by pass

1. kallie ( 10/10/2007 15:35)
fa mbô ôtran'ny aôna lôtra kay zany by pass zany fa tô malaza be e? fantatro oe lalana fa lalana misy inona marina? d manin no feno kaly masaka? (cf. Sakafo)
novalian'i Noslid ny 13/10/2007 16:02
2. Kwasi ( 10/10/2007 16:13)
Ny by pass dia lalana vaovao novakiana hampitohy ny RN7 mankany Antsirabe sy ny RN2 mankany Tamatave. Raha ny tena nanaovana azy dia natao ho by passn'ny poids lourd sy ny camion mba hampihenana ny embouteillage ao @ ville.

Ary dia lasa toerana fitsangatsanganan'ny olona izao ny moron'io bypass io, tahaka ny Ambohimanambola sy Ambatofotsy. T@ voalohany rehefa lundi de zavatra ireny sy rehefa fety. Fa @ izao toa efa matetitetika.

Dia hitanao moa fa rehefa hoatr'izay ilay toerana dia lasa fanaovana bizna sakafo ihany koa.

Dia tongava aty ho entiko mankeny sao very:-D:-D
3. kallie ( 10/10/2007 16:47)
f'anga tsara be ny paysage?
4. ikaretsaka ( 10/10/2007 23:20)
ie: vue panoramique sur tout tana ho'zy ny mpivarotra tany sy trano any,
sady lasa lafo ny tany any an
5. kallie ( 11/10/2007 08:56)
zany? tsy maintsy aleako zany ndray andro any, enganie tsy ho efa be trano b refa tonga any za
6. agoago ( 12/10/2007 15:44)
Arabe ohatra ny arabe rehetra, ny mampihomehy fotsiny dia tsy tafavadika ho Avenue de Tokyo intsony ny fanononana azy araka ny mba itiavan'ny japoney azy.Satria ny gasy moa izay no efa nahalalany azy dia sarotra aminy ny hamolaka lelany indray hoe izao, mety hieritreritra toerana hafa indray ary izy hoe aiza izany?
7. niryna ( 12/10/2007 22:28)
Toerana eny amin'ny lalana mankany atsimo no misy azy.Eo akaikin'ny Andoharanofotsy mivily toa mandeha any an-Dorodosy.Feno olona be mihitsy rehefa fety ary maty Ambatofotsy fa lasa any daholo ny mpitsangantsangana rehefa manomboka ny zoma.Feno fanaovam-pety kely maro samihafa hatramin'ny soavaly.Mahafinaritra be ny mijery ilay embouteillage amin'ny alina rehefa andro fety
Amoron-dalana moa ilay izy ka tsy mahazo hananganana trano intsony,ny grave dia tsy misy kabine raha mandeha eny fa dia mety mamely eny rehetra eny na efa misy kabonen'ny olona andohavana vola kely.
8. kallie ( 13/10/2007 14:27)
:-D iny ndray ry Niryna no tsitako, ka refa ôtr'zay kosa ve mo izy isahirana?
9. Noslid ( 13/10/2007 16:02)
niryna:

ny grave dia tsy misy kabine raha mandeha eny fa dia mety mamely eny rehetra eny na efa misy kabonen'ny olona andohavana vola kely.

:-w:-w:-w Ary tsy azo atao by pass izany rahefa poritra:?::?::?::?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0687