Liste des messages

Liste des messages, inserés par Noslid, par ordre de date
Noslid ( 27/11/2006 06:35)
Hypnotisme
Tena mandaitra ve io indrindra amin'ny resaka relaxation sns? Mety misy mahalala ve nareo hoe aiza no misy fianarana hypnotisme eto Tana? Misaotra betsaka... suite
répondu par cutie le 06/12/2006 00:25
Noslid ( 11/09/2006 12:58)
Misy hevitra ambadika ve sa??????? :roll::roll:
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281743 ... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:20
Noslid ( 07/09/2006 20:02)
Mampalahelo!!!!!!!!!
Izany tokoa ny hoe mitatatra ho an'ny hafa:roll::roll::evil::evil::evil: http://www.wanadoo.mg/feco.php?articleId=281487 ... suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 16:46
Noslid ( 16/07/2006 09:42)
Mila vonjy
mbo ampio zalahy fa tena loza ah! Tsy misy volombava mihitsy aho sady tsy misy volon-tratra de atao'ny sipa fihomehezana foana nefa mba efa 30 taona hany. Inona no tokony hataoko fa mba efa mampiasa r... suite
répondu par tywa68 le 03/09/2006 09:22
Noslid ( 13/07/2006 11:59)
"JEREO ETO"
O ry reto ah! Mba ahoana kay ny fametrahana ilay heo "jereo eto" fa mba maro ny zavatra tiana hifampizarana aminareo nefa toa tsy mety tafa mihitsy ilay izy?:roll::roll::roll::roll:... suite
répondu par sarobidy le 18/07/2006 09:46
Noslid ( 17/12/2005 17:53)
Maivana
Inona ny zavatra faran'izay maivana indrindra eto an-tany? (sopapa kely: ny heritreritra dia efa mahazaka sy mampihetsika azy)... suite
répondu par bozimanga le 18/01/2006 10:26
Noslid ( 05/12/2005 14:49)
Diastrika
Inona ary izany: rahefa mitombo ny Distrika dia tsy hita intsony ny momperana pastera topom-paritany eny fa na dia mitoriteny aza izy?8O... suite
répondu par Veloo le 13/12/2005 16:53
Noslid ( 23/10/2005 10:00)
Nahoana kay
Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?... suite
répondu par Herimiafina le 26/10/2005 13:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076