pok pok

1. kallie ( 24/07/2008 13:09)
ina kay ny anaran'ny vônatsindrana am teny vazah? pok pok izy any tanàna fa ny tena izy kay ina?
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:31
2. fahamarinana ( 24/07/2008 14:09)
:arrow: pysalis izy zay raha tsy diso aho...(l)
http://www.fotolia.com/id/6990379
3. xxx ( 24/07/2008 14:18)
Ny pok pok aty @ tanana dia voanjobory raha tsy diso.
4. ni81 ( 24/07/2008 14:34)
fahama a! physalis akia :)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Physalis
5. simplex ( 24/07/2008 15:54)

ni,
http://fr.wikipedia.org/wiki/Syphillis :roll:
6. ni81 ( 24/07/2008 16:07)
Andray kosa ry simplex :lol: aretina no lazainao eto!
7. simplex ( 24/07/2008 16:13)

kay
azafady fa ity no tiako tenenina Jereo eto ;-)
8. ni81 ( 24/07/2008 16:16)
tsy misokatra e
9. simplex ( 24/07/2008 16:19)


:)
tena sakanan'ny mpiandraikitra ngambany
:roll:
10. fahamarinana ( 24/07/2008 16:19)
:arrow: :-D :-D ,simple be lay valiny napetraky simplex an... (l)
11. simplex ( 24/07/2008 16:23)

:-D :-D

:arrow: ekena araka ny voalazan'ny fahamarinana sy fahamasinana ^:^
12. ni81 ( 24/07/2008 16:24)
Mananihany mihitsy a! Fa izao e: sao mba misy mahalala ianareo hoe inona no anaran'ny voandelaka @ teny frantsay (na dia tsy ao anaty sakafo aza) fa nahita maniry aho taty.
13. fahamarinana ( 24/07/2008 16:31)
:arrow: ni81 :fa ataon-njy inona voan-delaka,fihinana angaha ireny aloha ? ,mba tsy haiko ndray aloha zay...:) (l)
14. ni81 ( 24/07/2008 16:36)
Hi hi, tsy fihinana fa sendra nahita maniry aho dia tsy fantatro ny anarany @ teny vahiny fa nazavaiko t@ vazà namako fotsiny hoe fanafody famonoana hao io raviny io.
15. simplex ( 24/07/2008 16:57)

ni,
ny GooGle manome hoe Azadirachta indica A. Juss (nom scientifika ngamba)
http://www.metafro.be/prelude/view_plant?pi=01570

fa ozy hoe voandelaka ihany avy eo...
:arrow: Nom vernaculaire : traimpilga, voandelaka
teny gasy vazah ngambany io zany :)

laverite,
mety hanaovana vary aminanana ny ravin'reny ka... tsara be mintsy :)
16. ni81 ( 24/07/2008 17:19)
ni,
ny GooGle manome hoe Azadirachta indica A. Juss (nom scientifika ngamba)
Jereo eto
Nataoko fa nananihany indray aza :lol: :lol: Misaotra e.
Laverite (hoy i simplex): mangidy be ny ravim-boandelaka kanjo fa tsy fanao vary amin'anana izany; sa andao anaovan-tsika vary amin'anana @ io dia terena hininana e :-D :-D
17. pissoa ( 24/07/2008 17:50)
simp = =))=))=))
18. ainaheri ( 24/07/2008 20:00)
simplex:



:)
tena sakanan'ny mpiandraikitra ngambany
:roll:


:-D:-D:-D:-D:-D


19. simplex ( 24/07/2008 21:29)

:D:D

mba omeo resety ana vary amin'anana any ony i ni81 ry zalah fa tsy hainy ny manao azy a :)

:arrow: tsy asiana nivaquine ;-)
20. ari.malala ( 25/07/2008 07:59)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5968