireny)
Amalona
Anan-tsinahy
Tsy tafiditra eny am aéropôro zany e
23. rova30
(
10/10/2007 18:39)
Eeeeeeeeeehhh! Mba manonofinofy re fa aza , tonga dia tairina e!
Raha mba fantatrao mantsy , ny isan'ny mpiserasera (lasa any andafy) , sady mamaky no mitelin-drora!:°)
Raha mba fantatrao mantsy , ny isan'ny mpiserasera (lasa any andafy) , sady mamaky no mitelin-drora!:°)
24. soanja
(
11/10/2007 05:49)
Ny sakafo afarako avy any Mada dia ny siramamy gasy, ny dite sahambavy misy vanille ary ny curry sy letisy maina.
25. ikaretsaka
(
12/10/2007 02:01)
nga i soanja tsy manao siramamy gasy @ ady gasy?.. alaina ny fary dia potserina angalana ny ranony
dia maka aluminum foil sy sarona bocal ireny dia fonosina foil atao lafika ny anatin'ilay saron'ny bocal, sia araraka ao ilay ranompary dia avela ho maina..
dia lasa siramamy gasy!
le foil no tsy mampiraikitra azy @ ny saron'ilay bocal

27. soanja
(
14/10/2007 14:10)
ikaretsaka:
nga i soanja tsy manao siramamy gasy @ ady gasy?.. alaina ny fary dia potserina angalana ny ranony
dia maka aluminum foil sy sarona bocal ireny dia fonosina foil atao lafika ny anatin'ilay saron'ny bocal, sia araraka ao ilay ranompary dia avela ho maina..
dia lasa siramamy gasy!
le foil no tsy mampiraikitra azy @ ny saron'ilay bocal
Aty aminay aloha misy mivarotra fary fa tena mahia kely sady tsy misy hofiazana raha ny fahitako azy. Mahavita i Ika raha manao an'io ka.
Haiko tsara ny manamboatra siramamy gasy fa aleoko kosa manafatra fa asa be ny manao azy sady tsy noeritreretiko mihitsy ny hanamboatra azy aty.
Mayonnaise aza aty vidiako nefa tany Mada io no asako rehefa alahady. Lany ny antsapotoana avy miangona de alefa manodina Soanja. :-D:-D:-D:-*:-*
28. mangabe
(
14/10/2007 17:13)
karinah:
manambotra cacapigeon, ravitoto & voamaina misy amidy any am mpivarotra vahiny, Mangabe.;-)
Aiza noho mivarotra. Ary ilay ravitoto ve maina sa ahoana? ilay maina manko mangidy dia ny z'areo afrikanian indray tsy voatoto tsara fa mbola hita be eny ny raviny!!!
29. arialy
(
26/10/2007 10:34)
8O mapanoana daolo koa zany resaka zany ahahahaha.
nenà ny tiko de otrany efa misy eto daolo afa tsy ny macarron koa hummm
nenà ny tiko de otrany efa misy eto daolo afa tsy ny macarron koa hummm
30. boubounezy
(
08/11/2007 20:54)
arialy lé macaron any @tsika alou tena tsy maita za aty na lé caca pigeon reny en ny bonbon voanjo sy ny bonbon coco reny feno aty na fitsa na tsy aiko é! fa ny tena tiko afarana any dago d lé tsy itako aty reny ohatra sôsisy gasy na voanjobory lrna reny na ananambosns..:(:miam: