pok pok

21. kallie ( 25/07/2008 09:48)
:lol: merci tamlé physalis fa nahita iàny za ny farany, mampatsiaro ny tam mbola kely mitsindroka pokpok any antsà, lol
22. ni81 ( 25/07/2008 11:20)
hoy i tsotra taloha :lol: :lol:
mba omeo resety ana vary amin'anana any ony i ni81 ry zalah fa tsy hainy ny manao azy a
tsy asiana nivaquine
Dia izay tsy mahalany saziana asaina manao seza rivotra :-D :-D
23. fahamarinana ( 25/07/2008 11:50)
:arrow: ni81 :fanao kavina fony mbola kalakely rehefa milalao ireny vonina-voandelaka ireny...
kallie :tao am lidl aho omaly nahita voanantsindrana dia naika hividy fa natahotra sao dia matsatso ndray...na niova tsirony
simplex :merci tam ilay lien,noheveriko fa hanahihany ndray ,:wink:,ary ahavitana zvtr betsaka ilay raviny kay ? :) (l)
24. rose4u ( 19/10/2008 10:31)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.481