Hypnotisme

1. Noslid ( 27/11/2006 06:35)
Tena mandaitra ve io indrindra amin'ny resaka relaxation sns? Mety misy mahalala ve nareo hoe aiza no misy fianarana hypnotisme eto Tana? Misaotra betsaka
novalian'i cutie ny 06/12/2006 00:25
2. Fiffi ( 27/11/2006 06:39)
zah aloha mbola tsy nandalo t@ io fa nahita reportage betsaka mihintsy t@ hoe relaxation de manao temoignage le olona hoe tena nandaitra be le izy .
3. sakaizakely ( 27/11/2006 13:08)
noslid> hypnotisme izany ve tsy fanampiana avy any ivelany ? hiandry an'izany ve ? fa maninn ianao no mila relaxation ? Tsy aleo ve manao activités mahafinaritra ny saina fotsiny dia relaxé e ?
4. cutie ( 27/11/2006 14:03)
yoga atao na meditation:)
5. melody ( 27/11/2006 16:35)
miray hevitra @ sakaizakely zà, saingy kosa mety tsy ho azy manokana ilay izy fa te-hanana fototra asa mihintsy izy momba io. Raha ny fahalalako aloha dia toa tsy hilainy malagasy ilay izy satria tsy dia stressé be toy ny europe ange dago e, na mahantra aza ny firenena mbola misy masoandro mibalika fona isika, mbola manana fotona hanaovana sieste, etc. sa ahona?:wink:
6. Noslid ( 28/11/2006 06:34)
sakaizakely:

noslid> hypnotisme izany ve tsy fanampiana avy any ivelany ? hiandry an'izany ve ? fa maninn ianao no mila relaxation ? Tsy aleo ve manao activités mahafinaritra ny saina fotsiny dia relaxé e ?

Tsy hoe mila an'io anie aho eh!:-D:-D:-D Mba heritreritra mandalo fotsiny io satria manko izaho aty Sudaf miaraka amin'i Nickovy de besaka be koa ny olona mandeha any amin'ireny Hypnotistes ireny de mba lasa ny saina hoe mba misy koa ve any Dago?
Ilay yoga aloha tena 100% eh!Ny meditation koa OK!=))=))=))
7. Zina ( 28/11/2006 17:44)
Noslid a amiko aloha tsy tiako io e... satria manakaiky (amiko zany ) ny spiritisme...
8. cutie ( 28/11/2006 18:28)
Ilay yoga aloha tena 100% eh!Ny meditation koa OK!

in zao no mahatapa-tsinay @zany :roll::roll::roll:
9. Fiffi ( 28/11/2006 20:51)
:-D:-D
10. cutie ( 28/11/2006 21:05)
fiffi:roll:
11. Fiffi ( 28/11/2006 21:08)
:):-*
12. cutie ( 28/11/2006 21:11)
:lol::lol::lol:
13. Fiffi ( 28/11/2006 21:12)
hypnotizeko eo ndry an ! :-D:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 28/11/2006 21:14)
:-D:-D:-D:-D
tsy mandaitra amiko zany :-D
15. Fiffi ( 28/11/2006 21:20)
zany ve ? hummmm......:-D:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 28/11/2006 21:28)
:-D:-D:-D:-D
ie
17. Fiffi ( 28/11/2006 21:42)
zah ange mahay eh ! sady à distance :wink::-D:-D:-D
18. cutie ( 28/11/2006 22:00)
:-D:-D:-D:-D
efa we wa tsy mandaitra
19. Noslid ( 29/11/2006 13:13)
Io ary i cutie fa hypnotzeko. Jereo tsara:roll::roll::roll::-/:-/(l)(l):-*:-*:-* Mbola tsy mandaitra foana ve?:-w:-w:-w:-w =))=))=))=))
20. tslem ( 29/11/2006 14:04)
aiza no misy fianarana hypnotisme eto Tana
:arrow::arrow:
satria manko izaho aty Sudaf
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2547